mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!
61. mbaliana
(
21/09/2007 10:16)
bozyboleta>>
Tamin'i Maria nanambarana fa ho renin'i Jesoa (lioka1, 34-35) " Aza matahotra ry Maria, fa nahita fahasoavana tamin'Atra ianao, hitera-dahy ianao ka ho antsoinao hoe Jesoa izy... ahoana no hahatonga izany amiko fa tsy mbola mahalala Lahy aho?(= fa izaho mbola virjiny?) ny Fanahy Masina no ho tonga ao aminao, ary Atra Mahefa an'izao tontolo izao no handrakotra anao, ary ny zaza ho azonao dia ho Masina .. antsoina hoe Zanak' Atra.... dia hoy i Maria Inty aho ankizivavin'i Tompo( la servante de Dieu)aoka ho tanteraka amiko araka ny teninao"(= aoka ATRA hanantanteraka amiko zay tiany atao amiko )
miala tsiny amin'ny fandikana teny fa tsy baiboly gasy no ananako....
dia misy iray koa ity ho an'i Josefa " mbola tsy niray trano akory izy roa, dia hita fa nitoe-jaza i Maria noho ny asan'ny Fanahy Masina....JOsefa nikasa hametraka azy mangingina ka raha mbola nieritreritra iny izy dia tonga ny anjely niteny taminy hoe aza matahotra ny hampakatra an'i Maria vadinao , noho ny asan'i Fanahy Masina tokoa dia nitoe-jaza izy ka i Jesoa no anarany..." .
dia mbola tsy hazava ihany ve??
ito indray no fomba fijerin'ny olombelona araka ny fianany
Voalaza teo :
raha atao hoe renin'ialahy menagere.. ialahy docteur.. dia iza no ambony?
.. ialay mazava ho azy! fa izany tsy mahasakana an'ialahy tsy hanaja tsara ny renin'ialahy kosa, sa?
Voalaza teo :
tsy voatery ny logique ny olombelona no nampiasain'Atra ka... Masina Maria dia fitaovana nampiasain'Atra hakana nofo sy rà ho an'ny zanany...
fa tsy midika hoe i Masina Maria dia Atra
ohatranao manisy siramamy ao anatiny boite misy soratra hoe sira... tsy ho lasa sira mihitsy ny siramamy ao anatiny

62. tywa68
(
21/09/2007 10:23)
koa na logique n'olombelona aza :
Voalohany aloha Jesoa = Andriamanitra
Faharoa Jesoa naterak'i Maria, Maria renin'i Jesoa
Fahatelo = Maria zany renin'Atra satria jereo ny voalohany !
lasa mampiomehy marina e :-D:-D
Raha izao no tsy mazava ry bozyboleta dia miala tsiny marina fa manipy gants ny aty e :lol:

63. bozyboleta
(
21/09/2007 10:36)
Aza mora mimeme tywa fa vao mainka raha ny lojikan'olombelona no raisina @ io de....
Tsy sanatria za hanivaiva fa io lojikan'olombelona io mitsy no olana eto.
Tsy te-hamerina an'ty za nefa voatery:
Jesoa=Atra
Renin'i Jesoa=Renin'Atra
Fa ny renin'Atra tsy Atra:?::?:
Zao e! hozy ny sasany hoe efa misy raikitapisaka de tsy haiko hoe aiza le raikitapisaka fa aleo atao hoe io fotsiny. De zay.
Manjary lasa blablablabla beeeeeeeee tsita farany.
:-*

64. tywa68
(
21/09/2007 10:44)
ka mampiomehy marina e !
Koa efa hoe JESOA = ANDRIAMANITRA (zanaka no tianao anampiana azy)
Dia i maria hoa reny niteraka an'iza ?
Valio haingana sao valian'i témoin hoe ondry eo indray =))=))

65. bozyboleta
(
21/09/2007 11:03)
Aza mi-meme foana hoa njy.
Maria reny niteraka an'i Jesoa fa inn ndray?
Zao ndray ary e:
1. Jesoa @ maha-tonga nofo Azy de naterak'i Maria. Raha raisina @ maha-olona Izy de tsisy ray fa reny fotsiny. Raha le lojikan'olona io de sarotra be satria tsy maintsy ray sy reny miaraka vao mahavita olona. Fa tsy azo raisina @ zay satria voasoratra io ary tsy azo ovàna
2. Raha Jesoa @ maha-Atra Azy ndray de zanaky ny Ray fa tsisy reny. Za koa mbola tsy naheno hoe Zanaky ny Reny, fa Zanaky ny Ray fôna no efa henoko.Sa ve?:)

66. tywa68
(
21/09/2007 11:20)
=))=))
ka aza itarina ry bozy a ! aoka hoa zay ny raha izao sy zao : efa ireo nosoratanay ireo ny fanombohana an'ilay izy e : JESOA = ANDRIAMANITRA.
Raha eo dia efa tsy ekenao dia tsy ho tohizana intsony fa efa mandà mafy ny sainao.
Maria renin'Atra no tsara tazomina an-tsaina, fa tsy hoe renin'i jesoa olona, satria i jesoa dia Andriamanitra hatrany ambohoka !

67. bozyboleta
(
21/09/2007 11:29)
JESOA = ANDRIAMANITRA.
Raha eo dia efa tsy ekenao dia tsy ho tohizana intsony fa efa mandà mafy ny sainao.
Taiza ho aiza t@ ze nolazaiko retraretra teo no nanatsoahan'i tywa an'io. Njy koa mamakia tsara.
68. ari.malala
(
21/09/2007 13:06)
bozyboleta, ny inona no misafotofoto e! ary ny inona no mifangaro voraka? tsy efa mazava be ve reo fanazavana bedabe reo e! tsy olombelona no nahatonga an'i JEsoa tao an-kibon'i MAria fa ny Fanahy Masina (vakio ny baibolinao, ao @ Evanjely nosoratan'i Md Lioka,toko voalohany) io efa nomen'i Mbalianaio le izy, na raha tsy manampotoana hamakiana azy enao d aleo fa ity ataook copier coller eto ambany eto ty le izy :
enao ve te hanery anay hilaza fa Maria =Andriamanirtra e! tsisy hilaza anzany mints eo na hivadika ho tany aza ny lanitra, raha mbola katolika koa izy! MAria tsy Andriamanitra na oviana na oviana,ary tsy mitovy @ Andriamanitra na oviana na oviana mintsy koa! Izy io anie tsy mathematik ko hoe refa x = 0 d tsy maints zay fona le logik e! samy hafa ny fisainan'Andriamanitra sy ny antsika olombelona, ary izay aza no efa voalazany hoe "fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo tsy mba lalako" (ialako tsiny fa tsy haiko ny referansin'io fa tadidiko tsara ftsn io andalan-teny io)
D efa io le izy ry boziboleta, aiza hoaiza @ io no tsy mazava???
nirahin'Andriamanitra ny anjely Gabriely ho any amin'ny tanàna anankiray any Galilea atao hoe Nazareta, 27 ho any amin'ny Virjiny anankiray fofom-badin'ilay lehilahy atao hoe Josefa, taranak'i Davida, ary ny anaran'ilay Virjiny dia Maria. 28 Ary nony niditra tao aminy ilay anjely dia nanao hoe: Arahaba, ry ilay feno hasoavana, ny Tompo ao minao; nosoavina noho ny vehivavy hianao. 29 Taitra izy nahare izany, ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany. 30 Fa hoy ny anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak'Andriamanitra hianao. 31 Ary indro, hitoe-jaza hianao, ka hiteraka zazalahy, ary Jeso no hataonao anarany. 32 Ho lehibe izy ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; dia homen'Andriamanitra ny fiketrahan'i Davida rainy izy, ka hanjaka mandrakizay amin'ny taranak'i Jakoba, 33 ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.
34 Fa hoy Maria tamin'ilay anjely: Ahoana no hahatongavan'izany, fa tsy mahalala lahy aho? 35 Ny Fanahy Masina, hoy ny anjely namaly azy, no ho tonga ao aminao, ary ny herin'ny Avo indrindra hanaloka anao; noho izany dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra ny Masina haterakao. 36 Ary indro, Elizabeta rahavavinao dia efa mitoe-jaza koa na dia efa antitra aza, ary efa mandray enina izy izao ilay natao hoe momba, 37 fa tsy hisy tsy ho hain'Andriamanitra atao. 38 Dia hoy Maria: Inty aho ankizivavin'ny Tompo, aoka anie ho tanteraka amiko araka ny teninao. Dia niala teo aminy ny anjely.
enao ve te hanery anay hilaza fa Maria =Andriamanirtra e! tsisy hilaza anzany mints eo na hivadika ho tany aza ny lanitra, raha mbola katolika koa izy! MAria tsy Andriamanitra na oviana na oviana,ary tsy mitovy @ Andriamanitra na oviana na oviana mintsy koa! Izy io anie tsy mathematik ko hoe refa x = 0 d tsy maints zay fona le logik e! samy hafa ny fisainan'Andriamanitra sy ny antsika olombelona, ary izay aza no efa voalazany hoe "fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo tsy mba lalako" (ialako tsiny fa tsy haiko ny referansin'io fa tadidiko tsara ftsn io andalan-teny io)
D efa io le izy ry boziboleta, aiza hoaiza @ io no tsy mazava???
69. bozyboleta
(
21/09/2007 13:33)
Hita fa misafotofoto be...
Efa ary @ dinika arahaba ry Maria ary ny valiny ry ari a!
Tany zao no nisy olona mba nilaza mivantana avy hatrany fa tsy nanodikondin-dresaka.
Ze voalazanareo eto ihany nge no hiadin-kevitra, avy eo de za ndray no lazaina fa...
:-* de jereo any.

70. vavolombel
(
21/09/2007 14:09)
A/TRA dia telo izay iray,\
-A/TRA RAY
-A/TRA ZANAKA
-A/TRA FANAHY MASINA===IREO no atao hoe A/TRA
I Masina Maria=== renin'A/TRA ,RENIN'IZY TELO IZANY AMINAREO KATOLIKA???
apetraho amin'ny toerany le andininy hoe izaho sy ny ray dia iray ihany sinon:misika izany fa JEHOVAH koa nivoaka ambalahan'i Masina Maria niaraka amin'i JESOSY ,IZAY le lazaiko hoe hatraiza ary ny fandinihan'ny katolika mpandoza ireto ny soaratra masina

71. pissoa
(
21/09/2007 14:16)
A/TRA dia telo izay iray,
-A/TRA RAY
-A/TRA ZANAKA
-A/TRA FANAHY MASINA===IREO no atao hoe A/TRA
I Masina Maria=== renin'A/TRA ,RENIN'IZY TELO IZANY AMINAREO KATOLIKA???
Tsia - tsy renin'izy telo mitambatra, fa renin'i Andriamanitra Zanaka. Ary satria efa ekenao fa Andriamanitra ny zanaka, renin'inona ny reniny, tsy renin'Andriamanitra ve ? Heveriko fa tsy mila fampianarana be vao mahay an'izany.
72. xxx
(
21/09/2007 14:22)
vavolombeln-doza> asa na ny aiza ny mamaky ny anao na ny inona fa toa izay saim-patanao ihany ny asisikao, efa maro ny fanazavana ao ambony ao fa toa ohatran'ny tsy misy hitanao akory. Miresaka amin'ny olona jamba sy tsy mahay mamaky teny aza mifankahazo tsara kokoa ny resaka.
pissoa> tsy ho azony na oviana na oviana io na hanazava in-jato eo aza ianao, ilay efa ao an-tsaina ihany no fantany, dia jereo fa mamorona zavatra tsy nolazainareo koa izy.

73. ari.malala
(
21/09/2007 14:28)
hoan'i boziboleta, enao no ts te hi comprenfre d avelao amzao. Zavatra mazava be io fa nenao ze ao antsainao efa raikitaposaka no tinao avoitra d mody we misafotofot a mmsafotofoto!!!
74. ikaretsaka
(
21/09/2007 14:44)
A/TRA dia telo izay iray,\\
-A/TRA RAY
-A/TRA ZANAKA
-A/TRA FANAHY MASINA===IREO no atao hoe A/TRA
mba fantatrao moa fa tsy misy manazava an\'io resaka trinitarisme io mihitsy ao anaty baiboly fa ny katolika no ni instaurer an\'io dia lasa ninoan\'ireo fiangonana niala taminy?
Tsy haiko hoe ahoana (fa ny fahitako azy dia metimety aminy angamba)
I Masina Maria=== renin\'A/TRA ,RENIN\'IZY TELO IZANY AMINAREO KATOLIKA???
ao amin\'ny magnificat angamba manazava an\'io kokoa
apetraho amin\'ny toerany le andininy hoe izaho sy ny ray dia iray ihany sinon:misika izany fa JEHOVAH koa nivoaka ambalahan\'i Masina Maria niaraka amin\'i JESOSY ,IZAY le lazaiko hoe hatraiza ary ny fandinihan\'ny katolika mpandoza ireto ny soaratra masina
Ndao asiantsika andalana aza dia samy mametraka azy @ toerany e
1)i Maria dia antsoina Hoe Renin\'Andriamanitra (lioka 1:43) sy renin\'i Jesoa (Joany 2:1), i Jesoa dia Andriamanitra(Is 7:14; Mt 1:18; Lk 1:35; Gal 4:4)
2) Ny reny dia tsy nisy niditra mihitsy tany @ domainen\'ny ara-panahy an\'ny olona iray, fa an\'Andriamanitra irery izany, Nefa isika tsy miteny mihitsy ny renintsika hoe hoe \"Ry maman\'ny vatako\" fa hoe \"neny na mama na ,Endry \"
3) I Maria, nohon\'ny asan\'ny Fanahy masina, dia nifandray,( tahaka ny Reny rehetra), t@ i Jesoa zanany , izay raha @ maha olombelona ity farany dia nizara nofo sy ra aminy (substance 1 ihany izy mianaka), dia amin\'ilay maha \"feno hasoavana\" azy dia misy communication hafa koa ao.. izay ny Tompo ihany no mahalala
4) raha ohatra ka tsy Reny \"olombelona\" (human mother) i Maria, dia tsy olombelona i Jesoa, dia na ny finoantsika azy nitsangana ho vatana sy nofo koa aza lasa manalasala!
75. ikaretsaka
(
21/09/2007 14:48)
i Boziboleta raha ny fijery azy na ato na ary, dia izy ihany no mampisafotofoto ny tenany satria manakombona izany tsy h comprendre
76. inhbrab
(
21/09/2007 14:51)
otrootran mis resak mikasik ren izay ao amin'baibol, le tamin'ny olona niteny an'i Jesosy hoe io ny reninao mitady anao: de hoy izy hoe iza no reniko?
Lioka 8
19 Ary ny renin'i Jesosy sy ny rahalahiny nanatona Azy, fa tsy nahazo nihaona taminy, satria nifanety ny vahoaka.
20 Ary nisy nilaza taminy hoe: Ny reninao sy ny rahalahinao mijanona ato ala-trano ta-hahita Anao.
21 Fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin'Andriamanitra ka mankato azy.
Hay zany moa ze vehivavy de mety ho renin'i Jesosy koa!

77. tywa68
(
21/09/2007 15:07)
bozyboleta:
Aza mora mimeme tywa fa vao mainka raha ny lojikan'olombelona no raisina @ io de....
Tsy sanatria za hanivaiva fa io lojikan'olombelona io mitsy no olana eto.
Tsy te-hamerina an'ty za nefa voatery:
Jesoa=Atra
Renin'i Jesoa=Renin'Atra
Fa ny renin'Atra tsy Atra:?::?:
Zao e! hozy ny sasany hoe efa misy raikitapisaka de tsy haiko hoe aiza le raikitapisaka fa aleo atao hoe io fotsiny. De zay.
Manjary lasa blablablabla beeeeeeeee tsita farany.
:-*
:lol::-D:-D comique anie enao ry bozyboleta e ! ianao no nanoratra an'io : dia lazao fa izaho indray no tsy mamaky !
Efa in-100 no manazava eto zahay rehetra ka asa : enga anie ka efa mazava izy zao :D
78. ikaretsaka
(
21/09/2007 16:03)
inhbrab:
otrootran mis resak mikasik ren izay ao amin'baibol, le tamin'ny olona niteny an'i Jesosy hoe io ny reninao mitady anao: de hoy izy hoe iza no reniko?
Lioka 8
21 Fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin'Andriamanitra ka mankato azy.
Hay zany moa ze vehivavy de mety ho renin'i Jesosy koa!
ka ilay reniny niteraka azy anie no nandray ny tenin'andriamanitra voalohany indrindra e!
"inty aho ankizivavin'ny tompo ho'zy .. aoka ho tanteraka amiko araka ny teninao"
79. mbaliana
(
21/09/2007 18:44)
mody gisa fotsiny i bozyboleta satria modiany tsy hita zay voalazan'ny baiboly...mamapalahelo be izy fa mananihany ny Soratra Masina
80. ikaretsaka
(
21/09/2007 18:48)
dia mivavaha ho azy re ry mbaliana fa tsy fantany ny ataony a
na fantany ihany fa odiany fanina
na fantany ihany fa odiany fanina