matavitavy
1. kallie
(
08/09/2007 19:00)
asa ra efa henonareo oe ny mannequin hono zao ny ngezangeza ndray no tin'ny ol fa tsy lé kôzatra kely torana eny ampanaovana défilé reny tsony (fa tsy hoe ngezabe ko an, fa lé mba misimisy nono sy forme reny)
Ary lasa mahazo aina ny matavitavy fa oe mia considéréna ...
http://obsession.over-blog.org/article-4635442.html
Ary lasa mahazo aina ny matavitavy fa oe mia considéréna ...
http://obsession.over-blog.org/article-4635442.html
novalian'i leberra ny 13/12/2011 08:42
2. booboo
(
08/09/2007 19:22)
zà klou botabota fa efa hatrizay no "bien dans mes kilos" e hihihihihihi.
Vive les botabota :-D:-D:-D:-D
Vive les botabota :-D:-D:-D:-D
3. fasaly
(
08/09/2007 19:31)
kallie: efa henoko koa iny fa resaka fotsiny sy eritreritra mitombina fa ry zareo lehibe n'ny agence dia tsy haniky anzany mitsy fa aleony mi tortiora an'ilay sipa kely mannekin ihany, sakafo ferana izany e!
tsy norme klou satria tsy taolampifika otranireny dool ny vehivavy tsin......:-P
booboo: sambatsa injy zany bien bien!:wink:
zà tsy bien fa manavy vao mahazo kilao tena kozy zany fa tsy resaka fotsiny:?

4. Samoana
(
08/09/2007 19:52)
efa hatry ny ela no tianay ny matavitavy fa nareo moa tsy azo anarina e:-D !
6. menalamba
(
08/09/2007 21:24)
Za koa aloha tsy dia mahavoa @ ilay mahia taolam-potsiny sady matetika ireny toa kizitim-belona ...:^)
8. ifiona
(
09/09/2007 09:42)
ié henoko zay alou e, fa mbola betsaka ny ezaka mila atao, mba hisian'ny mpivarotra maromaro kokoa mivarotra akanjo vaventy.
9. kallie
(
09/09/2007 11:17)
ifiona>ôtran'ny aty Laroun zao ny akanjo 46, 52 lafo nonn'ny akanjo 36, satry zareo tode entana be dôly ko.
za ko alo atramzay bota kely ôtranzao fôna e
za ko alo atramzay bota kely ôtranzao fôna e
11. fasaly
(
09/09/2007 12:27)
kallie: fangah ratsy ny botakely...:-D
hafa ny hatao hoe matavy sy ny bota....8-)
hafa ny hatao hoe matavy sy ny bota....8-)
14. kallie
(
09/09/2007 14:45)
fa zao ny tsy azoko, ny limite-nle oe femme ronde sy femme avec des rondeurs, reto sary reto zao lazainy fa femme ronde, nefa efa ngeza ihany ra ny fijeriko

17. fasaly
(
09/09/2007 16:36)
kalli! kay kay kay kay lay sariny farany reo kosa tsy lasa e! fa lay sary botabota ireo domazy nosaromana ankanjo b de tsy hita tsara ny forme botabota:-P
19. menalamba
(
09/09/2007 20:30)
Milenda mihintsy ny alika raha mifanena @ ireto farany fa hoe izany ny taolana..:^)