mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!

81. fijo ( 21/09/2007 20:28)
ika an,ka raha reni'ny andriamanitra anie de ambony kokoa e,mba alaivo antsaina ary hoe nanalazaza ramaria.nisy ve rajesoa???noho io antony iofotsiny dia efa ambony be izy.satria niankina taminy no nampisy na tsia ilay zanaka
hoy ny any majunga izay:"ndraiky mamanao makorely izy anabo fo mandilatra nanao"na dia makorely aza n mamanao dia ambony foana izy noho inao.ary io dia tena ekeko.
82. xxx ( 21/09/2007 21:03)
pfff, Fijo efa novaliako io teo ! Hita mitsy hoe virja :-D:-D:-D
Tsia - tsy voatery ho ambony kokoa foana ny reny, eny, na eo anatrehan'ny zanany aza. Lafim-piainana be dia be no hahafahana mitaratra an'izany : na resaka fahefana, na resaka fahaizana amam-pahalalana, na resaka fitondran-tena - sns - na izy rehetra mitambatra Tsy misakana ny zanaka tsy hanaja ny reny nefa izany.
83. fijo ( 21/09/2007 21:04)
tsy laviko le valinteny,fa averiko fa maro no misaina fa ny reny dia ambony kokoa foana
84. pissoa ( 21/09/2007 21:07)
Ka tsy ze titin'ny maro anie io e :-D:-D:-D
85. fijo ( 21/09/2007 21:39)
hay ,iza marina ary no tena ambony???
voalaza fa andriamanitra no nahary izao tontolo izao.
raha nateraka nefa izy,dia midika fa nisy nahary azy aloha.io izany dia mamafa ilay hoe izy no nahary ny rehetra ,satria izy tsy ahary ny reniny ,fa ny reniny no nahary azy.ka i maria izany no ambony satria nahary azy
86. pissoa ( 21/09/2007 21:59)
Ahoana ny naharian'i Maria azy ry Fijo ? ozizy Masina Maria izay hoe "tsy mahalala lahy aho" ? :-D:-D:-D
87. fijo ( 21/09/2007 22:05)
ka hoe maria renin'andriamanitra ko.izy izany no nahary an'andriamanitra
88. pissoa ( 22/09/2007 08:54)
:-D:-D:-D
Ny hoe reny amiko tsy midika hoe mpahary :-D
89. tywa68 ( 22/09/2007 09:10)
Fijo : reny niteraka i Maria, fa tsy zaza tsotra fa Atra no naterany = renin'Atra i Maria :lol:
90. bosista ( 22/09/2007 14:24)
inn ary ity resaka misafotofoto ity,amiko otran'ny tsy mety le hoe renin'A/TRA ,renin'ny zanak'A/TRA angambany no mety,
-satria mampisy accident an'Jehovah Tompo sy Maria ilay izy!sady jesosy koa ve /TRA pur sa metisy e?
dradradradraina foana le we renin'A/TRA, metisy anie izy fa tsy /A/TRA PURE
91. bosista ( 22/09/2007 14:38)
mitovy foana le sujet ato sy le ary!!!ka hoy izaho hoe raha A/TRA zanaka no mampaharenin'A/TRA AN'I MARIA dia aiza ho aiza ny toerana misy azy indray eo anatrehan'ny A/TRA RAY?
92. ikaretsaka ( 22/09/2007 14:41)
metisy mihitsy i Jesoa ka..

fa raha lazaina kosa hoe Renin'ny Zanak'Andriamanitra i Maria
Nefa lazaina koa hoe ny Zanak'Andriamanitra dia mitovy toerana ary element ao amin'ilay principles hoe Andriamanitra olona telo (Trinitology)
ary izy sy ny Ray mitovy ho'zy
io ilay ataon'ny teolojianina hoe "mystique"! (Klikeo raha liana @ fanazavana) sarotra raisina io raha dinihina amin'izao fotsiny, ohatran'ny tsy nahazoan'ny jiosy ny nambaran'i Jesoa ka nahatonga azy ireo niteny foana hoe . ahoana koa ilaity?

Toy ny fanahy masina ihany io: lasa voromailala e, hazo tsy mety mirehitra e, flamme e..
Dia hiteny ve ianao hoe voromailala ny fanahy masina, na hazo, na afo?
93. tywa68 ( 22/09/2007 18:27)
f'iza ihany no misafotofoto ato e !
Efa omena valiny mahafam-po fa toa mahita ambara foana hoe tsy mazava sns... zao koa nampiana metisy !
Tena tsy ny maha-reny azy ny olanareo fa ilay Jesoa = Andriamanitra ! tsory ny marina :lol:!
94. pissoa ( 22/09/2007 19:58)
hi hi hi
95. tywa68 ( 22/09/2007 20:15)
ny fantatro aloha dia vĂ´ hiditra ato dia tena miomehy foana e :lol: ny tompon'ilay size aza tsy hita intsony, mety efa nanoko hafa angambany ?:-D:-D
96. fijo ( 26/09/2007 21:02)
tsy mahafampo mihintsy le valiny ka,izay no olana
97. rafangotsohana ( 23/10/2007 12:21)
Izaho koa dia katolika ka izao fotsiny no teniko @ i vavolombelona : ianareo milaza ho mpanaraka ny baiboly sy mianatra @ io, ka lasa tsianjery maimbo fotsiny fa tsy misy votoatiny akory! Izaho koa mahay @ io Baiboly io, na tsy nianatra sy nandalina aza! Ny anareo mantsy manindry amin'ilay antoko sy an-dininy fi=otsiny! Tsy ny fahaizanao ny antokony sy ny andininy akory Tompoko no hahazoanao ny fanjakan'ny lanitra!!Sady milaza ho manao ny marina nefa misy dia tena mpangalatra tsotra izao ianareo!!!!!
Veloma fa tsy i i i i i i i i !
98. piton ( 08/11/2007 09:07)
Midira ianao KATOLIKA fa ho fatatrao ny zvt rehetra momba azy fa aza de ampiarina eto ny famaiva-doha anao fa mahamenatra, olona tsy ampy saina raha ianao, rehefa tsy mahay de mangina fa tsy miteni2 fona toy io.

vavolombel:

tsy manana reny Jehovah A/TRA ary tsy nivoaka avy amin'ny valahan'iza!
-inty aho ankizivavin'ny Tompo aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao,io no voalaza ao amin'ny baiboly(lioka1:38),fa tsy voalaza ao kosa le mot hoe:renin'Andriamnitra, ankizivavin'Andriamnitra no voalaza ao fa tsy reniny,raha tsy hoe ny katolika angah mahay mihoatra an'i M.Maria!,par consideration no ilazan'ny katolika fa renin'A/TRA IZY,fa tsy resaka realite mihintsy,
-zavatra telo no ilazana an'i Jesosy ao amin'ny baiboly:
-1) zanak/Andrimanitra
-2) zanak'olona
-3)zanak'ondry
ka maninona i Masina Maria no tsy ataonareo katolika koa hoe renin'ondry?
-ary araka ny resaka atsy @ forum:hoe mitovy amin'A/TRA I M.Maria ,raha mitovy amin'A/tra IZY :MANINONA ARY IANAREO TSY MIVAVAKA AMINY DIRECT ,FA MBOLA MAMPIASA MOT:HOE MIVAVAHA HO ANAY MPANOTA! ANDRIAMNITRA ANGAH MIVAVAKA SA IVAVAHANA,RAHA MIVAVAKA IZY DIA MIVAVAKA AMIN'IZA?
-Inona ity fampianarana azonareo katolika ity e?
-ampanambadio ny pretra-nareo fa tsy ampy vaviny fa mikorontana ny fahazoany.S.M izay vakiany aminareo,sady tsy ho calme mihintsy lery raha tsy manambady!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083