matavitavy
21. boubounezy
(
09/09/2007 22:00)
kallie zao ny vokatriny obession fanahiazantena ny hafarany:°):°):°):°) mapitaotra b, aleoko iany otrana ra zao ny vokany. io kou ngé efa aretintsaina mintsy ny anisasany tsy t atavy io ra ny tena marina é!;-):oops: (mazo aina kosa i boubounezy @zao ka!) mbola tsy maintsy ivadika fona anie ny rasa é! sady ny tena critère de beauté ra ny tena fétomboany ngé vhv vaventy é! sady tena ajainy oull mintsy, nefa @zao fotona zao ny vaventy d tena alainy oull baraka mintsy na ny eto @ sera2 aza tena feno io toetra io. ZA ANISANY TENA VICTIME TETO.
misôtra any kallie fa mba afaka nis'exprimer ny tenako.:-*^:^
misôtra any kallie fa mba afaka nis'exprimer ny tenako.:-*^:^
22. fasaly
(
10/09/2007 05:45)
bbnz: aza odiana hita sy fantatra akory aky zany manalabaràka izany ah! tsy fitiavana fotsiny kou nge e!.....iza no tsy efa victime teto fa tsy hivakina loha:wink:
zà aloha tia vevavy ronde misy forme e! fa lay mahitsy ratsy ireny tsary de voako....na manao akanjo aza mikombana be mitsy....:-P
zà aloha tia vevavy ronde misy forme e! fa lay mahitsy ratsy ireny tsary de voako....na manao akanjo aza mikombana be mitsy....:-P
23. Papoose
(
10/09/2007 06:57)
Ny tena mampalahelo eto @ ty tany ity dia le olona manana fahafahana mikaly miezaka mafy hitovy @ le mahia velona tsy ampy kaly nefa le tsy ampy kaly mba maniry mafy te ho nofosana le!
24. kallie
(
10/09/2007 08:35)
boubounezy> in mo fa samy tsika ihany io ky a :-D:-D:-D :-*
refa oe tu es bien dans ta tête d zay no important
Fa mbola betsaka ny ol fohy eritreritra amle oe refa tsy taille 34, 36 ndry d matavy zany
Refa haindry ny miaingo amle iz d'efa zay ko
refa oe tu es bien dans ta tête d zay no important
Fa mbola betsaka ny ol fohy eritreritra amle oe refa tsy taille 34, 36 ndry d matavy zany
Refa haindry ny miaingo amle iz d'efa zay ko
26. kallie
(
10/09/2007 10:04)
tsy mazava angamba ny tiko tenenina, oe ra vao ambonin'ny 34-36 ny akanjonao d'efa vandravandrahany oe matavy hono, fa tsy malala-tsaina oe ôtran'ny aôna kory lé ol.
27. booboo
(
10/09/2007 10:19)
kallie > mazava kah. Fa ny tiako tenenina hoe zareo mieritreritra hoe efa "matavy" vao tsy taille 34-36, nefa 34-36 izany indray mbola "mahia loatra" ny vatan'olona mpanao an'ireo...
28. kallie
(
10/09/2007 10:23)
:-D:-D f'in ndray, ra retsy sary etsy ambony mahia kôzatra retsy ve tsy akanjona 4 ans?
Amiko manomboka 38 (satria mba misy nono sy vodivodiana) no tsara, fa av eo ndray arakarakile olona ko alo e (ny alavany sns)
Amiko manomboka 38 (satria mba misy nono sy vodivodiana) no tsara, fa av eo ndray arakarakile olona ko alo e (ny alavany sns)
29. bimanoa
(
10/09/2007 11:18)
hoziz' le Dr Lolona ( émission femina santé rta ) izay oe tsy ny ngeza na kely no zava-dehibe fa mba oe proportionnelle daholo ny vatanao, ratsy izany raha oe kely loha nefa b vatana, na b ambony d mahia kely ny ranjo sns ... fa rehefa mba mitovy² daholo na mahia io na matavy d izay no tsara ! izaho koa aloha miombon-kevitra aminy e !
30. fasaly
(
10/09/2007 11:28)
zà zao refa me ngeza de lasa be tratra:x de tsy proportionné am vatako iray manotontolo lay izy de mandreraka be ....:x fa zà alou pas bien dans ma pô raha me ngeza e! tena marary mitsy ny saina ny vatana ny taolana:-D
31. boubounezy
(
10/09/2007 11:36)
fasaly marina v zany?? :D misôtra ny fampaherezana kia a! efa itako iany kou reny nazao anjy reny alou ary efa samy victime doly alou tsika2 é! zay tena marina mintsy:-*
32. boubounezy
(
10/09/2007 11:40)
kallie za alou d tsy mba nieritreritra wé je suis pas bien dans ma peau fa ny oull maita no milaza wé manao sexy nefa matavy b na @ sariko na @ dinika d feno zareo manao anah boutrefona sy sns blablablabla nefa tsy no raraiko fa valiko kely iany alou e!:-D:-D:-D:-D:-D
33. boubounezy
(
10/09/2007 11:44)
fasaly tsy tsara b v kia ny be tratra otrandry? ny sasany aza mando vola b hividianana tratra na soutif misy éponge b reny! za ndray alou maita fa ny tratrandry ao tsara é! remerçi le ciel:lol::-*
34. tess
(
10/09/2007 12:06)
boubounezy; indry aloha na ngeza aza dia mahay manome ny valeur ny vatandry mihitsy...izany hoe haindry ny miakanjo mifanaraka am habe sy ny forme ny vantandry.....tena chapeau!......
tohizo fa tsara.....tsy hoe rehefa ngeza koa ange dia hoe tsy mahazo manao sexy e! ...taiza ndray ary no nipoiran'izany olona izany.....???:wink:
tohizo fa tsara.....tsy hoe rehefa ngeza koa ange dia hoe tsy mahazo manao sexy e! ...taiza ndray ary no nipoiran'izany olona izany.....???:wink:
35. sakaizakely
(
10/09/2007 12:26)
ny pression sociale no mahatonga an'lé tsy fitezan'ny morale raha vo matavitavy kely iny. Arakaraky ny firenena ipetrahana io.
Misy foko sasany ny vhv tsy maintsy matavy vao mahita vady. Misy firenena hafa indray, indrindra ireto occidentaux ireto, eo an'ivon'ny habetsahana (abondance) sy ny fandanilaniampoana dia lasa masochistes te hampijaly tena ka ny privation sy ny fahiazana indray no lasa critères de beauté.
De anjaran'ny tsirairay fotsiny sisa mandanjalanja hoe ho victime du diktat de la minceur ka hanarampotsiny régime sans réfléchir ve sa tsia ?
Amiko manokana dia ny fahasalamana ihany no amboninjavatra. Peu importe na matavy na mahia.

36. boubounezy
(
10/09/2007 14:43)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img527.imageshack.us/img527/6112/18yg7.gif[/IMG][/URL]
fasaly io kia le tratra a!:-*
fasaly io kia le tratra a!:-*
37. tywa68
(
10/09/2007 14:55)
aza misahiran-tsaina @izany régime zany fa ny lhl ilay be polesina ireny no tiany :-D:-D
40. kallie
(
10/09/2007 16:11)
"be polesina" hono, ôtran'ny oe zavatra fondaina be tsy ananan'antra mints zany polesina zany
Fasaly a, io ny andry :-D:-D:-D asa na tena zao ny fanalebeazandry zareo anaz na tsia?
Fasaly a, io ny andry :-D:-D:-D asa na tena zao ny fanalebeazandry zareo anaz na tsia?