matavitavy
101. dibbah
(
16/09/2007 10:35)
Ra izao manokana alo d aleo miarak @ matavy fa otrany ts velkomana le mahi
105. leberra
(
13/12/2011 08:26)
hoy ny ohaboan-drazantsika hoe ra ol ray ntsty mitoto koba hatavy ,amiko de raisiko ho mahafeno ny hatsaran-tarehy ny vehivavy "matavitavy" ary tena ankafiziko mihintsy azo jerena ety iveany koa hoe miadana ara-panambadiana izy,fa tsy irony kaozatina hoy ny sasany ka samy manana ny fijeriny sy ny safidiny ny tsirairay ka aza atao ho sakana tsy hikarakara ny tenanao izany,fa amiko dia tiko ary tsara, mba jereo anie Dr oona @ Femina santé e! mahafatifaty ery ny mijery azy,indrindra moa rehefa mitsiky izay izy ,satriko ery hijery azy fona maheza daholo
mifalia mitondra ny anarana andriambavilanitra
ra mijery anareo de finaritra, anianareo mahazo aina,mitosy aminareo sambatra,fa ra hilaozanareo de malaheo ary be andraikitra satria minisitry ny atitrano mpitantana ny vola ary akilen'ny arena manakarenah fahasoavana dahooe!

106. leberra
(
13/12/2011 08:42)