matavitavy
63. boubounezy
(
11/09/2007 11:52)
mamzely marina kia ny anjy a! ny anah kou alou tsy mba vakiko lou mintsy fa na matavy aza za d vô maika anihizako b any @ soirée sy boite.:-D
64. boubounezy
(
11/09/2007 11:54)
tywa68:-D zay vô tena sosisy ny valiny fanotaninao fa itako! :-D:-D
65. boubounezy
(
11/09/2007 11:56)
aino sy kallie sô d mba ho tsongoinareo 2 eto ary za ka zay vô ho feno mangamangana eto?:-D d lasa miferinaina d lasa mahy tsisy tsongona tsony:-P
66. ikaretsaka
(
11/09/2007 12:28)
tywa: ko na ho ela na ho haingana dia hitarozaka kosa iny e..
fa le fisaa be ohatran'ny an'ny sinoa ireny kosa tsy de tena
fa le fisaa be ohatran'ny an'ny sinoa ireny kosa tsy de tena
67. kallie
(
11/09/2007 12:48)
bbnz> ka refa av tsongona d atao câlins beuuuuu (sa tsy zany ry zanjikely?):wink::-*
68. kallie
(
11/09/2007 12:50)
bbnz> aoka ndry itandrina fa ny sinoa no champion an http://www.chine-informations.com/mods/news/plus-grosse-poitrine-monde-est-chinoise_4500.html
69. ikaretsaka
(
11/09/2007 12:58)
tsy misy tsara ohatran'ny mihinan-kanina raha mbola mahasalama ilay kaly e
70. fasaly
(
11/09/2007 21:18)
ikaretsaka::-D:-D:-D:-D:-D:-Dmisy sinoa tsy fisaka kosa e!:-D
tywa: ko na ho ela na ho haingana dia hitarozaka kosa iny e..
fa le fisaa be ohatran'ny an'ny sinoa ireny kosa tsy de tena
74. boubounezy
(
11/09/2007 22:47)
fasaly mba misy2 iany reo sinou namako fa za alou tsy mbola naita ra tsy wé matavy2 kely izy d somary dofitra kely é!
fa sira njay alou za fa tsy maintsy tena misy ny dongondongona kely é!:-*
fa sira njay alou za fa tsy maintsy tena misy ny dongondongona kely é!:-*
79. fasaly
(
12/09/2007 10:09)
tywa: ravindahisoa be mitry:-D kanefa de rakovanjareo anlay akanjo lava be foana:roll::-D
80. kallie
(
12/09/2007 11:35)
d ho b entana non'ny afrikana sy creole v ny arabo? za ts mino. fa ny sur d kely ranjo kely ny karana fa be bassin -ary tonga saina a fa le oe bassin kay no nahatonga anle oe manasa lamba tary am dinika hafa tary- lol
