mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!

21. tsaramaso ( 20/09/2007 12:42)
pissoa:

Vavolombelona ! hay ve misy olona tsy mahay mamaky teny eto amin'ny serasera e :-D:-D:-D

ikaretsaka !!!!! tsy mahay mamaky teny ikaretsaka sy nirinkosoa !!!! fa efa nofafan'i lery le tsy hainy namaky tato
22. Mandefitra ( 20/09/2007 12:43)
Hery> Mahay maka sopapa an ...
23. tywa68 ( 20/09/2007 13:24)
Pissoa a : lasa namaky tsara @izay i vavolombel d tsy hita intsony :-D:-D sa niova anarana ?
24. ikaretsaka ( 20/09/2007 13:31)
tsaramaso>hay lasa mahay mamafa hafatra indray ikaretsaka? aleo na lazainaop fa voanjobory aza aho aleoko ihany ikaretsaka fa tsy serviette ka:-D

-zavatra telo no ilazana an'i Jesosy ao amin'ny baiboly:
-1) zanak/Andrimanitra
-2) zanak'olona
-3)zanak'ondrin'Andriamanitra


Iza ilay renin'ilay "olona" nolazaina eto

misy koa ilay resaka hoe "ny ondry mahalala ny feo, sy ny hoe mpiandry ondry tsara"
dia iza ilay ondry sady nahalala ny feo sy ilay ondry nodidin'Andriamanitra?
:wink:

ny fanontaniana de hoe raha miteny ny Katolika hoe Andriamanitra, iza no tiany hotondroina @ io? Jesoa ve, Jehovah ve? sa Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina?

ahoana tokoa ny an'i mandefitra @ io?
Mijery tena kosa aloha vao manontany e...
25. simplex ( 20/09/2007 13:44)
k ny andr'i vavolombel ilay ol nitondra azy ambohoka nandritra ny sivy volana, niteraka azy ary nitaiza azy tsy reny no fiantsoana azy kou :)
Tsy hitako izay lazaina @ zany, nena alou neny no iantsoko an'izay ol zay. Bisou be hoanazy :-*:-*

mandefitra:
ny fanontaniana de hoe raha miteny ny Katolika hoe Andriamanitra, iza no tiany hotondroina @ io? Jesoa ve, Jehovah ve? sa Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina?"
izay tinao mety doly k. Ra miantso an'i Jesoa ve ianao tsy miantso an'A/tra? ra miantso an'Atra Ray ve ianao tsy hohenon'i Jesoa? ary iza no fanahy masina, tsy A/tra ihany koa ve? :P
26. bozyboleta ( 20/09/2007 14:07)
Vao avy namaky le dinika hafa momba ny renin'i Jesoa tary ambadika tary za de vao mainka ndray mitolagaga fa tsy azoko intsony.
18. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-09-2007 14:26:10
Lohateny : Re : mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombellllllll
Amin'ny Katolika fotsiny dia tena Andriamanitra ny Ray, tena Andriamanitra ny Zanaka ary tena Andriamanitra ny Fanahy Masina. Tsy Andriamanitra kosa i Masina Maria fa Renin'Andriamanitra saitra (averiko indray) tena Andriamanitra i Jesoa zanany.

Renin'Atra i Maria fa tsy Andriamanitra. fa tena Atra i Jesoa zanany :roll:
De ny sasany aminareo ihany no milaza hoe raha olona ny rainy tsy olona ve ny zanany.Raha Atra ny rainy, tsy ho Atra ve ny zanany.
Fa tsy mety ndray zany io ho an'ny reniny.
Mba ze marina lazaina e!
27. ikaretsaka ( 20/09/2007 14:12)
i jesoa dia ny Rainy Andriamanitra fa ny reniny olona
fa i maria ny ray sy reniny samy olona..
eo no maha samihafa azy.
dia raha miteraka ve izao ohatra i bozy! supposons hataontsika hoe lita ilay zanakao,
dia ny dadan'i lita izany azo atao aminao fa ianao tsy azo antsoina hoe maman'i lita?
28. sonwin ( 20/09/2007 14:13)
Bz> ny tena marina dia tsy takatrareo mihitsy ilay izy na iniana tsy takarina.
ary ny tena marina koa dia ilay fiheveranareo azy avy aty ivelany no tena mibahana, hany ka tsy mamaky sy mandinika akory izay voalaza ianareo.
29. vavolombel ( 20/09/2007 14:16)
hery>>
nahita fianarana aho fa tsy fampianaran-dison'ny katolika,ary isika eto refa tsy mifankafantatra dia tsy tokony hifampibatibaty otran'io
tsy tokony hiantsoan'i maria hoe renin'A/TRA IANAREO SATRIA ANARANA iombonana ilay izy farito hoe renin'i jesoa ,sinon raha vao miteny A/tra ianao dia tsy maintsy tafiditra ao koa JEHOVAH raha tsy hoe hilaza ianao hoe JEHOVAH koa tsy A/tra aminareo katolika, indrindra amin'ny katolika mpino ny trinite=ray,zanaka,fanahy masina,fa tsy hoe jesosy irery ihany no A/TRA!
-Izay mahatonga ahy milaza hoe mandozaireto katolika ireto,tsy ny filazanareo an'i Maria ho renin'i jesoa fa izy izay lazainareo fa renin'A/TRA ary ny baiboly ho'aho tsy mampiasa io mot io,izay le lazaiko hoe ampanambadio ny pretranareo fa miakatra ny sperma,
vakio ny adihevitra :arahaba ry maria atsy fa ao ireo katolika no mandoza milaza fa mitovy A/TRA SY MARIA!
tywa68 fa misy inn kay ilanao ahy?te-hianatra baiboly angah?
30. bozyboleta ( 20/09/2007 14:30)
Tena azoko tsara 5/5 mitsy ka. Fa nareo no mampifangaro azy.
I Maria hozy Ika olona. i Maria @ maha-olona azy no maha-olona an'i Jesoa.
Jesoa koa hozy nareo de Atra satria ny rainy Atra.

- Jesoa= olona avy @ reniny de i Maria
- Jesoa= Atra avy @ rainy de ny Fanahy Masina nitorontoronina Azy
Ny hevitrareo zany de hoe satria Jesoa=Atra noho izany i Maria renin'i Jesoa de renin'Atra? Fa tapenana hatreo ihany ny equation fa modiana tsy tohizana @ hoe Maria=Atra satria efa hita fa diso.
Za tokoa nga no tsy mandinika.
31. pissoa ( 20/09/2007 14:31)

Renin'Atra i Maria fa tsy Andriamanitra. fa tena Atra i Jesoa zanany
De ny sasany aminareo ihany no milaza hoe raha olona ny rainy tsy olona ve ny zanany.Raha Atra ny rainy, tsy ho Atra ve ny zanany.

Ie - marina io !
Fa tsy mety ndray zany io ho an'ny reniny.
Mba ze marina lazaina e!

Tsisy tsy milaza ny marina, fa ianao tsy mahazo resaka angamba !!! Sorato eto raha efa nisy Katolika niteny teto hoe raha olona ny reniny dia tsy olona ny zanany :-D:-D:-D
32. ari.malala ( 20/09/2007 14:33)
fa hoan'i vavolmbel, ny atao hoe Trinité kay inona? samy Andriamanitra anie na ny Ray na ny Zanaka na ny Fanahy Masina e, fa sa ve refa tononina ny Ray de tsy miantso an'Andriamanitra zany? refa antsoina ny zanaka de tsy miantso an'Andriamanitra ve? refa miantso ny Fanahy de tsy miantso an'Andriamanitra? nahoana no iniana tsy jerena ilay hoe "notorontoronina tao an-kibon'i Maria t@ alalan'ny Fanahy Masina" i Jesoa? de aminao zany tsy Andriamanitra io Jesoa notorontoronina tao an-kibon'i Maria io? tsy Andriamanitra ilay Fanahy Masina nahatorontoronina Azy tao an-kibon'i Maria? nefa dia ianao no nanome ilay referansy, ka mba ivereno vakina kely alou le tantara e! de zay vao miverena mitsikera raha mbola misy hotsikeraina! misy any mantsy hoe "ary ny Masina haterakao dia hantsoina hoe zanaky ny avo indrindra" raha tsy diso aho... de iza no mandoza amzany?
33. pissoa ( 20/09/2007 14:39)
vavolombel:

hery>>
nahita fianarana aho fa tsy fampianaran-dison'ny katolika,ary isika eto refa tsy mifankafantatra dia tsy tokony hifampibatibaty otran'io

mba vakio ny soratrao izay vao miteny ny hafa :wink:
vavolombel:
-ampanambadio ny pretra-nareo fa tsy ampy vaviny fa mikorontana ny fahazoany.S.M izay vakiany aminareo,sady tsy ho calme mihintsy lery raha tsy manambady!


tsy tokony hiantsoan'i maria hoe renin'A/TRA IANAREO SATRIA ANARANA iombonana ilay izy farito hoe renin'i jesoa ,sinon raha vao miteny A/tra ianao dia tsy maintsy tafiditra ao koa JEHOVAH raha tsy hoe hilaza ianao hoe JEHOVAH koa tsy A/tra aminareo katolika, indrindra amin'ny katolika mpino ny trinite=ray,zanaka,fanahy masina,fa tsy hoe jesosy irery ihany no A/TRA!
-Izay mahatonga ahy milaza hoe mandozaireto katolika ireto,tsy ny filazanareo an'i Maria ho renin'i jesoa fa izy izay lazainareo fa renin'A/TRA ary ny baiboly ho'aho tsy mampiasa io mot io,izay le lazaiko hoe ampanambadio ny pretranareo fa miakatra ny sperma,
vakio ny adihevitra :arahaba ry maria atsy fa ao ireo katolika no mandoza milaza fa mitovy A/TRA SY MARIA!

:-D:-D:-D mianara ihany hoa mamaky teny fa manjary manoratra fotsiny ny hay dia mandreraka be ny mamaky azy
34. dadie ( 20/09/2007 14:39)
:-D:-D:
-Dizay le lazaiko hoe ampanambadio ny pretranareo fa miakatra ny sperma

fanga ry zareo no namorina ny soratra masina?
35. tsaramaso ( 20/09/2007 14:41)
ikaretsaka:

tsaramaso>hay lasa mahay mamafa hafatra indray ikaretsaka? aleo na lazainaop fa voanjobory aza aho aleoko ihany ikaretsaka fa tsy serviette ka:-D

iza zany no namafa an'le izy tao ??!!!!! tssssss !!!! mbakan'i melody avy no voadaka be !!!!!!
36. ikaretsaka ( 20/09/2007 14:46)
anontanio ny ao ambony:-D
37. tsaramaso ( 20/09/2007 14:47)
mahay mamaky teny ve aloha ny ao ambony ??!!!!!
38. salmo1 ( 20/09/2007 14:59)
tsaramaso: tssss

Inn ary ity mamazivazy ity kle:?:
39. tsaramaso ( 20/09/2007 15:25)
hahahahaaaha!!!! misy tsy ifankazahoana izy zany !!!!!
ao ambony aiza moa ??!!!!!! hahahaahahaha !!!!
40. Papoose ( 20/09/2007 18:16)
mandray an-tendrony ndray i temoin le!tsy misy avoavo kokoa v takarina e!=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1315