fiangonana sy ny vokany
61. steeeel
(
18/10/2007 23:29)
rehefa avy namaky ny bokin-draGallieni izaho dia nahita fa efa hatrany mihintsy kay no nampiarina ny fahafahana arampinoana na ny liberté de religion tao Madagasikara.
noheveriko foana fa Zafy Albert no nanao an'io.
noheveriko foana fa Zafy Albert no nanao an'io.
62. ikaretsaka
(
19/10/2007 00:10)
mandrindra:
Fehiny : Be dia be ny vokatra tsara azon'izao tontolo izao avy amin'ny fiangonana eo amin'ny lafiny mahaolona. Hopitaly, sekoly, fanampiana mivantana, toe-tsaina, sns. Mbola misy nefa ny mahantra, mbola misy ny habibiana sns. Tsy mahagaga satria mitombo isa miaraka amin'ny mponina eran-teny ny fanoherana ny fiangonana sy izay mba mampianatra ny tsara toa azy :-D:-D:-D
pissoaaakooooo ô, soa dia soa tokoa moa ny hôpitaly, sekoly, fanampiana isankarazany ataon'ny fiangonana. fa mba tsetsetsetsa tsy aritra ny ahy, mampidi-bola ve ny fiangonana hanaovany an'ireny asa ireny sa ahaoana no ataony? :wink:
mba hazavazavao hoe ilay vokatra tsara marobe azon'izao tontolo izao amin'ny lafiny mahaolona, raha tsy mahadiso:lol:
Ilay fiangonana 1 lazaina hoe ratsam-batana no resahiko eto an!
mampidi bola tokoa izy, saingy misy amin'ireny organise ny fianarana sy ny universite ohatra (sady mahasoa amin'ny maha olona, toe tsaina sns fa tsy fianarana fe fianarana fotsiny) no fidirambola. Eny na tsy hiresaka ireo moines mpanao sokola sy divay sns any Mada fotsiny isika.
63. Jeankely
(
19/10/2007 05:24)
Rehefa mijery ny Fiangonana ve dia ny ao Mada ihany no jerena sa ny Fingonana eran'izao tontolo izao? Araka ny voalazan'ny namana ambony fa ahitana voka-tsoa lehibe ny fiangonana fa izay tsy mahay mandray no tsy tafavoaka. Fitenin'ny Malagasy ny hoe ANDRIMANITRA NANOME FA I BALITA NO TSY AMBININA. Amin'ny lafiny rehetra dia tsy ny adalana ao Mada ihany no jerena fa ny fahendrena mety ho hita eran-tany.
64. Herimiafina
(
19/10/2007 05:26)
Any Scandinavie izao fonctionera ny pasitera, any US, mitady US Army Champlain betsaka amin'izao ho an'izay mazoto.:^):@
65. Jeankely
(
19/10/2007 05:32)
Midika ve io fa tsara ny vokany sa ahoana? Ho ahy aloha dia tsara faran'izay tsara ny fiangonana fa ny vokany arakarakao mandray sy miasa aminy.
70. fijo
(
19/10/2007 21:06)
herimiafina ,hoany US aho hampivavaka raha izany.
cutie,tena haindry le marina
cutie,tena haindry le marina
71. cutie
(
19/10/2007 23:14)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-10-2007 23:06:10
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
herimiafina ,hoany US aho hampivavaka raha izany.
cutie,tena haindry le marina
tongava aty mitsy i fijo hampivavaka :-D:-D:-D:-D
72. Jeankely
(
20/10/2007 03:25)
Ho an'i Cutie izay milaza any US. Ny fiangonana tsy fositra fa ny mpivavaka no donto tsy mahalala ny soa homen'ny finoana azy. Tsy misy milaza aminao fa rehefa any US ianao dia filamatra. Any US misy ny tena mpivavaka ary misy ny tena fiainana miaraka @ onta rehetra. Tsy ny mitranga rehetra any US no arahina akory.
73. cutie
(
20/10/2007 13:30)
jeankely
fiangoanana any Dago no resahin'i fijo fa tsy fiangoanan any US.
Ary aza mandray an-tendrony :-D
fiangoanana any Dago no resahin'i fijo fa tsy fiangoanan any US.
Ary aza mandray an-tendrony :-D
74. cutie
(
20/10/2007 13:31)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 17-10-2007 00:26:53
Lohateny : fiangonana sy ny vokany
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada?
dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifanaovany amin'izao andriamanitra izao no tsy mifandray,sa lery mihintsy no tsy mihaino,sa dia tena tsy misy akory izy fa ny vahoaka no lany andro eo.tena tsy misy asany le izy ka.
75. cutie
(
20/10/2007 13:44)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 17-10-2007 04:48:28
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
Voalaza teo :

tsy ny gasy no tsy mahay mivavaka na tsy mifandray @ Atra fa ny fiangonana no fositra
76. steeeel
(
20/10/2007 20:25)
misy fiangonana foana na any usa na any dago, ny armée aza izany vao maika mampirisika ny hivavahan'ny olony any us.
77. xxx
(
20/10/2007 20:49)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 20-10-2007 15:44:14
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 17-10-2007 04:48:28
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
Voalaza teo :
Mpandefa : fijo [ Valio ] 17-10-2007 00:26:53
Lohateny : fiangonana sy ny vokany
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada?
dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifanaovany amin'izao andriamanitra izao no tsy mifandray,sa lery mihintsy no tsy mihaino,sa dia tena tsy misy akory izy fa ny vahoaka no lany andro eo.tena tsy misy asany le izy ka.
tsy ny gasy no tsy mahay mivavaka na tsy mifandray @ Atra fa ny fiangonana no fositra
78. Jeankely
(
21/10/2007 05:41)
Ny fiangonana dia averiko ihany fa tsara ary tsy misy maharatsy azy fa ny mpivavaka sy ny mpitarika fivavahana sasany no mitory ny asan'ny ota. Sahala ny Internet io. Tsara ary ahitana ny rehetra nefa hita sy afafy ao daholo ny resaka vetaveta rehetra na misy ny resaka tsara rehetra aza ao. Koa ny fisian'ny resaka maloto ao @ internet ve no ilazana fa ratsy ny internet?
79. prime
(
22/10/2007 11:11)
cutie:... valiny tsy milaza n'inon'inona noho izany ny filazàna ny fiangonana ho fositra dia diso ihany koa... raha tsy fantatrao ny atao hoe "fiangonana" dia tsy milaza n'inon'inona ny lazainao...
hanadina lesona i prime
fiangonana=church