nahoana

21. diamondra27 ( 28/09/2007 09:26)
fijo: haiao ve le hira andeha hankafaliana, lavitra akaiky ny any aminao Ray ô


fijo: raha aseho @ fomba mavitrika de 'reny lazain'ny sasany fa secte 'reny na we adala le olona ao fa mitabataba sy mihirakoraka

de aona ihany zany?

Raha mbola tsy vonona ny hanara-dia ny Tompo dia mahita ho lazaina foana ka, fa raha efa miaraka Aminy ianao dia mahatsapa hoe: hay va re ka zao zany le we: miaraka @ Atra e!
22. xxx ( 28/09/2007 09:52)
Eo @ katolika : rehefa fiderana dia endrika faly , fa rehefa eo @ eokaristia no misy somary fotoana milamina satria ahatsiarovana ny Tompo t@ izy nijaly


pissoa:

Misy fotoana fahatsiarovana an'i Jesoa nijaly sy maty amin'ny lamesa ka ! Araho tsara ny vavaka rehefa vita ny fankamasinana. Fa tsy amin'ny komonio ilay izy.



tsy mazava ny anton'ilay remarque ! Ilay 2ème partie n'ny lamesa no fankalazana ny eokaristia amiko fa tsy ilay milahatra fotsiny
23. pissoa ( 28/09/2007 10:35)
:-D:-D:-D

sorry, sady mieritreritra an'ilay tenin'i booboo za tamin'ny namaly fa hadinoko ny nitanisa ka :-D
24. tywa68 ( 28/09/2007 10:36)
tsinjo:

io alou ry zareo a ra ity resaka fivavahana no asiana resaka de lany eto na andro a/ fa amiko fotsiny a de raha tsy misy ny devoly tsy misy fiainana mahafinaritra eto antany ,mino aho fa manaiky anizany doly nareo zay mamaky anity a


Handany resaka ny atao eto k ! :-D

Tsy d'accord @ilay teneninao aho hoe raha tsy misy ny devoly tsy misy fiainana mahafinaritra eto en-tany...:lol:

fijo : efa betsaka no niteny hoe misy ny rehetra mandritran'ny kulta na lamesa. Rehefa lamesa fandevenana aza misy hira feno fanantenàna = faly eo ampiandrasana an'ilay fitsanganana @ maty.:wink:


25. vahiny2004 ( 28/09/2007 12:56)
Ngô dia ny tian'i fijo lazaina kosa aza hoe ny olona mpivavaka dia be no manjoretra , fa tsy ilay rehefa mivavaka akory ?
26. fahamarinana ( 28/09/2007 13:04)
fijo:

misy zavatra tsikaritro kely aminareo mpino kristiania.dia ilay fomba fanehoana azy.
toa aseho foana amin'ny fomba misy "alahelo" le finoana.ny hira manjombona,ny endrika somary atao malahelo na" maontina",mody miondrika lava izany.
fa nahoan ano tsy fomba mirana sy mavitrika no aseho anehoan ale finoana???
hoan'i gasynamana,hevitra avohaka fa tsy fanadihadina indray.rehefa any amin'ny polisy isika manadihady

:arrow:Za kosa Fijo Mpino xana fa tsy mpanjombon-dava izany kle, rehefa mihira ny chorale-nay dia indraindray malefaka fa tsy mampalahelo fa matetika kosa mihetsika na bà-kira gasy e, dia rehefa mivavaka kosa miondrika fa hijery olona ve aho? Ilay hoe sérieux tsy midika hoe malahelo na maontina fa misy toerana mitaky izany fa rehefa vita zao oh ny fotoam-pivavahana ka manao ilay gouters mahazatra iraisana dia isan'izay mpihanihany aho ary mpanadala olona,mais tout ca dans le respect des autres ary tsy misy teny ratsy.Choix-ko irery zay fa mino aho fa misy mpino mbola hafa noho izany.(l)

27. bozyboleta ( 28/09/2007 13:07)
Refa mifona sy mibaboka de tsy maintsy manao mipitrapitra mampalahelo.:cry:
Refa midera de maneho fifaliana @ hira sy tehaka, raha rindrankikra moa de miampy dihy.:lol:
Refa mihaino toriteny de serieux ary raha misy mahavoatsindrona de miondrika manongo tena fa menatra :oops:
28. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:00)
fa nga kosa vitan'ny fifonana sy ny pitrapitra ihany ny fiainana?
29. fahamarinana ( 28/09/2007 14:09)
ikaretsaka:

fa nga kosa vitan'ny fifonana sy ny pitrapitra ihany ny fiainana?

:arrow:Ika ::-D:-D (l)

30. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:12)
izay anie ilay hoe tsy tapitra t@ fandatsahan-dra t@ zoma masina ny famonjena fa mitohy mandrak'izao sy mandrakizay e
31. bozyboleta ( 28/09/2007 14:19)
ika==> f'anga nisy niteny teo hoe mifona sy mipitrapitra fotsiny?:lol:
Refa manota tsy maintsy mifona. Ary isan'andro tsy maintsy mifona satria olombelona tsy mahatanteraka 100% ny sitrapon'Andriamanitra
Refa voavela heloka de faly ary midera ny Tompo namela heloka
32. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:30)
ikaretsaka:

endrika fiatsarambelatsihy iny indraindray!
Le type-na olona le hoe satria za zao de ..zao no manao an'iny! kanjo ao ambadika ao..da fety be da fety be!
Fariseo evolue ho'zy cutie izay taloha!:-D:-D


ko aiza kosa no ouin ouin foana kosa ny fiainana e...
mba nasiana fifaliana ihany izy ity ko! ary ao anaty "boky kristianina" aza miverina foana ny hoe mifalia... nohon'ny hoe mitomania


33. bozyboleta ( 28/09/2007 14:37)
Fa raha mifona ve fa diso de hitsikanikany? Sa ise nanao an’izany? ( tsy tian’i ika moa io atao ise io???):lol:
Ny hoe mipitrapitra de mariky ny fanetre-tena. Manaiky fa diso.Tsy ho voatery ho ouin ouin foana ka!
Fa averiko ihany, refa mahazo famelan-keloka de faly, ka na hitsinjatsinjaka hi-dance aza tsy olana.
34. ari.malala ( 28/09/2007 14:42)
za alou ts manjombon'endrika izany e! fanamarihana nataona pretra iray tao amina paroasy nandehanako izay izy io, fa ts haiko nga toa nalefaka b ny feon'ny mpivavaka, de ozy le pretra hoe in ary ty manjoretra ray trano ity... za koa toa an'i booboo hoe refa manonona ny fiekem-pinoana dia miteny mafy tsara mints aho fa izay ilay finoako ko! izay ilay noraisiko sy nekeko:) rehefa mihira indray dia mihira mafy tsara mints satria ny mihira hono dia mivavaka in-droa :) ary za ts mahatanty mozika fa mihetsika sy midola foana na any ampiangonana aza:P
35. booboo ( 28/09/2007 14:48)
Pissoa > hihihihihi. arako iny fa ny fahitako any fg nalehako hatrizay (prôtestanta) rehefa mandry fanasan'ny Tompo a, manohatra noho vangiana fahoriana mandra-pitsangaha ndeha hody :°).
36. tywa68 ( 28/09/2007 14:50)
ka hifanabe maso kosa ve ry booboo tsy hanahirana ? :lol::-D
37. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:50)
ka manaiky fa diso ange ry bozyboleta e, dia mitsinjaka\ sy mandihy.

fa rehefa manao toriteny mampihomehy koa ve i mompera, sady za mpanao ilay be hatsikana sy toriteny terre a terre ireny, dia hanao serieux be ihany ianao?

ari.> efa hitako mihitsy le enao miventy mafy iny ka. Tao Mahamasina
38. ikaretsaka ( 28/09/2007 14:58)
boboo> kiiiii.
efa avy nikaly ve mbola hanjombona ihany?:(
39. Kwasi ( 28/09/2007 15:09)
fijo:
misy zavatra tsikaritro kely aminareo mpino kristiania.dia ilay fomba fanehoana azy.
toa aseho foana amin'ny fomba misy "alahelo" le finoana.ny hira manjombona,ny endrika somary atao malahelo na" maontina",mody miondrika lava izany.
fa nahoan ano tsy fomba mirana sy mavitrika no aseho anehoan ale finoana???


Marina tokoa aloha io fanamarihan'i fijo io e.

Mba nitondra horonantsary mampiseho ny fomban'ny ankabetsahan'ny fiangonana aty afrika aho naseho ny olona tany mada, fa izay nahita dia nilaza fa hoatry ny adala hono. Ry zareo manko rehefa hoe hira fifaliana dia tena hitanao tokoa hoe faly (mitehaka, mandihy...), rehefa mitalaho dia mitoreo tahaka ireny d'efa ho faty raveo ireny. Izany hoe ny fiseho ety ivelany dia mifanentana @ izay naturen'ny vavaka na hira atao eo.
Tsy momba ny afrikana aho akory, fa rehefa tokony hira fifaliana tokoa ange no atao dia mba tokony ho miramirana ny tava ary mavitribitrika e.
40. ikaretsaka ( 28/09/2007 18:01)
Kwasi:

Marina tokoa aloha io fanamarihan'i fijo io e.

Mba nitondra horonantsary mampiseho ny fomban'ny ankabetsahan'ny fiangonana aty afrika aho naseho ny olona tany mada, fa izay nahita dia nilaza fa hoatry ny adala hono. Ry zareo manko rehefa hoe hira fifaliana dia tena hitanao tokoa hoe faly (mitehaka, mandihy...), rehefa mitalaho dia mitoreo tahaka ireny d'efa ho faty raveo ireny. Izany hoe ny fiseho ety ivelany dia mifanentana @ izay naturen'ny vavaka na hira atao eo.
Tsy momba ny afrikana aho akory, fa rehefa tokony hira fifaliana tokoa ange no atao dia mba tokony ho miramirana ny tava ary mavitribitrika e.

Arakarak'ilay fiangonana koa aloha io e! misy rehefa hira fifaliana dia mitehaka sy mandihy tokoa na dia samy fiangonana eto Madagasikara aza, misy koa ny mitalaho rehefa finonana, na ny hira aza dia samihafa tokoa!

Misy vazaha gaga mihitsy rehefa tratran'ilay mifandray tanana sady mihetsiketsika @ fanomezam-piadanana any @ katolika inby fotsiny, dia efa impression be amin-dry zareo mihitsy, ena fa na tsy le mitsinjaka aza fa mifandray tanana mihetsiketsika fotsiny.

na ilay mandona tratra rehefa manao "mea culpa" fotsiny koa aza

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1947