Mino an'i Jesosy ny kritianina satria matahotra no sady kamo
61. prime
(
25/01/2008 12:09)
ikaretsaka:... ianao angaha efa sahy nanao toa izany rehefa mahita tsy mety ataon'ny pretra sy ny mpitarika ao amin'ny ekar???
fa eritreritra setra tao an-dohako hoa ..... fa nahoana tokoa raha le misy pasterana sekte ireny dia manatrika ao ianao dia rehefa heno ilay manipulation dia misy mpivavaka 1 mitsangana ianao dia manao heo tsy mety izany ry havana malala ao @ Tompo fa bizna ankolaka...
rakapy> ny finoana tsy avy amin'ny olona, ka raha misy kristiana noho ny tahotra sy ny hakamoana no antony anatonany an'i Jesosy dia ivavaho izy hiverina amin'ny lalan'ny fahamarinana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana ao amin'Andriamanitra...
Raha tsy izany dia manolora vahaolana mendrika manoloana izao olana mahavaka anao izao...
62. ikaretsaka
(
25/01/2008 20:52)
ie.. efa nanao tsara tokoa aho. tany @ sisiny (atsimo atsinanana iny) : toy izao ilay tantara :
lasan'ny rivodoza ny tafom-piangonana dia nampanao vokatra ho ezaka hanaovana ilay tafo ingahy katesista. Heno fa nisy zavatra hafa nanaovany azy ny vola ka tsy vita ny tafo, izy nefa ammin'ny toriteniny ao am-piangonana avy eo no mbola mangataka aminay volontaires hoe hitadiavana fika any ambony any le tafo sy ny fanatsarana ny fiangonana .
dia tonga de nitsanganana dia novakiana bantsilana teo imaso imaso teo hoe efa nataonareo ny ezaka tafo na tsy ampy aza.. ka asehoy aloha hoe hatraiza ny vidiny, nankaiza ny fandehan'ny ezaka , soraty @ taratasy hoe nankaiza ny vola, raha nisy entana efa nbovidina dia apetaho ho hita hoe ireo ilay izy na ny hoe hatreto aloha no voatafo sy takatry ny ezaka . dia mitohy ny resaka

63. rakapy
(
25/01/2008 21:06)
Prime> Inona moa no tokony hivavahako ho azy? Izy ary efa tafiditra any @ ilay ilanareo kristianina azy koa izaho indray ve no hisakana sy hamily lalana azy? Tsy fombanay ny manodikodina fihevitr'olona toy ny fanaonareo.
65. ikaretsaka
(
26/01/2008 00:57)
fijo> nisambodika ko...
fa tsy niantsoana zandary sy fokonolona aloha za fa izy aza no saiak maty!

66. nandrianina1
(
26/01/2008 01:29)
hay kay ika efa nitsangana tany ho any knou!
rakapy> ra Xana iray(na 2...) wa no diso aza melohana daholo izy rehetra, otranle we ra ny volon-doha no manimba no bogosite de in n esorina fa tsy tena rehatra akory ampijalina anovana fanovana daholo

67. rakapy
(
26/01/2008 02:19)
Bravo ika! vitanao ny mission. Ataoko hoe mbola niala zigla koa i lery hoe: ankinina @ jesosy daholo ny zavatra rehetra:-D:-D:-D
nadrianina1> Izaho anie tsy manameloka ny xana rehetra. raha miteny aho dia asiako foana hoe @ ankapobeny,na ny sasany... Izany akory tsy midika fa hoe ny rehetra.
Io dia mitovy ilay fi distingue-va-ny xana sasany ny olona tsy mitovy hevitra aminy.
Ary raha miteny izay mba fantaro fa mety na tsy mety eo @ xana aho dia anjaran'izay voakasika no miheritreritra. Fa izay tsy voakasika kosa dia tsy tokony hi-chauffe:-D:-D:-D

68. nandrianina1
(
26/01/2008 03:20)
Ka le fanaovan'nga azy mitovy @le we lita no diso de ny iray kilasy no collé knou
69. rakapy
(
26/01/2008 03:42)
Ka mitovy@ izay no fomba fanaon'ny xana. Rehefa tsy xana dia Satana.!
70. ikaretsaka
(
27/01/2008 02:47)
ny ahy rakapy sy nandrianina dia izay ihany ny filozofiako @ ity resaka fivavahana sy toriteny sy ny sisa ity a an
.. rehefa te hi wawawa hitarika olona dia ampiseho ny vokan'ilay antony hanaovana wawawa aloha hojerena sy hiadiana hevitra.
maty momoka ny finoana raha tsy misy Asa ho'zy i jakoba.. dia asehoy hoe mino ianao @ zavatra ataonao
Asa mora hitan'ny olona haseho ny olona , amin'izay finoana mora hita sy mazava no omena ny olona sy raisiny fa tsy finoana miafin sy maizina a!
ohatra: indrindra raha te haka volan olona hanasoavana ny soa iombonana .. ampisehoy raha tena nanasoavana ny soa iombonana tokoa ilay izy, dia "mino" anao ny olona!
raha te hiteny fa kristianina na hampivavaka , ataovy eo @ izao tontolo izao sy eo imason'ilay olona @ examples ataonao @ tenanao aloha ilay izy.
par experience... ny ATAONAO no inoan'ny olona kokoa aloha vao NY AMBARANAO!

71. nandrianina1
(
28/01/2008 01:44)
Ika> dakaoro
rakapy> tsy izany nena fa refa tsy Xana enao de olona mitovy amiko alou :-* refa tsy olona enao de hafa ndray zay:-D

73. nandrianina1
(
28/01/2008 04:22)
za nge be lagaly be ry rakapy e! sady maimbo tongolo gasy be ny vavako:-D
74. prime
(
28/01/2008 10:13)
rakapy:... ka inona ihany koa moa raha izany no anambaranao olana tsy mitombina etoana raha izany? mety izay no fahitanao azy ivelany hoe amin'ny tahotra sy hakamoana fa tsy izay no tena zava-misy???
Prime> Inona moa no tokony hivavahako ho azy? Izy ary efa tafiditra any @ ilay ilanareo kristianina azy koa izaho indray ve no hisakana sy hamily lalana azy? Tsy fombanay ny manodikodina fihevitr'olona toy ny fanaonareo.
ikaretsaka> Tena tsara izany fahasahianao izany... fa tsy voatery hoe izay nety taminao izay no tena mety na lalana tokana fanitsiana izay tsy mety eo anivon'ny fiangonana...
75. rakapy
(
28/01/2008 19:19)
Prime> Raha tsy voakasik'ilay olana ianao dia arabaina.
Nefa aza saromana ny fahamarinana fa tsy ahitana ny fampandrosoana. Manana adidy lehibe ny Xana rehefa nitarika olona iray ho any aminy. Ka aza odina tsy hita io zava-misy io. Tsy ny tenako ihany no nilaza sy nahita izany fa maro.
Nandrianina1> ka tsy tinao zany ilay bisous nomeko anao? raiso am-pitiavana moa fa za tsy miolana e!:-D:-D:-D

76. ikaretsaka
(
28/01/2008 19:53)
prime. raha fiangonana kely ohatran ireny na zavatra tsotra ohatran'izany nefa mety hiteraka zavatra hafa dia aleo amboarina dieny tsary mihitatra ka, any amin'ireny kely ireny..
atao erikerika maha tondra-drano e, hiandry an'iza vao haneho ny tsy mety?:wink:

77. prime
(
29/01/2008 08:59)
ikaretsaka> ekena, manaiky ny vitanao sy ilay fomba aho fa ahafahana manatsara tanteraka... fa ny vavaka koa mahavita be...
rakapy> izay mantsy ilay lazaiko hoe fomba fahita ivelany izay tsy diso tsy akory (satria fomba fahita ankapobeny ihany) saingy tsy izany no tena zava-misy...
Ny fanamarihako eo ambony dia tsy fialàna andraikitra fa fandraisana sy fampandraisana andraikitra aza... fomba Malagasy ny tsy mijery harina an-tava, ary izany indrindra no tsy anaovana tsikera tsy mampandroso fa tsikera mampandroso ka nilazàko hoe, inona ary no vahaolana entinao, raha tsy izany dia mivavaha ho azy... fa tsotra ny miteny hoe tsy mety ny toa izao na ny toa izatsy, izao no fahitako ny momba izao fa hitako mampalahelo sns...(tsy "important" ny filazàna izany raha ny fahitako azy), ny tsara dia mitondra ny olana sy ny tsy mety ary manolotra soso-kevitra sy vahaolana mahomby...
Ka tsy resaka manaron-tsarona olana na manakona fahamarinana no antony nilazako hoe raiso ny andraikitrao... raha tsy misy ataonao dia aza itarina ho olana izany fa sao tsy misy akory ilay olana fa ianao ihany no mahita izany ho olana... ilay kristiana "concerné" aza tsy mahita izany ho olana (ohatra io)...

78. ikaretsaka
(
29/01/2008 17:55)
'vavaka' koa ry prime ny miteny an!
tsy ngonongonona anie ny vavaka e
tsy ngonongonona anie ny vavaka e
79. ikaretsaka
(
29/01/2008 21:17)
fa amin'i prime iznay raha azoko tsara (tsarao aho raha diso)
dia hoe tsara kokoa ny mivavaka fotsiny ho an'i pasitera raha maloto be ny tarehiny
nohon'ny tonga de miteny hoe .. pasitera o... maloto be ny tarehinao fa ndana lo' misasa!

80. prime
(
30/01/2008 06:56)
ikaretsaka> tsy io vavaka iray io no lazaiko...:)
Ohatra io raisinao io, hoe maloto ny tarehin'i Pasitera... dia rehefa noteneninao izy hoe maloto fa sasao dia nosasàny... madio izy anio, fa rahampitso mbola maloto ihany ny tarehiny dia hiteny indray ianao, dia toy izany hatrany... efa mety izany fa ilaina koa ny vavaka ka angatahana an'Andriamanitra handray an-tanana ny fahadiovan'i Pasitera ka hampatsiahy sy hampahafantatra ny mampaloto azy foana... fa izaho miteny aminao fa hadio foana i Pasitera ary ho fantany ny tsy mety hataony mamploto azy isanandro, amin'izay tsy mila tenenina foana hoe maloto indray Pasitera ny tavanao... :)
ikaretsaka:... tsy hoe tsara kokoa na mety kokoa fa misy lalana maro hoy aho fanao raha te-hitondra fanitsiana eo anivon'ny fiangonana... io nataonao io izao fomba iray, dia hoy aho hoe ny vavaka (amin'Andriamanitra)koa mahaova zavatra betsaka...