Tantara mampalahelo(mother Theresa)......

81. piste ( 29/08/2007 23:40)
Ny tena mamapalahelo angamba dia tsy Mere Theresa (satria efa migoka ny hafaliana any an-danitra izy) fa ireto olona minia mikimpy tsy mijery ny asan`Andriamanitra eo @ mpanompony ity.
82. niryna ( 30/08/2007 05:46)
Mitah:


Ianao kosa no niteny an'io fa tsy izy.
Misaotra aky niryna nitantara ny vaovao mampalahelo a,mampalahelo ilay izy fa isika mieritreritra hoe nahavita izao aho ,na nanao toy izao ranona fa tsy nikatsaka ny atao hoe finoana .Hitako koa io vaovao io ary mino aho fa efa nivoaka amin'ny teny frantsay.Tsy andefa azy eto aloha ireo olona ireo e,mety hoe very seza sy very fihinanana no eritreretiny .

:roll:




















83. niryna ( 30/08/2007 05:48)
Mitah:

Niryna > nivoaka tao amin'ny CBS news koa hono io hoy ny namako dia mitovy ilay lazainao.Tena tsy nino aho hoe fa maninona izy no tsy mino ny fisian'ny lanitra fa manaiky fa misy ny afo-be? Maninona izy no niteny hoe nahoana ianao no mandao ahy? Maninona izy no niteny hoe tsy misy dikany amiko daholo izao rehetra izao fa tsy manana an'i Kristy aho.
Enga anie ka hampianatra antsika ny hanana finoana aloha vao manao zavatra.

Hay ve hitanao koa e,mbola nivoaka ny CNN koa.

84. niryna ( 30/08/2007 05:51)
xxx:

hery:

Tena tsy haiko na tena tsy azon'i niryna ilay izy na minia mandiso fandray i niryna (mba hitondrana lavitra ny sain'ny mpamaky)

:roll:

Vaovao nisy io,misaotra niryna a:*




:D misaotra xxx a mbola nivoaka ny Time magazin koa ary ny tantarany rehetra fa tsy io ihany.

85. niryna ( 30/08/2007 06:04)
Mitah:

[quote=piste]
Mampalahelo ilay izy satria niasa,niasa fotsiny izy fa tsy nikolokolo ny fanahiny.


Izany ve no fitsaranao azy ?
Mitah:

Ianao kosa no niteny an'io fa tsy izy.
Misaotra aky niryna nitantara ny vaovao mampalahelo a,mampalahelo ilay izy fa isika mieritreritra hoe nahavita izao aho ,na nanao toy izao ranona fa tsy nikatsaka ny atao hoe finoana .Hitako koa io vaovao io ary mino aho fa efa nivoaka amin'ny teny frantsay.Tsy andefa azy eto aloha ireo olona ireo e,mety hoe very seza sy very fihinanana no eritreretiny .
Tsy misy fisaorana ka,hay ve hitanao koa e.:cry:

Mitah:

Ka izay tokoa no nahatonga azy niteny ny "secret-ny" maizina tao anatiny sao diso fanantenana daholo ny olona fa nanao toy izaho aho,katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy anao izao rehetra izao.Miala tsiny aho fa tsy hitako ny misy an'io.

Ilay iray no hitako hoe" Matokia an'i Tompo amin'ny fonao rehetra.Fa aza miankina amin'ny fahalalanao.Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra .Fa izay handamina ny lalanao" Ohabolana 3:5-6
Mitah:

:roll: ary toa tezitra daholo hoy aho ianareo kato rehetra e,marina ihany ny tenin'i niryna fa manao angaredona tokoa ianareo. Izaho koa dia nahatsapa izany sy ireo olona maro.Matoa io nivoaka dia tian'Atra isika ny hiova fa tsy hirehareha ity tany ity,manetry tena,tsy ny firoborobony no mitondra aiza fa ny finoana izay pokaty tsy nisy tao aminy ka hampianatra antsika ny hitodika amin'Atra ary hivavaka an'i Kristy.Porofo lehibe anie io fa mbola jamba ihany ianareo e.Io ilay tenenin'ny soratra masina hoe Kristy nampahiratra ny jamba(ara-nofo sy ara-panahy)
:roll:
" Fa fahasoavana no namonjena anareo tamin'ny finoana;ary tsy avy aminareo izany ,fa avy amin'Atra,tsy avy amin'ny asa ,fandrao hisy hirehareha Efesiana 2:8
Mitah:

Ahoana hoy ilay olona iray,ahirato amin'izay ny maso fa mivoaka tsikelikely ny marina.Nampalahelo izy fa nataon'ny fiangonana tohatra fiankarana dia ny anarany foana no nindrahindraina kanjo nivadika ny rehetra.Noresahiny ny marina izay tsy mahatsiaro fa miaraka amin'Atra izy.:cry::cry::cry::cry:



:roll:
86. ikaretsaka ( 30/08/2007 06:24)
ary i mitah ihany ve no hain'i niryna quotena?:wink:
87. mbaliana ( 30/08/2007 16:55)
asa aloha ry zareo fa ndraindray aho dia variana mihitsy, samy milaza fa nahita ny fahasoavana avy amin'Atra daholo isika matoa koa mbola afaka miresaka eto...kanefa...tadidio... ENY FA NA DIA ZAO tenenintsika IZAO AZA DIA MBOLA TOKONY ISALASALANTSIKA RAHA TENA SITRAKA ANDRIAMANITRA TOKOA NA TSIA zay hambarantsika ....fangatahana (fa tsy baiko)isanandro, ny famelankeloka sy fitahiana ary fametrahana isanandro ny fiaintsika eo amin'Izy Tompo no atao...
Isika rehetra dia olona iasan'ny Fanahy Masina fa eo koa ny fanahy ratsy miasa amintsika indrindra eo amin'ny fahalementsika (isika tsiray2 avy zay midoika fa zay tenenintsika avy no marina)...MBA TSARA VE NY MITSARA NY ATAON'NY HAFA? ahona no nahavitan'i Mère Theresa izay vitany raha tsy nitahy sy niaraka taminy Atra... kely ny ainy tsy ho arany daholo ny hanampy zay rehetra mampalahelo miseho...malahelo noho izany izy... fa na dia izany aza mangataka foana izy Aiza ianao Atra...eny fa na i Jesoa Kristy aza ange mbola niteny hoe "nahoana aho no nilaozanao" tamin'izy niady saina talohan'ny nahafatesany (fahalemena) fa izany ve dia midika fa tena nandao azy ve Atra? sa koa very tanteraka ny finoany tamin'Atra...TSY ALEO VE MAKA TAHAKA NY TSARA VITAN'IO OLONA IO NO ATAO TOY IZAY HITSARA NY FAHALEMENY NANDRITRA NY NAHAVELONA AZY? asa aloha
88. mbaliana ( 30/08/2007 17:03)
tsy misy ny tonga lafatra ry zareo a...
89. pissoa ( 30/08/2007 17:09)
ikaretsaka:

mampalahelo...
dia tsy maintsy ho ohatran'izay foana ve rehefa misy fanitsiana sy ady hevitra ato?

rehefa be dia be no miady hevitra sy gaga amin'ny valinteny ataonao sy manome ny heviny ka tsy manana alahatra intsony dia lazaina foana hoe manao angaredona e.

dia avy eo dia misy xxx anankiray saronkenatra manao rrrrrroutskssss manome courage sy mandrangitra dia iny fa namadika HS?

mahanena hoy ny Vakinankaratra


za efa te ho henjy be mbola misy mampime ihany =))=))=))

90. ikaretsaka ( 30/08/2007 17:41)
pissoa> ko hita fa izany no zavatra mitranga ko! dia mitantara ny zava mitranga indray Ika de...
(hainao ihany e)
91. fijo ( 30/08/2007 23:08)
ô ry mpino an,za dia efa hainareo tsara fa tsy mino izao antra izao.fa raha olona toa andry mera tereza sy ry papa J.paoly II ireny kosa no lazainareo hoe tsy nanao asa arapanahy,sao dia diso fahita nareo????tsy katolika koa ny reniko fa protesta sao hoe miaro kato indray lery.
raha to aireny ngamba no olona itako rehetra nitaiza arapivavahan ,mety mbola nino aho hatramin'izao
92. piste ( 31/08/2007 04:21)
Koa io averiko io : tsy i Mere Theresa velively no mampalahelo satria izy efa any an-danitra. Fa ireto jamba tsy mahita ny asan`Andriamanitra @ ireny mpanompony madinika( toa an-dry Mere Theresa ireny) no tena fadiranovana. Satria feno fankahalana ao am-pony. Eny na dia ny Silamo sy ny Hindou aza dia ni-reconnaitre ny valeur ireny olona ireny.
93. niryna ( 31/08/2007 06:40)
piste:

Koa io averiko io : tsy i Mere Theresa velively no mampalahelo satria izy efa any an-danitra. Fa ireto jamba tsy mahita ny asan`Andriamanitra @ ireny mpanompony madinika( toa an-dry Mere Theresa ireny) no tena fadiranovana. Satria feno fankahalana ao am-pony. Eny na dia ny Silamo sy ny Hindou aza dia ni-reconnaitre ny valeur ireny olona ireny.

Asa aloha e,fa ataovy amin'ny tenantsika hoe mitady an'Atra isika dia tsy mety mamaly izy,izany anie no fitantarany e.Hoy izy hoe nahazo medaille d'honneur izy dia " hoy izy hoee tsy mahafaly ahy io fa tsy manana an'i kristy ato anatiko aho".Izay anie no nahatonga ilay hoe mampalahelo e,isika faly tokoa ary maro tokoa ny midera ny asany.Fa ilay izy nitaraina hoe tsy manana an'i Kristy no mampalahelo.Santionany fontsiny io.
eny e,nalefako fotsiny iny ho antsika rehetra ary hisaorana azy nanao ny asa nampanaovina azy.
Moa ve mety hoe variana teo amin'ny fanasoavana izy dia tsy nanitatra ny fahalalany ny fivavahana?
Kanefa ny teny miteny hoe izay mitady dia ahita,izay mandona dia ho vohana,ka ahoana izy no nitady fa tsy nahita,na nandona fa tsy novohana sa izy tsy nitady mihitsy ka nahatonga azy niteny "hoe mihomehy fotsiny aho fa masque io" sy ny hoe" nahoana ianao no nahafoy ahy?."

94. pissoa ( 31/08/2007 15:26)
Asa aloha e,fa ataovy amin'ny tenantsika hoe mitady an'Atra isika dia tsy mety mamaly izy,izany anie no fitantarany e.Hoy izy hoe nahazo medaille d'honneur izy dia " hoy izy hoee tsy mahafaly ahy io fa tsy manana an'i kristy ato anatiko aho".Izay anie no nahatonga ilay hoe mampalahelo e,isika faly tokoa ary maro tokoa ny midera ny asany.Fa ilay izy nitaraina hoe tsy manana an'i Kristy no mampalahelo.Santionany fontsiny io.


Toetra mpahazo ny olombelona maro io ! Vao oviana ianao no mampiseho tantara kely atsy ambadika http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46d671b2c2f31 izay milaza fa na teo aza Andriamanitra nitrotro dia tsy hitan'ilay olona akory ! Ka aiza ny coherence amin'ity resa-be lava eto amin'ny forum ity e ! Sa anganongano tantaraina "anay mpianatra madinika" fotsiny ireny ? :-D:-D:-D
95. pissoa ( 31/08/2007 15:34)
Niryna tery ambony tery:
America's Martin wants to talk precisely in religious terms. "Everything she's experiencing," he says, "is what average believers experience in their spiritual lives writ large. I have known scores of people who have felt abandoned by God and had doubts about God's existence.
96. ikaretsaka ( 31/08/2007 15:49)
"Lose yourself to find yourself"
mety tsy zatra (na nozarina) ilay manao examen de conscience sy retraite tokoa angamba ny olona ohatran'ireny ve? ry pissoa :roll:
97. tywa68 ( 31/08/2007 15:51)
tsy kivy anefa fa ady sy tolona ny "fampielezambaovao mahafaly" :lol: (fa tsy sento²) :-D:-D
98. piste ( 31/08/2007 20:40)
Hoy izy hoe nahazo medaille d'honneur izy dia " hoy izy hoee tsy mahafaly ahy io fa tsy manana an'i kristy ato anatiko aho"


Ka mbola misy finoana lehibe tahak`izany ihany ve ry Niryna. Aminy dia tsinontsinona ny zavatra rehetra raha tsy miaraka aminy i Kristy. Ary misy tenin`i Md Paoly mifanaraka tsara @ io teniny io. Amiko tsy midika fahoriana io fa hetaheta. Ary mba jereo kely ny vavak`i Mere Theresa sasany mba hahitanao marina na manana na tsy manana an`i Kristy izy.
99. fijo ( 31/08/2007 22:56)
piste an,manao dika arabakiteny i niryna eto raha ny fahazoako azy.tsy ny hevitr'ilay zavatra voambara n jreny eto,fa ilay fomba filaza azy.
100. ikaretsaka ( 01/09/2007 04:18)
mitovy hevitra aminareo 3 dahy farany ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.097