matavitavy

81. kallie ( 12/09/2007 11:39)
d ho b entana non'ny afrikana sy creole v ny arabo? za ts mino. fa ny sur d kely ranjo kely ny karana fa be bassin -ary tonga saina a fa le oe bassin kay no nahatonga anle oe manasa lamba tary am dinika hafa tary- lol
82. kallie ( 12/09/2007 12:09)
Fasaly> eritrereto ange zany milanja nono 10kg zany e? d x2... kay, 20kg ny eo alo fotsiny
83. Jeankely ( 12/09/2007 13:02)
Ho an'ny lehilahy dia izay misimisy nofo no tsara. Resaka asa zavatra hafa. Midona amin'ny taolana ary maranitra na ny kiho sy lohalika aza sahala ny antsy. Ny Malagasy mitady be sokatry hoy ny fitenenana fa tsy fijery Malagasy mihintsy ny tia mahia. OMBY MAHIA TSY LELAFIN"NY NAMANY hoy ny Malagasy. Fifaninanana zaza botrabotra no nisy fa tsy mbola nisy fifaninanana zaza kozatra atahorana ho faty.
84. fasaly ( 12/09/2007 16:13)
kallie: ny afrikan kosa alou na lahy na vavy be raviny dool e!

jenakely.....tsara ny nofosana anie e! fa miakina amin'ny tsirairay ihany io raha mifanaraka aminy...amiko manokana vao men geza aho de marary ny lamosina.....

kallie: tsy lasa kosa aloha lay mitrotro eta mavesatra e! aleo ihany norme mifanaraka am toe batana wa! na lay mitarika ao aoriana koa aza raha otran'ny antenne parabôlika loatra koa dia tsy tsara:?
85. ikaretsaka ( 12/09/2007 16:23)
"mankanesa aty amiko ianareo izay mavesatra entana".... [size=10px]ho'zy ilay rangahy iry[/size]
86. ikaretsaka ( 12/09/2007 16:24)
tywa: raha sinoa bota kosa tsy maintsy mba dongadonga bebe nono kle... mazava ho azy
87. tess ( 12/09/2007 17:33)


ikaretsaka an! ito izao sinoa fa be nono kosa e! sady tsara nono an!:wink:
88. tess ( 12/09/2007 17:34)
rovitra mitsy ve lay t-shirt ko!:-D
89. kallie ( 12/09/2007 18:21)
tess> za vô saika iteny we tretra ve ranga lé akandrony, aiza zany refa tony?
Avant sy Après an'i Lolo Ferrari
90. ikaretsaka ( 13/09/2007 02:42)
le sinoa io kosa nono silicone e
91. tess ( 13/09/2007 10:01)


hoatra an'izao ilay tena tsy voako...tsy mifanaraka amin'ny toe-batana ny habean'ilay non o fa hors norme be!:? tsy milay ny mijery azy
92. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:27)
rehefa antitra io: takona ny fotrany.. na ny ambanimbanin'izay aza
93. kallie ( 14/09/2007 04:45)
ika> tsy mirotaka io satria plastika fa ts oditra sy nodo, refa nanomboka an'io hono tô ts mahalala mijanona fa refa ts azoazo d lasa ndray didina d soloina
94. tywa68 ( 14/09/2007 15:21)
ô ry boubounezy sy kallie a : alefaso eo ny an'ingahybe fa aiza d reo airbag reo foana no jerena eto :-D:-D
95. aloalo ( 15/09/2007 10:42)
misy vehivavy mi assumer tsara ny atavizany sy ny akeliny, tant mieux ho azy zany.

par contre, raha misy vehivavy telo eo, ny iray kozatra b, ny iray nofosana (genre Kallie), ny iray matavy b, ny maso(ny lehilahy surtout) dia rikoriko mahita ny kozatra sy ny matavy fa kosa mitsiriritra mahita ilay nofosana.


96. kallie ( 15/09/2007 14:24)
akiaki> :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D nofosana am aôna ar
97. kallie ( 15/09/2007 14:24)
aloalo manko e
98. aloalo ( 15/09/2007 17:41)
kallie > ny tiko lazaina dia sady tsy mahia no tsy matavy fa ao @ le wi mihitsy. Tena eo @ le hitiavan'ny lhl mihitsy ny misafosafo azy. Anontanio anie ny vadin jy e
Le mahia b mantsy lazainy fa hoe "tsy misy raisina".
99. boubounezy ( 15/09/2007 17:58)
ny anity lolo ferrari ty kosa alou tena efa tsy mety é! tsa tiko io ra aako manokana alou é! fanimbana tena fotsiny:°):roll:
100. kallie ( 16/09/2007 10:07)
aloalo> ka io mints ny itiavany az ko, iz mis raisina, sa ts zany ry Boubou? :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0344