nahoana
81. rabilabila
(
05/10/2007 20:32)
tena tsy azoko ny tianao lazaina ry RABILABILA
Nareo koa aloha toa tsy manana sens de l'humour mihitsy an!!
82. fijo
(
05/10/2007 21:41)
gaysnamana,tsy hoe tsy tafiditra,fa tsy mila miditra ny marina kokoa.raha handany andro ao,aleo mifaly miaraka amin'ny akama ny alahady.
ary rehefa zavatra mampiomehy dia mampiomehy fa tsy mil ahoe ao vao mahita azy.ny katolika izao mahita an'io toetra io koa;sa ireo koa tsy tafiditra fa nareo ihany no ao?????

84. ikaretsaka
(
07/10/2007 12:38)
bozy: za koa aloha rehefa tratran'ilay avy mihaiky fahotana ka mandeha ilay hoe Hamindran'Atra fo anie.. ka mandeha manao voninahitra sy miroso @ komonio
de falifaly e
de falifaly e
86. cutie
(
11/10/2007 17:21)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 04-10-2007 22:45:18
Lohateny : Re : nahoana
ilay izy anie mampihomehy e,eo ambaravaram piangonana ry zareo(lehibe io an)korana sy kakaka tsy hay alamina)vao miditra ao,dia hoatry ny zaza kely avy nangalampihinana bedy.(protestant io lazaiko eto io,satria tany aho no niangona fony kely noterena hiangona.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
any @fiangoann'ny katolika kosa alou tsy mampite hitabataba mitsy e :-D
87. Mandefitra
(
12/10/2007 10:33)
E zany izy ra fijo hoe hiditra ao am-piangonana ...
Raha manatrika these ra fijo ohatra, na any @ fitsarana, mitabataba sy mihorakorka ve? Rehefa miditra ny manam-pahefana tsy mitsangana ve? rehefa miteny izy tsy mangina ve?Nefa ireny de olona ihany, ary ny fahaizana samy nianatra ...
Toy zany ko ny mpino rehefa miditra ao ampiangonana.Manaja an'Andriamanitra :
Habakoka 2:20 Jehovah dia ao amin'ny tempoliny masina; Mangìna eo anatrehany, ry tany rehetra!
Rehefa vakiana ny tenin'Andriamanitra, ny FLM dia mitsangana satria ny tenin'Andriamanitra manam-pahefana :
Lioka 4:32 Dia talanjona ny olona tamin'ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny
Fa rehefa hidera kosa dia faly, rehefa voavela heloka dia miadam-po ... Miverena @ zay ra Fijo fa aza manao jery ivelany fotsiny a .:wink:

88. fijo
(
12/10/2007 21:02)
mandefitra an,any amin'ny fitsarana an,rehefa maheno vaovao mahafaly"afaka madiodio"dia tena mibitaka sy mihorakoraka tokoa.ka faly ka;fa le an'ny mpino,na de lazaina fa nahafaly aza;de iny manjoninjonitra eny ihany.tsy azoko intsony.
tokony hoe :"hoy jesoa .trondro 5 sy mofo 3 lasa kaly be"de ny mpino mba mihoraka faly be ."ekena eeeeeeeeee revy e,ny rano eo lasa dovay(za koa hisotro miaraka aminareo eto)