fiangonana sy ny vokany

101. cutie ( 31/10/2007 23:06)
Mpandefa : prime [ Valio ] 30-10-2007 11:54:11
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
cutie> hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy :"Ao ihany ny volamena sy ny voahangy* betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.[Na: perla

=))=))=))=))=))=))=))=))
102. fijo ( 31/10/2007 23:54)
ary toa lanaky ny hehy ndry?
103. cutie ( 31/10/2007 23:57)
i prime mampime
mampiasa baiboly hamelezana akaiky :-D:-D:-D:-D:-D
104. fijo ( 01/11/2007 21:29)
ka baiboly anie fitaovam piadiana mahomby koa indraindray e.
105. prime ( 05/11/2007 11:41)
cutie> hamelezana akaiky ahoana ary??? fitiavana no ilazàna izany ary mbola io fitiavan'Andriamanitra io no manesika ahy hilaza aminao fa fahendrena sy fahalalàna an'Andriamanitra no harena tsara indrindra... hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy : "Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy." Salamo 34:8
106. cutie ( 05/11/2007 15:26)
hita fa famelezana le ery ambony ery :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837