fiangonana sy ny vokany
81. Jeankely
(
24/10/2007 06:49)
Ny vahoaka sasany mandray azy no tsy mahay satria tsy ny ataon'ny mpitarika fivavahana no filamatra hianarana. Sahala ny fianarana io misy ny tafita misy ny fianarana indray no nahalasa adala azy ary misy ny mahaibe tsy mahavita inoninona nefa ny fianarana no tsara ary fanovoazana ny rehetra. Tsy diso amin'izay vokatra azonao mihintsy ny fiangonana fa ianao no mijinja ny hadisoana sy tsy fahaizanao miaina.
83. cutie
(
24/10/2007 11:26)
prime
haiko ny dikan;ny atao we fiangonana fa aza miseho milay eo .
mbola averiko ihany
ny fiangonana no fositra :-D:-D:-D:-D
haiko ny dikan;ny atao we fiangonana fa aza miseho milay eo .
mbola averiko ihany
ny fiangonana no fositra :-D:-D:-D:-D
85. fijo
(
24/10/2007 20:56)
toerana iray natao "hiangonana"aloha,ary mety hoe hiresahana amin'izay hinoany koa,hoan'ny hafa.tsy mivavaka daholo izay tonga ao aloha.ao de mifanohantohana ao.
86. rabilabila
(
24/10/2007 21:48)
fiangonana : fototeny ==> angona ,entimilaza==> miangona .
fiangonana : toerana ivorian'olona maromaro iarahany mankalàza izay zavatra tiany .
Ohatra : Niangona tao amin'ny "Salle Pleyel" aby ireo olona mpakafy ny mozika nataon'i Chopin ,ary dia tolagàga izy ireo nahita ny hafaingan-tanan'ity zazalahy avy any Chine mbola tsy feno 18 taona akory .

88. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:47)
Rasiligaoma:
izay koa antony 1
fa ny mahagaga anie dia ireo efa mafy ady ihany no volosana e!
Jereo fotsiny fa ny atokom-pivavahana evanjelika kely manodidina an'Andralanitra fotsiny no efa misy ho 50, ankoatran'ny an'i Pere Pedro (iny efa glady be)
jereo koa fa eny amin'ny quartier an'ny somary sahirana sy be mpianatra sy tanora , no feno ireny fiangonana sectes ireny: Isotry, 67, ambohipo, ankatso sns.. fa rare izany hoe misy fiangonana secte izany eny Ivandry na Androhibe na Ankadivato na cite planton na Isoraka na Andohalo na Faravohitra.. faamin'ireny toerana ireny dias ireny fiangonana efa ntaolo be tamin'ny andron'ny Mpanjaka ireny no eny!
Asa marina!
Hmmmmm interesting8)
89. prime
(
25/10/2007 10:42)
fijo,rabilabila> misaotra indrindra miezaka manome famaritana ny atao hoe fiangonana... ireo ambaranareo ireo dia azo fehezina amin'ny hoe "toerana na trano fiangonana..." (arakarany)
Fa hafa ny famaritana ny tena atao hoe "fiangonana" avy amin'ny teny grika hoe "ekklesia"...
Fa handeha raisina ireo famaritana nomenareo mirahalahy ireo izay tsy diso tsy akory fa tsy mahalaza ny tena atao hoe "fiangonana"...
cutie,fijo> raha raisina ireo famaritana ireo (fa mbola miandry ilay hoe hay lazain'i cutie)... dia inona no mahafositra na manimba amin'ilay trano na ilay toerana?:) hitanareo fa tsy mahalaza hevitra ilay manilika sy manondro tsy am-piheverana hoe "ny fiangonana no manimba" na ny "fiangonana no fositra"???

90. cutie
(
25/10/2007 12:37)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 20-10-2007 15:44:14
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 17-10-2007 04:48:28
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
Voalaza teo :
Mpandefa : fijo [ Valio ] 17-10-2007 00:26:53
Lohateny : fiangonana sy ny vokany
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada?
dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifanaovany amin'izao andriamanitra izao no tsy mifandray,sa lery mihintsy no tsy mihaino,sa dia tena tsy misy akory izy fa ny vahoaka no lany andro eo.tena tsy misy asany le izy ka.
tsy ny gasy no tsy mahay mivavaka na tsy mifandray @ Atra fa ny fiangonana no fositra
92. Jeankely
(
25/10/2007 13:21)
Izay indrindra. Ny atidohanao mivilana no fositra ary efa voalaza eo ambony izany. Raha Pastera ve tratra maka vadin'olona dia ny Fiangonana no diso sa koa ny Baiboly no diso? Izy no diso ary izay mianatra sy manome vahana ny ratsy no diso miaraka aminy. Mora ny mifampianatra ny ratsy ka izay no fositra. Rehefa tsy mangalatra ohatra ny olona manana toerana avo dia lazain'ny sasany fa hoe tsy nahay nanararaotra. Lasa ny mahay mangalatra indray izany no tokony hatao. Izay no mitarika ny firenena ho vizana. Ny zava-dratsy no hifandovana sy hianarana. Tsy misy hidiran'ny Fiangonana na Baiboly na Quran mihintsy izany.
93. fijo
(
25/10/2007 21:59)
ka ny finoana,no nitarika ny fisian'ny fiangonana.ny fiangonana an,namoaka ny rapasy sy damopa.dikan'izany dia iray lasitra ireo,ka samy ohatra sy tahaka hoan'ny vahoaka.raha iray amin'ireo no manondrana,dia izay le fositra
94. cutie
(
26/10/2007 01:01)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-10-2007 23:59:54
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
ka ny finoana,no nitarika ny fisian'ny fiangonana.ny fiangonana an,namoaka ny rapasy sy damopa.dikan'izany dia iray lasitra ireo,ka samy ohatra sy tahaka hoan'ny vahoaka.raha iray amin'ireo no manondrana,dia izay le fositra
tsy azon'i freak sasany ndray zany e :-D
95. prime
(
26/10/2007 08:37)
Jeankely> tena mazava tsara...
cutie> iza no tena tsy mahazo?:) ny tsy mahafantatra izay lazaina ka tsy mahalala akory ny atao hoe fiangonana sa ny manambara ny hevitra fototra mikasika ny ota sy ny tsy fahamarinana toa ny lazain'i Jeankely?
fijo:... tsy ny finoana r'ise no nitarika ny fisian'ny fiangonana a, fa Kristy mihitsy no Lohan'ny fiangonana ary mitarika sy anton'ny fiangonana...
ka ny finoana,no nitarika ny fisian'ny fiangonana.
fijo:... tsia r'ise a... Andriamanitra no miantso ary manendry ny mpanompony... rehefa avoaka ireo dia mbola Andriamanitra ihany koa no manosotra azy... ny fiangonana sady tsy mamoaka no tsy manosotra olona...
ny fiangonana an,namoaka ny rapasy sy damopa.
fijo:... izay ilay ambarako hoe fantaro ny atao hoe fiangonana dia tsy hiteny tsy am-piheverana toa izao...
dikan'izany dia iray lasitra ireo,ka samy ohatra sy tahaka hoan'ny vahoaka.raha iray amin'ireo no manondrana,dia izay le fositra
cutie> iza no tena tsy mahazo?:) ny tsy mahafantatra izay lazaina ka tsy mahalala akory ny atao hoe fiangonana sa ny manambara ny hevitra fototra mikasika ny ota sy ny tsy fahamarinana toa ny lazain'i Jeankely?
96. fijo
(
26/10/2007 22:18)
prime ,ka tsy ny "finoana "an'io kristi io ve no nitarika ny fiangonana???
andriamanitra ve no niantso,dia hanimba zaza fotsiny no alehan'ny sasany ao?
tsy hoe tsy ampiheverana io,fa filazana ny zavatra misy
andriamanitra ve no niantso,dia hanimba zaza fotsiny no alehan'ny sasany ao?
tsy hoe tsy ampiheverana io,fa filazana ny zavatra misy
97. prime
(
29/10/2007 11:01)
fijo> mazava ny tian'ise lazaina kah... fa Kristy no Lohan'ny fiangonana, dia Izy no nanorina ny fiangonana, ary mitarika ny fiangonana... ny finoana no hery iray mahatanteraka ny fiangonana... fa tsy mitarika loatra no mahalaza azy...
"Indro, alaiko ny sasany amin'ny synagogan'i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan'ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao." Apokalypsy 3:9
Ka raha ilay an'i Satàna dia mitombina ny anao... fa raha ilay an'i Kristy dia tsy mitombina velively...
fijo:... tsy maninona averiko foana hoe, tsy toerana, tsy trano, tsy Pasitera, tsy ny Pretra... tsy ingahy Evanjelistra na ingahy Monseniera no atao hoe fiangonana... tsy dia tena mazava aloha ny tian'ise lazaina amin'ny hoe hanimba zaza... fa raha tena fiangonana tsy hanimba zaza no alehany "ao"...
andriamanitra ve no niantso,dia hanimba zaza fotsiny no alehan'ny sasany ao?
fijo:... ny fahitàna ny zava-misy angamba izany no samihafa ny antsika... fa ny tena zava-misy dia ny olona sy ny filàny sy ny otany no mahafaty sy mampihemotra ary mampitotongana ny fiainana, safidiny izany fa sady tsy misy idiran'ny fiangonana no sady tsy idiran'Andriamanitra... ny azo ekena angaha dia misy karazany roa ny fiangonana, na izy an'i Kristy na izy synagogan'i Satàna... voalazan'i Kristy araka ny voasoratra hoe:
tsy hoe tsy ampiheverana io,fa filazana ny zavatra misy
"Indro, alaiko ny sasany amin'ny synagogan'i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan'ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao." Apokalypsy 3:9
Ka raha ilay an'i Satàna dia mitombina ny anao... fa raha ilay an'i Kristy dia tsy mitombina velively...
99. prime
(
30/10/2007 10:54)
cutie> hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :"Ao ihany ny volamena sy ny voahangy* betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.[Na: perla]" Ohabolana 20:15:)