fiangonana sy ny vokany
41. cutie
(
18/10/2007 19:25)
38. Mpandefa : prime [ Valio ] 18-10-2007 15:13:44
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
cutie> Andriamanitra rehefa hitsara sy ho avy amin'ny andro farany dia tsy ny fiangonana na ny anaram-piangonana no hitsaràny ny olona fa ny mahaizy azy ny tsirairay...
Ny tsirairay no mahafiangonana ny fiangonana fa rehefa ilay tsirairay no tsy ampy firaisana sy fifankatiavana amin'Andriamanitra dia tsy misy antenaina firy loatra amin'ny fiangonana
adinon'i prime ny mpitarika:lol:
43. fijo
(
18/10/2007 21:05)
izao e,rehefa jerena dia tsy misy hilana le fiangonana izany raha ny fampandrosoana ny firenena no tiana kendrena.
sady ilay fiangonana rehefa be,manjary miady an trano ka loza be
sady ilay fiangonana rehefa be,manjary miady an trano ka loza be
44. mandrindra
(
18/10/2007 21:10)
pissoa:
Fehiny : Be dia be ny vokatra tsara azon'izao tontolo izao avy amin'ny fiangonana eo amin'ny lafiny mahaolona. Hopitaly, sekoly, fanampiana mivantana, toe-tsaina, sns. Mbola misy nefa ny mahantra, mbola misy ny habibiana sns. Tsy mahagaga satria mitombo isa miaraka amin'ny mponina eran-teny ny fanoherana ny fiangonana sy izay mba mampianatra ny tsara toa azy :-D:-D:-D
pissoaaakooooo ô, soa dia soa tokoa moa ny hôpitaly, sekoly, fanampiana isankarazany ataon'ny fiangonana. fa mba tsetsetsetsa tsy aritra ny ahy, mampidi-bola ve ny fiangonana hanaovany an'ireny asa ireny sa ahaoana no ataony? :wink:
mba hazavazavao hoe ilay vokatra tsara marobe azon'izao tontolo izao amin'ny lafiny mahaolona, raha tsy mahadiso:lol:
45. pissoa
(
18/10/2007 21:19)
Ie - mampidi-bola ny fiangonana ! Ka na ny rakitra tatazana rehefa mivavaka fotsiny aza ... vola miditra ireny.
Tsetsetsetsa tsy aritra : mivadika ratsy angaha ny fianarana/hopitaly sns raha mampidi-bola ny fiangonana hanaovany an'ireny ... tsy azoko mantsy ny anton'ilay fanontaniana :-D:-D:-D
Efa ireo ambony ireo ilay vokatra tsara marobe azon'izao tontolo izao avy amin'ny fiangonana koa.

46. fijo
(
18/10/2007 21:27)
rehefa lasa fitadiavam bola le fianarana dia loza ny vokany ka.sy ny hopitaly.
47. mandrindra
(
18/10/2007 21:28)
tsia, tsy hoe mivadika ho ratsy fa mba lina te-ahalala ary dangitra te-ahafantatra. rakitra ve ahatsangana hôpitaly? sa misy mazi mazi toa an'ilay mofo sy trondro, dia lasa mitombo ho be dia be ilay izy?
saika mba hitango aho fa tsy hitako hoe aiza ilay izy
saika mba hitango aho fa tsy hitako hoe aiza ilay izy
49. pissoa
(
18/10/2007 21:36)
fijo : hay ve izay fotsiny e ! :-D:-D:-D
mandrindrakooo, izaho aloha tsy niteny hoe rakitra fotsiny dia ampy ny fiangonana e. Saingy izaho tsy miasa amin'ny fitantanana ny volan'ny fiangonana dia tsy afaka manome details ny fidiram-bolany eto :-D:-D:-D

51. cutie
(
18/10/2007 21:44)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 23:05:33
Lohateny : Re : fiangonana sy ny vokany
izao e,rehefa jerena dia tsy misy hilana le fiangonana izany raha ny fampandrosoana ny firenena no tiana kendrena.
sady ilay fiangonana rehefa be,manjary miady an trano ka loza be
ka efa we io no fositra:-D
52. rabilabila
(
18/10/2007 21:45)
pissoa ko an!! Feno ny fiangonana ,ny rang dimy voalohany ny laibany (ireo mandray aman'hetsiny ) ataovy ny kajy amin'ny ampahafolony ( aman'arivony maromaro ihany ) Resaka ampahafolony fotsiny iny an!! dia avy eo ny rakitra :tsy manaiky gisitra ilay oe akaiky nahita an'ilay anakiray nametraka billet 10000ariary dia nametraka 1 billet de 10000 sy 1 billet de 5000 ariary etsetra etsetra .....
Vazivazy iray an-dàlana fa aoka ny fanjakàna tsy hamatsy ny fiangonana fa maro dia maro ny adidiny ho an'ireo valala be mandriny .Ny zavatra dénoncer-ko ery ambony dia ny fanjakana mamatsy vola hanaovana fiangonana nefa ny ankizy tsy vita vaksiny ,tsy mihinana nivakina .........
Valala ,valala be mandry ialahy
Valala be mandry ialahy
Rahoviana ihany vao valàla be mifoha
Sareraka

53. pissoa
(
18/10/2007 21:46)
Tsy hoe fotsiny fa miverina amin'ny teny tery ambony ihany ilay izy dia nataoko an'io :-D:-D:-D