nahoana

41. fijo ( 28/09/2007 20:07)
maro izany isika no mahatsikaritra io "fomba somary maloka io"na dia minia tsy te ahita izany aza ny sasany.
misy manontany hoe kato ve i fijo taloha,tsia ry akama,protestanta ny reniko ary za koa dia "mpiangona"tany fahiny,ary tao mihintsy no tena nahitako io toetra maloka lava io.ny katolika sy ny batista somary mavitrika ihnay.ny jesosy mamonjy dia misy io fotoana tomany io tokoa,ny silamo koa ahitana io maloka lava io.
za tsy miteny ny toetra ety ivelany fa toa misy manafangaro,le rehefa ao ampiangonana no lazaiko.

soanja an,manaraha ndry ahy fa hofaly lava e.
42. ikaretsaka ( 28/09/2007 22:13)
fijo> ndao fa aty aminay falifaly lalandava e..ny anay sady misy tehaka no misy mandihy, no misy vely aponga b e mihitsy ao ampiangonana.
43. gasynamana ( 28/09/2007 22:32)
Samihafa ny atao hoe: hafaliana avy ao anaty sy n hafaliana ety ivelany fotsiny. Hafa ny hafaliana vokatry ny hira sy mozika, fa hafa noho izany ny hafaliana omen'i Kristy. Tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo...
44. ikaretsaka ( 28/09/2007 22:41)
ka karazan'ny tsy norme kosa kosa izay raha ny fijeriko azy raha kristianina, ny any anaty ve lalali lalala de ny aty ivelany mody malomaloka be..

na ny aty anatiny malomaloka be de ny any ivelany mody lalali lalala be...

tsy evident izany amiko aloha e, mifople izany, tsy hitako izay maha fomba Xtiana izany
45. cutie ( 28/09/2007 22:48)
. Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 29-09-2007 00:32:14
Lohateny : Re : nahoana
Samihafa ny atao hoe: hafaliana avy ao anaty sy n hafaliana ety ivelany fotsiny. Hafa ny hafaliana vokatry ny hira sy mozika, fa hafa noho izany ny hafaliana omen'i Kristy. Tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo...

miobon-kevitra:lol:
46. ikaretsaka ( 28/09/2007 22:53)
i cutie izany io faly fople?
47. cutie ( 28/09/2007 22:57)
aiza alou i Ika mahita an'zany falifaly fopla zany e :-D
48. cutie ( 28/09/2007 23:00)
Ikaretsaka
tsy voatery we hira mampifalifaly foana no mahafalifaly ,ary tsy voatery we hira mampa ihany no mampalahelo :-D
49. Rasiligaoma ( 29/09/2007 05:17)
za ko lo tsy hoe hitaraindraina de hoe faly ao izay..
karaha manao ilay zavatra iray iry le!
fa raha miteny za hoe tezitra dia tezitra zay fa tsy hoe za mototra be anie nefa sady :-D ihany
50. Kwasi ( 29/09/2007 11:21)
Mba alaivo sary an-tsaina ohatra hoe nisy vaovao tena mahafaly ao an-tokantrano, ny vady sy ny ankizy izany samy miramiran'endrika faly sy mientanentana daholo, fa ny tena malahelohelo endrika (nefa milaza fa hoe faly). Mba mi-colle ve izany!???
51. Papoose ( 29/09/2007 15:44)
ie mi-colle koa!mba hafaliana saronan'alahelo:lol:
52. gasynamana ( 29/09/2007 20:07)
Ikaretsaka: raha zezoita ianao, na efa nanao Fampiasam-panahy, na manana ilay boky kely ato hoe: fampiasam-panahy, nosoratan'i Md Ignace: dia vakio izay voalazany mikasika ny atao hoe: hafalim-panahy (consolation spirituelle) sy ny alahelo (desolation spirituelle).
Rehefa izany dia miverena eto milaza na fomba kristiana izay nolazaiko na tsia.
53. pissoa ( 30/09/2007 15:55)
ikaretsaka:

ka karazan'ny tsy norme kosa kosa izay raha ny fijeriko azy raha kristianina, ny any anaty ve lalali lalala de ny aty ivelany mody malomaloka be..

na ny aty anatiny malomaloka be de ny any ivelany mody lalali lalala be...

tsy evident izany amiko aloha e, mifople izany, tsy hitako izay maha fomba Xtiana izany

:-D:-D:-D


54. ikaretsaka ( 30/09/2007 18:21)
gasynamana> ny zezoita indrindra indrindra anefa no rehefa faly dia faly sy rehefa tezitra dia tezitra fa tsy manao miatsara ivelantsihy koa!

Raha mandalina lalindalina ny fampiasam-panahy ianao dia hitanao izany.
tetezo anie ry Tetlow, ry Arrupe, ry Anthony Demello, ry Rahner sns...

55. ikaretsaka ( 30/09/2007 19:46)
gasynamana> ny ahy ny nandraisako azy hatramin'izay:
ny amin'ny herinandro voalohan'ny meditations sy ny spiritual exercices dia mi realize ny fitiavan'Andriamanitra antsika, sy taritina isika mba halala-tsaina kokoa ka afaka hahalala ny tadiavin'Atra amintsika sy hiaina sy hahatsapa izany tsiron'ny fiainana izany.. sa tsy izay?
Izay isika vao hoe tokony honest, tamin'ny tsy nahafahantsika manao izany! dia manaraka consolations sy desolations. dia ny consolation dia ny fahatsapana hoe malalaka kokoa mba hahafantatra sy hahalala izay fitiavan'Andriamanitra izay
56. cutie ( 30/09/2007 21:39)
54. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 30-09-2007 21:46:34
Lohateny : Re : nahoana
gasynamana> ny ahy ny nandraisako azy hatramin'izay:
ny amin'ny herinandro voalohan'ny meditations sy ny spiritual exercices dia mi realize ny fitiavan'Andriamanitra antsika, sy taritina isika mba halala-tsaina kokoa ka afaka hahalala ny tadiavin'Atra amintsika sy hiaina sy hahatsapa izany tsiron'ny fiainana izany.. sa tsy izay?
Izay isika vao hoe tokony honest, tamin'ny tsy nahafahantsika manao izany! dia manaraka consolations sy desolations. dia ny consolation dia ny fahatsapana hoe malalaka kokoa mba hahafantatra sy hahalala izay fitiavan'Andriamanitra izay

za interested @le meditation fa ahona ny fanaovana azy :lol:
57. gasynamana ( 01/10/2007 13:12)
42. Mpandefa : gasynamana [ Valio ] 29-09-2007 00:32:14
Lohateny : Re : nahoana
Samihafa ny atao hoe: hafaliana avy ao anaty sy n hafaliana ety ivelany fotsiny. Hafa ny hafaliana vokatry ny hira sy mozika, fa hafa noho izany ny hafaliana omen'i Kristy. Tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo...

Ikaretsaka: io no zavatra nolazaiko. Aiza amin'io no misy endrika fihatsaram-belatsihy? Fanavahana ny tena hafaliana, izay avy ao anaty fa tsy miankina amin'ny zavatra avy aty ivelany no nolazaiko.
I Md Ignace ao amin'ny fampiasam-panahy dia manoro ny hoe: ahoana no hanavahana ny hafaliana tena izy sy ny sandoka.
58. ikaretsaka ( 01/10/2007 17:00)
ka izay indrindra: ny tena izy dia hoe rehefa faly dia avoaka fa tsy hoe malahelo dia mody faly
na faly dia mody manjonitra.
raha mifamadika dia sandoka.. sa?

ny hoe miendrika fiatsaram-belatsihy? ilay part hoe tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo aby!
hay ny manavaka ny ranomasom-boay @ tena izy kosa e..
na ny ranomasom-pifaliana @ ranomason-kalahelo
59. ikaretsaka ( 01/10/2007 17:07)
vao ao @ principes et fondements io ry gasynamana a

L'homme est créé pour louer,
respecter et servir Dieu notre Seigneur
et par là sauver son âme,
et les autres choses sur la face de la terre
sont créées pour l'homme,
et pour l'aider dans la poursuite de la fin
pour laquelle il est créé.

D'où il suit que l'homme doit user de ces choses
dans la mesure où elles l'aident pour sa fin
et qu'il doit s'en dégager
dans la mesure où elles sont, pour lui, un obstacle à cette fin.

Pour cela il est nécessaire de nous rendre indifférents
à toutes les choses créées,
en tout ce qui est laissé à la liberté de notre libre-arbitre
et qui ne lui est pas défendu ;
de telle manière que nous ne voulions pas, pour notre part, davantage la santé que la maladie, la richesse que la pauvreté, l'honneur que le déshonneur, une vie longue qu'une vie courte et ainsi de suite pour tout le reste,
mais que nous désirions et choisissions uniquement ce qui nous conduit davantage à la fin pour laquelle nous sommes créés.
60. lohabe ( 01/10/2007 18:05)
Fijo: misy hira manao hoe

Endrika sariaka
No anompoko anao Jehovah Ray
...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871