mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombelllllllll!
42. tywa68
(
20/09/2007 18:37)
bozyboleta:
Tena azoko tsara 5/5 mitsy ka. Fa nareo no mampifangaro azy.
I Maria hozy Ika olona. i Maria @ maha-olona azy no maha-olona an'i Jesoa.
Jesoa koa hozy nareo de Atra satria ny rainy Atra.
- Jesoa= olona avy @ reniny de i Maria
- Jesoa= Atra avy @ rainy de ny Fanahy Masina nitorontoronina Azy
Ny hevitrareo zany de hoe satria Jesoa=Atra noho izany i Maria renin'i Jesoa de renin'Atra? Fa tapenana hatreo ihany ny equation fa modiana tsy tohizana @ hoe Maria=Atra satria efa hita fa diso.
Za tokoa nga no tsy mandinika.
Mba vakio tsara aloha ny alefa ry bozyboleta !
Sa ianao te-hanohy équation dia izahay no endrikendrehana, satria mandiso ny efa raiki-tapisaka ao aminao, hevi-diso momban'ny katolika ?
43. mbaliana
(
20/09/2007 19:35)
mba mahagaga wa fa dia misy mandika vilana foana izay voasoratra ...fanahiniana ve sa tena tsy fahalalana?
au lieu de manontany hoe fa maninona no manao an'izao sy zao ny katolika mba mitady ny antony sy mangataka fahazavana... fa tonga dia fanaratsiana na attaque foana no ataon'ireo zay tsy mahalala na tsy mahavoavoa ny fomba fivavahan'ny katolika...

44. fijo
(
20/09/2007 20:30)
tsy mazava kely kosa fa mila fanazavana ry hery sy ika ary ny ekipa an,
tany mada aho dia maheno katolika mivavaka foan ahoe "masina maria renin'andriamanitra,mivavaha hoanay mpanota...."io dia henoko matetika tany.
faharoa,
jesoa dia naterak'i maria ok
andriamanitra dia telo izay iray.
izany hoe ray,zanaka,fanahy.
eto le olana.raha zanaka lery,de renin'andriamanitra izany izay niteraka azy

45. Papoose
(
20/09/2007 21:15)
au lieu de manontany hoe fa maninona no manao an'izao sy zao ny katolika mba mitady ny antony sy mangataka fahazavana... fa tonga dia fanaratsiana na attaque foana no ataon'ireo zay tsy mahalala na tsy mahavoavoa ny fomba fivavahan'ny katolika...=D
zao le hoe vavolombel @ zvt tsy hay!
46. mbaliana
(
20/09/2007 21:22)
fijo> Jesoa dia Atra ok? nefa izy naka nofo tamin'i Masina Maria mba ho tonga eto an-tany...amin'ny maha-olombelona an'i Jesoa dia manana reny niteraka azy ara-nofo izy izay nofidian'izy Atra Ray ihany...
Amin'ny maha-olombelona an'i Jesoa tonga nofo aman-drà teto an-tany, dia inon'i Jesoa zany i Masina Maria? fitaovana ihany Masina Maria amin'izy Atra izy koa moa efa nanolo-tena tamin'izany "Inty aho ankizivavin'ny Tompo aoka tanteraka amiko araka ny teninao" fa eo amintsika olombelona dia renin'i Jesoa izy zay Atra koa ...
Raha mahita possibilité dia mba jereo lay film hoe "la dernière tentation de Christ" mi-immaginer ny fiainan'i Jesoa en tant que olombelona ny fahalemeny point faible, ny fisalasalany...

47. fijo
(
20/09/2007 21:49)
fitaovana niteraka,nefa izay niteraka dia reny;noho izany dia renin'andriamanitra izy,ka ambony kokoa
49. pissoa
(
20/09/2007 22:02)
Fijo:
fitaovana niteraka,nefa izay niteraka dia reny;noho izany dia renin'andriamanitra izy,ka ambony kokoa
Tsia - tsy voatery ho ambony kokoa foana ny reny, eny, na eo anatrehan'ny zanany aza. Lafim-piainana be dia be no hahafahana mitaratra an'izany : na resaka fahefana, na resaka fahaizana amam-pahalalana, na resaka fitondran-tena - sns - na izy rehetra mitambatra :-D Tsy misakana ny zanaka tsy hanaja ny reny nefa izany.
50. mbaliana
(
20/09/2007 22:09)
fijo> ambony noho ny vhv rehetra reny izy.. fa tsy ambonin'Atra izy... raha ny fisainantsika aloha no handinihana ny fitondran'Atra dia he he he Hivaky loha eto isika
51. ikaretsaka
(
20/09/2007 22:34)
fijo:
fitaovana niteraka,nefa izay niteraka dia reny;noho izany dia renin'andriamanitra izy,ka ambony kokoa
Eritrereto hoe hanao finoana 1 ialahy (ialahy mao tia io manao vaovao io ihany)
Supposons hoe Andriamaimbo zanany izany ny anaran-la ... zanak'i maman'i laisany (azafady an) sy Andriamaimbo Rainy...
Dia i maman'i laisany (azafady an) izany fitaovana fotsiny? dia renin'Andriamaimbo Fijo izy, dia maimbo kokoa?:-D
dia tsy hajain'ialahy satria "fitaovana fotsiny"
52. bozyboleta
(
21/09/2007 04:50)
Mba omeo an'le fanazavana mitombina ilazanareo fa:
Maria= renin'Andriamanitra ary e!
Ataovy amin'ny antsipiriany hahazoan'ny besinimaro azy.
Nareo nge tsy manazava fa manao bontolo fotsiny de ny olona mitady ny marina no lazaina fa be tsikera sy manaratsy, tsy mamaky, tsy nianatra, mampifangaro...
Io tsy science exacte ka hoe tsy maintsy zay, zay fotsiny fa tsy mila fanazavana. Raha mampianatra aza ny mpampianatra de manazava ny antony mahatonga ny 1+1=2 fa tsy hoe hanontany ny mpianatra de valina boraingina fotsiny hoe tsy maintsy io.
Ary maro aminareo no milaza fa manao fanadihadiana, mandinika, mikaroka sns fa tsy minomino foana na manaonao foana.
Ka omeo ary ny valin'ny fandinihana sy ny fikarohana.
Omeo le fanazavana hampazava ny resaka :idea:

53. tywa68
(
21/09/2007 05:04)
bozyboleta tsy mamaky na manadino izay novakiany alohan'ny hanoratany !
Efa ekenao fa renin'Atra i maria, satria i jesoa naterany dia Andriamanitra !
Inona no tadiavinao ho soratanay eto akoatran'io ? Hajainay katolika, ambony @ vhv rehetra, angatahanay hivavaka ho anay : io tenenin'i fijo henony foana tany dago io ilay vavaka !
Inona no porofo homena anareo, tantara nisy no averina efa ho in-100 raha kely ! fa nareo efa tsy te-handray dia aza mody manontany.

54. bozyboleta
(
21/09/2007 05:16)
tywa a!
Za manaiky 100% fa Maria dia renin'i Jesoa. Ary manaja azy tanteraka toy ny fanaja ny reny rehetra.
Fa averiko foana fa renin'i Jesoa tonga nofo i Maria.
Ny tsy azoko de le ifandraisan'i Maria hoe renin'i Atra satria Jesoa dia Atra.
Eo nge tsika no tsy mifankahazo resaka fa omeo hoa le fanazavana nahatonga an'io conclusion io hoe Maria=renin'Atra. Tsy manaratsy za ary tsy mody manontany fa matoa misisika de te-hahalala ny marina.
Hatr@ zao mbola tsisy niteny ze tena fandehany, de mipetraka eo foana ny :?:

55. Rasiligaoma
(
21/09/2007 05:21)
bozyboleta:
Ny tsy azoko de le ifandraisan'i Maria hoe renin'i Atra satria Jesoa dia Atra.
sarotra be ve ny mahazo izao sa tena fanahy iniana mody tsy atao ho azo fotsiny?
56. tywa68
(
21/09/2007 05:21)
Ianao no vao nanoratra hoe Jesoa = Andriamanitra, donc renin'i Jesoa = renin'Andriamanitra !
Tsy afaka hanazava mihoatra an'io aho marina e :lol:

57. bozyboleta
(
21/09/2007 06:15)
Satria moa eto lazaina fa misy mitsy ny tsy te-hahazo, de lasa manao diska goaka ny efa voalaza tatsy sy tary, fa tsy maninona fa averiko ihany.
1. Jesoa=zanak'i Maria ka i Maria=olona
2. Jesoa=zanak'i Maria ka Jesoa=Atra
Za mangataka foana fanazavana ny nahatonga le conclusion ==> Maria=renin'Atra
nefa ajanona hatreo de faranana hoe Maria tsy Atra
Azafady fa tsisy raikitapisaka mitsy fa ny fanazavana hanekena no tsy ampy.

58. xxx
(
21/09/2007 06:44)
raisonnement purement mathématique et scientifique ve no entintsika hanazavàna an'izany nefa isika dans le domaine n'ny finoana ? Raha izany mantsy dia na dia ny maha "nateraky ny virijiny" an'i Jesoa aza dia tsy ho azo ekena
Marina dans le domaine de la Foi ve ny hoe
si x=y et y=z alors x=z ??? Apetrako en particulier ho an'ireo kristiana io remarque io fa tsy ho an'ny tsy mino akory , ny tsy mino mantsy dia mazava fa mitady explication scientifique zareo
Mahagaga mantsy hoe ny Baiboly milaza hoe raha misy mamely tehamaina ny takolakao havia dia omeo azy ny havanana, ekentsika kristiana izay, nefa fantatsika fa tsy mitombina io dans la logique de l'homme , ka nahoana no any @ resaka maths isika no mitady "fanazavàna" matotra ny @ izao sy izao . Tsy ny maha renin'Aa an'i Maria ihany no tokony ho remis en cause raha izany fa points be dia be

59. ari.malala
(
21/09/2007 07:36)
fa tsy mety mazava amiko mints le obstination an'ny sasany ato zany e! fa le FANAHY MASINA nahatorontoronina an'i JEsoa tao an-kibon'i MAria ve hoa ts Andriamanitra, sa lolo nanidina iny aminareo????!!! KA RAHA EKENA FA Andriamanitra ilay Fanahy MAsina dia ekena fa Renain'Andriamanitra i Masina Maria! dia io ilay fanazavana isisifanareo angatahina dia mba vakio fa aza zapperna fts d aza b tsikera fahatany tsony am sisa!
60. bozyboleta
(
21/09/2007 08:17)
58. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 21-09-2007 09:36:23
Lohateny : Re : mandoza ! mandoza ny katolika!tonga i Vavolombellllllll
fa tsy mety mazava amiko mints le obstination an'ny sasany ato zany e! fa le FANAHY MASINA nahatorontoronina an'i JEsoa tao an-kibon'i MAria ve hoa ts Andriamanitra, sa lolo nanidina iny aminareo????!!! KA RAHA EKENA FA Andriamanitra ilay Fanahy MAsina dia ekena fa Renain'Andriamanitra i Masina Maria! dia io ilay fanazavana isisifanareo angatahina dia mba vakio fa aza zapperna fts d aza b tsikera fahatany tsony am sisa!
Tsisy mitsikera akia eo ari fa fanazavana no angatahina.
Fa vao mainka koa aloha misafotofoto @ zao le fanazavana, ary mifangaro voraka be ka tsy ho azoko mitsy e! Sao lazaina ho maninn njay raha mbola misisika eo za.