nahoana

61. bosista ( 01/10/2007 19:08)
izay tadiavin'i fijo de samy misy daoly na fifaliana io na fitomaniana misy izao ny fiangonana sasany vantany vao miditra ianao tonga de fitomanina betsy ifankahitana ny mosoara iany no atao misimisy ,misy koa ny sasany raha vao miditra ny fiangonana ianao tonga de tsinjaka be,tsy misy red metal sy toto mwanjany hanafana azy fa tonga de izy..ka anao ny safidy na hiditra amle alahelo na amle haravoana!
62. gasynamana ( 01/10/2007 19:15)
Ikaretsaka: fa inona no ilazana ny olona mandrotsa-dranomaso, na faly na malahelo, Moa tsy samy lazaina hoe : mitomany ve?
Dia hoy aho hoe: tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo...
63. cutie ( 01/10/2007 19:37)
Dia hoy aho hoe: tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo

marina zany :lol::lol::lol:
64. cutie ( 01/10/2007 19:41)
ny hoe miendrika fiatsaram-belatsihy? ilay part hoe tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo aby!
hay ny manavaka ny ranomasom-boay @ tena izy kosa e..
na ny ranomasom-pifaliana @ ranomason-kalahelo

koa raha tsy hanao cinema:-D:-D:-D:-D:-D
65. ikaretsaka ( 01/10/2007 20:07)
betsaka ny manao cinema an:

tadidinao le katrami mody manao mampalahelo be dia manao pli vava be eraky ny tsena ireny y... nefa avy eo hanaovana tsipy lavaka sy rami ny $ azo.

dia misy manao izany koa @ resaka ara-pinoana, indrisy
66. cutie ( 01/10/2007 21:13)
:-D:-D:-D:-D
ka le lazain'i gasynamana nge tsy cinema e :-D
67. fijo ( 03/10/2007 21:47)
izao izany e,misy faly de manaiky nify sy mivandravandra hanehoana azy.na ko amotomany sy mitalao hanehoan afa faly loatra,ary misy faly de mitsinjaka sy mitehaka.
rehefa manao baolina izany ka mahafaty ny ekipa dia tokony hitomany sy hanjombona satria handresy indray.tohizo fa tsara e,
68. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:39)
ohatra ve hoe za tezitra amin'ocutie any am-poko lalina any de mody hoe :D:D:D :-*foana nefa !
tsssssss tsy mety izany le
69. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:44)
gasynamana:

Ikaretsaka: fa inona no ilazana ny olona mandrotsa-dranomaso, na faly na malahelo, Moa tsy samy lazaina hoe : mitomany ve?
Dia hoy aho hoe: tsy izay rehetra mitomany akory dia malahelo daholo...


ilay ranomaso phenomene hafa mihitsy ka! satria tsy azo controlena
fa zavatra azo controlevana no resahina izao:
misy marary, malahelo, maratra, tsy mahazo izay tiana, faly, matahotra, dia tomany foana..

fa ilay zavatra azo controlena kosa fiatsaram-belatsihy! le hoe tezitra be any dia :lol:
aiza letsy
70. cutie ( 03/10/2007 22:45)
:-D:-D:-D:-D
ndana alou manao meditation :)
71. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:49)
tsy meditation no ilaina @ izany fa resaka mangina @ takotakona entre antsika sy cutie ka
72. cutie ( 03/10/2007 22:51)
any ankelankelan-trano ve:-D
73. tsinjo ( 04/10/2007 08:00)
marina io voalaza teny ambony io fa araka ny vivavahana izay idiranao io ,fa ity misy fivavahana iray izay mivavaka isaka ny alahady totolo andro MRE ao @ roxy no misy aazy fa zany tena mandy enao manaraka ny hira ATAONY ny zavamaneno @zany tonga de sono comlet
74. fijo ( 04/10/2007 20:45)
ilay izy anie mampihomehy e,eo ambaravaram piangonana ry zareo(lehibe io an)korana sy kakaka tsy hay alamina)vao miditra ao,dia hoatry ny zaza kely avy nangalampihinana bedy.(protestant io lazaiko eto io,satria tany aho no niangona fony kely noterena hiangona.
75. rabilabila ( 04/10/2007 21:12)
=))=))Tena tsy haritro intsony fa nisy hira tonga indray tao an-tsiko tao:

M Manjombon-dava re!!
Toa maizim-pito ny andro ety
Tsy hita intsony izay aleha
..........................


Sy ilay hoe:

Faliiiiiiiii,ravoooooooooooooo
Mikopa-mosoara ny olom-boavonjy


Alaivo sary an-tsaina ange e!!!
Ireny ry niryna sy ny akolitany fa manidina dia izay mbamin-dry fijo lé manao hoe :

An'iza ny tany ,an'iza ny (tsy tadidiko intsony )
Antsika daholo daholo daholo e!!
Ieeeeeeeeee!eeee!eeee!

Manantena aho fa manana sens de l'humour daholo isika an!!
76. tsinjo ( 05/10/2007 11:31)
tena tsy azoko ny tianao lazaina ry RABILABILA
77. bozyboleta ( 05/10/2007 12:31)
Tena i fijo fony kely marina no nahita an\'io tany @ protestanta. Ary noterena niangona tokoa enao de enao le hitanao nimonjomonjo sy nandongolongo io.:wink:

Zahay hoa refa mifona manao an\'le hoe \"tsy mendrika ahy mpanompo, ny atao hoe zanakao....\" de tena menatra tokoa ny Tompo.:oops:
De refa avy mahazo famelan-keloka sy fampaherezana ndray avy teo de tena faly mihira ny \"sambatra aho Jesoa o\".
Refa mapme koa ny toriteny de mimeme.
Zany mandray ny fanasan\'ny Tompo sy mihira ny \"mamy ry Jesoa ny fitiavanao\" sy ny \"fitiavana rano velona\" mifandray tanana zany moa de faly e!
Asa ndray zany hoe sal@ nivoaham-paty moa sa nidonam-pahoriana zany.:-D

Fa resaka serieux, nareo ve refa mihira ny \"fo torotoro, ranomasom-pivalozana\" de mimeme?
78. gasynamana ( 05/10/2007 13:23)
Ka ilay olona manao remarque dia olona tsy tafiditra amin'ny resaka vavaka mihitsy ka tsy mahagaga raha mampihomehy azy daholo ny zavatra rehetra:
ny olona malahelo noho ny hadisoana vitany nefa fitiavan-dehibe no nomena azy: mampihomehy azy izany.
Ny olona feno hafaliana mitehaka sy mandihy fa avy nandray ny vatana aman-dran'i Kristy, na koa misaotra sy midera an'Andriamanitra: mampihomehy azy izany....

Sinema daholo aminy ny zavatra rehetra satria tsy mba iainany. Azy ny azy, nefa na himehezany isika na tsia dia andeha hivavaka ho azy.
79. Rasiligaoma ( 05/10/2007 13:46)
Gasynamana: marina izany..
fa misy fiangonana sasany an, tena manjoretra fotsiny no nataony tao.
tsy haiko, velivelesinĂ­ pasitera tao angamba tamin'ny toriteniny
80. bozyboleta ( 05/10/2007 14:10)
rasil ==> ireny le manongo tena mahatsiaro voapaingotra koh! :oops:

Fa any am-piangonana de hitady sakafo hamelomana ny aim-panahy no aleha any.
Ary refa mahazo kaly zany aloha de tokony ho faly e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2129