Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo
41. rakapy
(
23/01/2008 20:05)
Ka iveranako ilay sujet. Io voalazan'Ika io ary eto andrenivohitra no niseho fa raha mandeha any ambanivolo be any ianareo dia hita sy tsapa fa voalemy tanteraka ny sain'ny olona maro nohon'ny fitorina ny baiboly. Sesefana ao an-tsain'ny olona ny hoe aza mivaky loha momba ny eto an-tany fa ny lanitra ihany no banjino.I Jesosy irery no lalana mankany sns... Ny ankamaroan'ny olona moa dia mitady famonjena satria mafy ny fianana ka dia roboka.Izay no nahatonga ilay ady hevitra narosoko.
Nandrianina1> mba migafy koa ireo zandaka ao mahitsy ireo! Tsy maninona fa mbola andrasanay eny Tampoketsa eny ianareo.Mody lazaiko hoe maty radio k7 ny fiara dia tsy maintsy miandry piesy avy any tana.:-D:-D:-D

43. nandrianina1
(
23/01/2008 21:15)
ouff!tatrak ihany la nareo misaotra niandry e!
>mande be io nay satria ny mpitondra fivavahana any no be diploma ndrindra (@ tambanivohitra io a!) de marina daholo ze lazainy aminy!
fa zao iza nefa no tsy mitady famonjena? na any @ jeso io, na any @ patro, na any ballieur de fond, naiza naiza e! ka tsy any @ ze manome malalaka ve no mande?
alefaso @zay le radio fa ty le piesy:-D

44. ikaretsaka
(
23/01/2008 21:43)
ny sasany ry nandrianina mody manome fa tsy arakao fa kay izy sady maka koa ao ambadika ao an..
efa tata-bitrana be ny paosy vao
efa tata-bitrana be ny paosy vao
46. rakapy
(
24/01/2008 00:52)
Misy an'ilay tsy maintsy manone 10% ny harenao aza ko!
Ny firavaka sarobidy atsipy anaty dobo.Nefa misy filet ao anaty dobo ao dia ry zalahy no mampakatra trondro rehefa bebe ny mpanimpy. Sombony fotsiny ireo fa maro no henoko. Ny tena mampalahelo dia ireo olona efa mahantra ihany no mbola hangalana(@ anaran'i Jesosy).

48. rakapy
(
24/01/2008 01:20)
Zay ve enao vao kaopy fa bizna anie ity resaka finoana ity e!:-D:-D:-D
49. nandrianina1
(
24/01/2008 01:34)
ka za mbola sy namonjy finoana secta mintsy!
aiza ve ko misy plongeon sous dobo mintsy angalana harena miafina
for jesus'name sake lte's pray for them
aiza ve ko misy plongeon sous dobo mintsy angalana harena miafina
Ny tena mampalahelo dia ireo olona efa mahantra ihany no mbola hangalana(@ anaran'i Jesosy).
for jesus'name sake lte's pray for them
50. rakapy
(
24/01/2008 01:40)
De mbola nampianao ilay anaran'i Jesosy koe re ity ry kaky o!!! Angamba izy inarivony no mievona any @ toerana misy azy any!:-D:-D:-D:-
51. nandrianina1
(
24/01/2008 01:52)
ka tsy rariny ange zany e!enao tsy afaka hanery we tsy mety zao ry havana malala ao@ Tompo fa ajanony
au moins enao mba mivavaka
>io rakapy le mila vonjy de Jesosy ihany no recours haingana ndrindra mandra-patongan'ny recours hafa a!
au moins enao mba mivavaka
>io rakapy le mila vonjy de Jesosy ihany no recours haingana ndrindra mandra-patongan'ny recours hafa a!
53. rakapy
(
24/01/2008 01:59)
Izay ilay loha hevitra etsy ambony:-D:-D:-D tratra koa ianao izay!!!^^^^^^
54. nandrianina1
(
24/01/2008 02:09)
NY lohahevitra anao voalohany io no nangalako reference de io navahako tsara io ny ny tsy mapitovy azy! fa tratra aooooooona ary:roll:
57. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:47)
fa eritreritra setra tao an-dohako hoa ..... fa nahoana tokoa raha le misy pasterana sekte ireny dia manatrika ao ianao dia rehefa heno ilay manipulation dia misy mpivavaka 1 mitsangana ianao dia manao heo tsy mety izany ry havana malala ao @ Tompo fa bizna ankolaka...
maninona no tsy misy sahy manao an'izany rehefa misy mahatsapa hoe mihodina an-kafetsena izy izany
raha misy izany.. (atao hoe iny ialahy rakapy fa mitsangana ohatra) de ahoana ny mety ho effets?
raha ny fijerinareo azy?

58. rakapy
(
24/01/2008 02:53)
Za kalongany tsy mba sahy ko! Hiatson=dry zareo pra na fokonolona eo vao loza!!!:-D:-D:-D
59. ikaretsaka
(
24/01/2008 02:55)
fa maninona no hoa pra? pasitera manao tsy maninona ko ialahy rehefa manao tsy mahazo?:-P
soa ihany aho fa tsy zanak'i Pasitera le raha tsy izany ngamba leo anahy ny pra sy ny fokonolona!:-P
soa ihany aho fa tsy zanak'i Pasitera le raha tsy izany ngamba leo anahy ny pra sy ny fokonolona!:-P