Tantara mampalahelo(mother Theresa)......

21. niryna ( 27/08/2007 04:20)

That absence seems to have started at almost precisely the time she began tending the poor and dying in Calcutta, and - except for a five-week break in 1959 - never abated.

Vao nanomboka nanao ilay asa fanasoavana izy ia efa nanomboka koa fahoriana nahazo azy izany.
she bemoans the "dryness," "darkness," "loneliness" and "torture" she is undergoing.
toa tsampany ao anaty fahamaizinana izy ,toa onjiny samy irery ny fianana,fahoriana sy fanaintainana mianjady azy.:cry:

She compares the experience to hell and at one point says it has driven her to doubt the existence of heaven and even of God.

Ohariny amin'ny afabo ny mahazo azy ary toa misalasala izy raha misy izany lanitra izany eny fa na Atra aza dia misalasala ny fisiany izy.
22. ikaretsaka ( 27/08/2007 04:29)
ary anisan'ny fomba fivavaka sy fandraisana an'andriamanitra mihitsy io nuit de foi io

Misy Mompera iray Jesuite (efa maty), Tony deMello no anarany, rehefa manao Exercice izy na mampianatra dia izao no firesany:

Nisy mpianatra niteny taminy hoe vonona hanaraka an'Andriamanitra sy hanary ny zavatra rehetra momba azy ho an'Andriamanitra
Dia te haka toky tamin'i mompera Izy dia nanontany hoe inona no tsy mbola ampy ka tokony ariana?

Dia hoy i Mompera Tony hoe "ny finoanao momba an'Andriamanitra"


A disciple said to him, "I am ready, in the quest for God, to give up anything: wealth, friends, family, country, life itself. What else can a person give up?"

He calmly replied, "One's beliefs about God."
23. niryna ( 27/08/2007 04:32)

Lord, my God, who am I that You should forsake me? The Child of your Love - and now become as the most hated one - the one - You have thrown away as unwanted - unloved. I call, I cling, I want - and there is no One to answer - no One on Whom I can cling - no, No One. - Alone ... Where is my Faith - even deep down right in there is nothing, but emptiness & darkness - My God - how painful is this unknown pain - I have no Faith - I dare not utter the words & thoughts that crowd in my heart - & make me suffer untold agony.
Io ny vavaka nataony. Mivavaka izy kanefa toa manadino azy Atra hoy izy, ,marary azy ilay ratra ao anatiny izay tsy hainy ny manambara izany fangirifirina ao anatiny izany
24. ikaretsaka ( 27/08/2007 04:40)
niryna ve mamaky sa ny anao ihany no asesikao?:roll:
25. niryna ( 27/08/2007 04:51)

So many unanswered questions live within me afraid to uncover them - because of the blasphemy - If there be God - please forgive me - When I try to raise my thoughts to Heaven - there is such convicting emptiness that those very thoughts return like sharp knives & hurt my very soul. - I am told God loves me - and yet the reality of darkness & coldness & emptiness is so great that nothing touches my soul. Did I make a mistake in surrendering blindly to the Call of the Sacred Heart?
- addressed to Jesus, at the suggestion of a confessor, undated


Io ny vavaka nataony fa mamerina indray izy ny fahorian'ny fanahiny izay misy banga na tsy manana an'Atra ao aminy,toa maizina ,mangatsiaka,tsy misy na inona na inona mikasika ny fanahy ao anatiny.:cry::cry:

26. niryna ( 27/08/2007 05:05)
piste:

Ka izay anie ilay EXPERIENCE MYSTIQUE NA NUIT DE FOI ry Niryna a, raha mbola tsy tonga @ izay dingana izay ianao dia tadidio fa mbola lavitra be ny Dia. Fantatr`Andriamanitra ny olona hahazaka izany eo @ fiainany. Ary fantany fa tsy hivadika aminy mihitsy io mpanompony io. Tsy hoe mi-abandonner eto Andriamanitra ary tsy hanao an`izany velively izy fa ilay olona no mahatsiaro izay fahabangana izay. kA EO NO MIPONGATRA ILAY HETAHETA TE-HIHAONA @ ANDRIAMANITRA. Ary averiko ihany fa na dia i Kristy aza tratran`io teo ambony Hazofijaliana e : ELOY ! ELOY! LAMA SABAKTANY. na ANDRIAMNITRA O ! ANDRIAMNITRA O! NAHOANA AHO NO NILAOZANAO.

Ary raha tsy nanam-pinoana i M.Theresa dia efa ni-abandonne t@ io fiainany io.
raha mamaky ireny tantaran`ny olona masina taorian`ny fanenjehana kristianina ireny ianao dia hahita be dia be toa nahazo an`i M. Theresa io.



Ka izany no mahantonga antsika miresaka ny zava-misy,manainga ny rehetra tsy ho kivy fa anantona sy hitady an'Atra hatrany.
27. niryna ( 27/08/2007 05:07)
ikaretsaka:

Ny olomasina dia misy adim-panahy ("fahavarihanam-panahy" hoy ny olon-tsambatra V. Rasoamanarivo izay)

Io Consolation sy Desolation io tokoa ny mahazo azy (Misaotra fa nitovy isika sy i piste teto).

Tsy mampisaraka an'Andriamanitra mihitsy io akory. ary anisan'ny tanjona aza, fandinihan-tena, fahatsapan-tena, ny fanekena fa tsy tonga lafatra. hahafahana manatona an'Andriamanitra bebe kokoa!
Rehefa lamesa katolika, dia dinihina koa io , na tsy lalina noho ny an-dry zareo aza (io consolation sy desolation io.. rehefa alohan'ny "Confiteor" (Fiapangan-tena @ teny gasy)
Izay no antony anomezana ny namana ny fampaherezana azy ireo amin'ny fiainana fa tsy tenenina foana hoe manetry tena kanefa tsy azavainao azy ireo hoy izy ny tena dikany.

Nisy olomasina izay koa nanao toa io, ny azy indray dia hoe "Crtitiquer-o aho" mantsy ny namany.




28. niryna ( 27/08/2007 05:09)
niryna:

[quote=ikaretsaka]
Ny olomasina dia misy adim-panahy ("fahavarihanam-panahy" hoy ny olon-tsambatra V. Rasoamanarivo izay)

Io Consolation sy Desolation io tokoa ny mahazo azy (Misaotra fa nitovy isika sy i piste teto).

Tsy mampisaraka an'Andriamanitra mihitsy io akory. ary anisan'ny tanjona aza, fandinihan-tena, fahatsapan-tena, ny fanekena fa tsy tonga lafatra. hahafahana manatona an'Andriamanitra bebe kokoa!
Rehefa lamesa katolika, dia dinihina koa io , na tsy lalina noho ny an-dry zareo aza (io consolation sy desolation io.. rehefa alohan'ny "Confiteor" (Fiapangan-tena @ teny gasy)

Izay no antony anomezana ny namana ny fampaherezana azy ireo amin'ny fiainana fa tsy tenenina foana hoe manetry tena kanefa tsy azavainao azy ireo hoy izy ny tena dikany.








29. ikaretsaka ( 27/08/2007 05:22)
efa nazavaiko anao any @ hafatra ny dikany!

Nisy mpianatra niteny taminy hoe vonona hanaraka an'Andriamanitra sy hanary ny zavatra rehetra momba azy ho an'Andriamanitra
Dia te haka toky tamin'i mompera Izy dia nanontany hoe inona no tsy mbola ampy ka tokony ariana?

Dia hoy i Mompera Tony hoe "ny finoanao momba an'Andriamanitra"

A disciple said to him, "I am ready, in the quest for God, to give up anything: wealth, friends, family, country, life itself. What else can a person give up?"

He calmly replied, "One's beliefs about God."


io no nataon'i Mere teresa..
io no atao hoe desolation

piste:
Tadidio fa Experiencen fatra-pahazo an`ny olona mystique. Dia tsy inona fa izay Soif de dieu izay. Ary tena mampijaly tokoa. Na i Jesoa aza teo ambonin`ny Hazofijaliana nitaraina : `Eloy, Eloy nahoana aho no dia ilaozanao`.
Tsy mampisaraka @ Andriamanitra anefa io fa vao mainka mampiredareda ny fitiavana azy( karazana purification ihany).
FAranako : eo @ fiainana ara-panahy dia misy foana ny consolation sy ny desolation. Ny desolation tsy natao hahakivy fa vao mainka tokony hifikirana bebe kokoa @ Tompo.


hoy aho teo ambony:
Io desolation io dia nofoanan'ireo reformistes (Noho izy tsy mankato ny konfesy) ary nozariny tsy ho zatra @ izany ireo nanaraka azy


hoy i niryna
zay no antony anomezana ny namana ny fampaherezana azy ireo amin'ny fiainana fa tsy tenenina foana hoe manetry tena kanefa tsy azavainao azy ireo hoy izy ny tena dikany.

Fa tsy vitan'ny consolation ihany ny fiainana ka.. jereo any @ hafatra manokana ny nanazavaiko azy ho an'i niryna
30. niryna ( 27/08/2007 05:23)
Mampalahelo ny tantara nahazo ity olon'Atra kanefa izany tsy atao ahakivy antsika.Ny fampanantenana nomeny hatrizay ka mbola mitohy hatramin'izao dia ny teniny ao amin'ny Heb 13:5 Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory.
Minoa Azy,manatona Azy,ankino aminy ny fiainanao fa isika tsirairay avy dia samy manana olana amin'ny fiainana kanefa izany olana izany no hanamafy antsika ny hanatonana Azy be be kokoa.Misaora Azy amin'izay rehetra nataony tamintsika na nisy fifaliana izany na nisy fahoriana,satria Izy tsy hampitondra antsika enta-mavesatra tsy ho zakantsika.Mifona aminy,mibeba fa tsy fantatra ny andro iray izay tsy ampoizina,mifamela ary mahaiza mitia ny namana indrindra ny fahavalo.:D

Andriamanitra o,malahelo tokoa ny fonay raha nahare ny vaovao mikasika ity mpanomponao.Ianao irery Tompo o no mahalala ny fahoriana nahazo azy,ny hetahetam-panahy tao anatiny.Enga anie Tompo o dia tsy nahafoy Azy ianao na nanary azy.Enga anie ny fanahiny hiaraka aminao hatrany.Omeo hery izahay rehetra mba hino anao amin'ny fonay manontolo ary hampiseho izany finoana izany eo amin'ny fanampiana ny fiaraha-monina sy ny manodidina anay.Ho an'ilay Zanakao Malalanao Kristy irery no anaovanay izany vavaka izany.Misaotra Tompo o Amena^:^
31. hery ( 27/08/2007 07:08)
Tena tsy haiko na tena tsy azon'i niryna ilay izy na minia mandiso fandray i niryna (mba hitondrana lavitra ny sain'ny mpamaky)

Ny fitadiavana an'Andriamanitra dia ady isan'andro. Raha vao miteny ianao hoe nahita an'Andriamanitra, ka mijanona eo... dia fahaverezana izay no hitanao.

Tsy i Jesoa ve no niteny tamin'ilay fanoharana hoe "...taiza ianao tompo no hitanay noana, nangetaheta... dia hovaliany hoe Izay tsy nataonareo tamin'ireny madinika indrindra ireny dia tsy mba nataonareo tamiko koa..." Izany hoe anisan'ny fahitana an'Andriamanitra voalohany ny fanampiana ny madinika indrindra tahaka ny nataon'i Mother Theresa.

Saingy tahaka ny olomasina rehetra, St Augustin koa dia niteny hoe, "...rehefa mihevitra ho mahita ny Tompo aho, dia vao mainka mitady azy indray" (The more I find him, the more I look for him). Dia averiko indray raha milaza ianao fa hoe afa-po fa nahita ny Tompo, dia fahaverezana no hitanao :-) (cf. Pissoa)

Izao angamba no vavaka tokony hatao.

Andriamanitra o, misaotra anao izahay fa nomenao mpanompo tsy nitsahatra nitady anao mandra-pahafatiny. Ary tsy afa-po tamin'ny fitiavana anao fa niezaka hatrany nitia anao tamin'ny alalan'ireo madinika indrindra. Omeo fo maharitra toa izany koa izahay. Omeo fo manetry tena tahaka ny fonao izay nanaiky nitia anay mpanota. Tahaka ny fon'i Mother Theresa izay nitady anao tsy ankijanona na dia efa mihevitra fa mahita anao aza.
Aza avela hitsahatra ny hitady anao izahay.
Amen.
32. Fiffi ( 27/08/2007 07:27)
"hery":
Tena tsy haiko na tena tsy azon'i niryna ilay izy na minia mandiso fandray i niryna (mba hitondrana lavitra ny sain'ny mpamaky)
zah kalou de tena tsy mahazo ny tian'nyrina lazaina an ! amiko manko matoa mère Theresa nanohy ny asany hatram 50 taona de tsy nijaly zany izy sinon tsy notohizany zany asany zany....

na koh hoe "raha sanatria" raha sanatria ozy zah an ! raha tena nijaly izy....misy fijaliana mihoatran'nijalian'Jesoa ve ? raha misy ny fijaliana , matoa nisy de natao ho zaka io....Jesoa aza nahazaka ny mafy injindra.....
33. ikaretsaka ( 27/08/2007 13:54)
hery:
Tena tsy haiko na tena tsy azon'i niryna ilay izy na minia mandiso fandray i niryna (mba hitondrana lavitra ny sain'ny mpamaky)


Izaho koa dia io no nieritreretiko, ary niezaka nanazava azy izahay sy i piste fa e e e
34. vahiny2004 ( 27/08/2007 14:55)

Tsy tokony hampalahelo izany amiko ! Izay no namelona ny fanahiny : ilay hetaheta ==> fitadiavana . Ny olona rehefa voky dia tsy mitady intsony , ary izay angamba no mahatonga ny maro amintsika tsy mitady an'Aa intsony satria mieritreritra fa efa feno

Izaho manokana dia mitsiriritra ny olona mangetaheta an'Aa mandrakariva
35. tywa68 ( 27/08/2007 15:15)
Tena marina io voalazanao io ry vahiny2004 !

Ireny mihevitra fa efa nahita ireny tokony handini-tena sao dia zavatra hafa no hitany :lol: ! sa tsy izany ry Ika ? =))

36. Kwasi ( 28/08/2007 00:53)
Raha ny fahitako azy eto izao dia tsy afa-po na tsy faly t@ mission nomen\'ny Tompo azy I Mere Theresa.

Tsy nahagaga aloha izy raha nahatsapa fahamaizinana, fa olona mahantra sy noana foana foana ve no niarahany niaina nandritra 50 taona. Tsy maintsy misy effet-ny daholo izany.

Mahagaga ahy koa ny ilazany fa \"tsy nahita\" ny Tompo izy. Amiko manko na ny volonte goavana tao aminy dia avy any @ Tompo. Avy aiza moa ny sakafo sy ny fanafody nanampiany an\'ireo olona marobe nndritra izay fotoana izay tsy avy @ Tompo ve?

Niaraka hatrany taminy ny Tompo teo @ mission nasaina nataony fa izy angamba no ninia tsy hahatsapa, fa dia ny hahita maso, na miracle hafa mihitsy.

Nisy zavatra tsy ni-colle tao.
Na mety tsy feno ny zavatra lazainy. En plus ilay informations koa efa ntaolo be daholo 1959, 1960, 1979..., tsy nisy zavatra nosoratany angaha t@ 1995 ohatra?
37. piste ( 28/08/2007 03:14)
Ny olana dia efa misy fanazavana naroso tery ambony fa tsy hitan`ny sasany angamba. Tsy mitovy manko ny hoe : crise de foi sy ny nuit de foi. Ny iray very finoana mihitsy no very fa ilay faharoa mangetaheta te-hiray @ Tompo. Io Vie unitive io no dingana fara-tampony @ fiainam-panahy ny olona. Matetika dia mahatsiaro mijaly ny olona manana azy io satria may an`izay fitiavana an`Andriamanitra. Raha mamaky ny tantaran`ny Md Francois d`Assise ianao dia hahita izany tokoa.


`Sambatra izay mangetaheta sy noana ny fahamarinana fa ho voky izy`(MT 5)
38. ikaretsaka ( 28/08/2007 04:39)
betsaka ny tsy nampianarina izany.. ka mampifangaro ny 2
piste:
Tsy mitovy manko ny hoe : crise de foi sy ny nuit de foi.


[quote-piste ihany]Ka izay anie ilay EXPERIENCE MYSTIQUE NA NUIT DE FOI ry Niryna a, raha mbola tsy tonga @ izay dingana izay ianao dia tadidio fa mbola lavitra be ny Dia. Fantatr`Andriamanitra ny olona hahazaka izany eo @ fiainany. Ary fantany fa tsy hivadika aminy mihitsy io mpanompony io. Tsy hoe mi-abandonner eto Andriamanitra ary tsy hanao an`izany velively izy fa ilay olona no mahatsiaro izay fahabangana izay. kA EO NO MIPONGATRA ILAY HETAHETA TE-HIHAONA @ ANDRIAMANITRA.[/quote]
39. niryna ( 28/08/2007 04:45)
hery:

Tena tsy haiko na tena tsy azon'i niryna ilay izy na minia mandiso fandray i niryna (mba hitondrana lavitra ny sain'ny mpamaky)
Tsy izaho no niteny an'io fa ianao:D

Tantara mampalahelo hoy aho fa ny fitsaranao azy no mety ho hafa.
Mampalahelo ilay izy satria nahatsapa izy fa tsy niaraka taminy intsony ny Tompo "Lord ,my God,who am I that You should forsake me?" Nahoana ianao no mahafoy ahy hoy izy?
Aiza ny finoako hoy izy? Irery aho,tsy manana finoana intsony,foana,maizina ny fiainako. "Alone,where is my faith-even deep down right in there is nothing,but emptiness & darkness."
Zavatra mandalo antsika io fa tsy hoe nantsoin'Atra hanao soa dia tsy hisy olana
Mampalahelo hoy aho satria fotoana vitsy taorian'ny nantsoin'ny Tompo azy dia tsy nanana fifaliana intsony izy.
" It began,she said,soon after she set up her Missionaries of Charity in Calcuta in the late 1940s to succor India's poor .And it lastest ,with only a joyous five-weeks respite respit in 1959 when she refound God,until her death at age 87,a decade ago."
40. niryna ( 28/08/2007 05:04)
Ika,hery ary fiffi izany dia mitovy foana rehefa misy zavatra toy izao,tsy ataoko mahagaga.:cry::cry:
Finoana tsy misy asa namany maty,ary raha asa tsy misy finoana dia ahoana?
Io no nampalahelo azy,niasa,niasa fa tsy nahatsampa niaraka tamin'Atra.

Hoy izy hoe "I've never read a saint's life where the saint has a such intense spritual darkeness.No one knew she was that tormented."

Izy no nilaza fa tsy nisy intsony ny finoany ary toa tsy niresaka aminy intsony Atra.Nangataka ny hivavahana izy( 1953, to Archbishop Ferdinand Perier), ary efa nitsotra izy fa nitsiky fotsiny aho hoy izy fa tsy iny no ato anatiny." She felt abandoned by Christ ,referred to Jesus as "The Absent One"and called her own smile "a mask"
"For 50 years,she searched for faith and feared the absence of God".
Io fiffi a,nandritra ny 50 taona izy no nikarako izany finoana ary natahotra izy fa tsy tsampany miaraka aminy Atra.

Farany,raha nahazo mari-pankasitrahana izy tamin'ny 1960 dia niteny koa izy fa tsy misy dikany amiko ity satria aho tsy manana an'ny Tompo. "This means nothing to me,because I don't have Him."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081