Tantara mampalahelo(mother Theresa)......

101. pissoa ( 01/09/2007 08:55)
efa hoe le tantara hoa refa tsy teny gasy de tsy azo =))=))=))

:oops::oops::oops:
102. Fiffi ( 01/09/2007 10:41)
mahagaga marina......:roll::roll::roll:

Mpandefa : niryna [ Valio ] 30-08-2007 09:28:50
Lohateny : Iza ho hoentina ary iza no mitondra Atra sa....?
Hoy ity rangahy nanontany an'Atra hoe:Maninona aho rehefa miadana sy mifaly dia hitako manaraka ahy eo ny dian-tongotrao?
Kanefa aho rehefa mijaly,nitady anao aho fa tsy nahita,ny dian-tongotro iray fotsiny no hitako fa tsy ny anao?
Dia hoy Atra hoe: Rehefa miadana,mifaly,mandeha tsara ny fiainanao,mizotra ny tokan-trano,hendry tsara ny ankizy dia manaraka sy mijery anao eny Aho.
Rehefa mijaly ianao,mikorontana ny tokan-tranonao,miady ianareo mivady,mafy ny fahoriana hoentinao,very ny fanantenanao,tapa-dalan-kaleha ianao dia tsy mahita ny dian-togontro satria aho mitrotro anao eo an-tratrako.

Andriamanitra izany no mitrotro antsika eo an-tratrany fa tsy isika no hitrotro azy na hitondra Azy. Mitondra ny fahorian-tsika izy ary ny hafany dia hoe :Mankanesa aty amiko ianareo rehetra, izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no hanome anareo fitsaharana.
Koa moa misy tsara mihoatra noho izany,dia ny manankina ny fiainantsika aminy Irery.
103. mbaliana ( 01/09/2007 15:59)
averiko ny polemik: nataony foana itony dinika itony hi-kritiker-na ny fomba fivavahan'ny kato...
104. ikaretsaka ( 01/09/2007 16:19)
mbaliana> dia eo indrindra isika izao...
Iny aloha mazava aloha fa misy tsy azoazon'i Niryna ilay fivavaka kato.

1) Fa izy ve mba nitady sy nanontany hoe inona ny antony? maninona no rehefa omena ny antony.. maninona izy no mitokona sy manao boraingina sisa??? tsy mba manontany na manome ny heviny na miaiky hoe hay veee! fa eo dia tsy manaiky tsy hita antony eo?
dia averiko ihany hoe satria maninona dia satria nahoana?

2)Betsaka ny namana nanazava hoe matoa ny kato manao izao dia satria izao, dia omena ny fanazavana sy ny antony, na ara baiboly io na ara tantara na ara-pomba na arak'heviny na arak'izay mahatonga azy rehetra! ... ary matetika izy no tsy manan-kalahatra intsony dia dia tsy miteny! modiany fanina kely aloha iny mandritra ny 2 a 3 semaines.....dia anontaniany indray fa ovainy ny firafitry ny fanontaniana! Inona koa izany fomba izany? tsy mamaky ve izy sa mody adala?

mba fahitana ny ataony ato fotsiny io...
105. Fiffi ( 01/09/2007 17:06)
mbaliana:

averiko ny polemik: nataony foana itony dinika itony hi-kritiker-na ny fomba fivavahan'ny kato...
tena zavatra mahagaga ahy mintss io an ! asa nareo raha mandinika fa maninn aza no kritikena foana ny kato ? :roll:


106. ikaretsaka ( 01/09/2007 20:14)

Md Augustin:
"raha izay tianao sy mahafinaritra anao @ ara pinoana ihany no ekenao, fa raha ilay tsy azoazonao amin'ny ara-pinoana dia na arianao na odianao fanina, dia tsy i Jesoa intsony no inoanao fa ny tenanao"

Voalaza teo :
If you believe what you like in the faith of Christ, and reject what you don't like, it is not Christ you believe, but yourself


Dia ny fahitako azy dia mananosarotra an-dry zareo mpanao azy io fomba io satria ny katolika tsy manao an'io ilay izay tiana sy mahafinaritra io

dia mitady fika ialana pas e!
107. mbaliana ( 01/09/2007 20:29)
zany ihany no tsy amaliako intsony ny fifanakalozan-kevitra eto satria mitovy amin'ny fijerin'i fijo koa aho hoe :
manao dika arabakiteny i niryna eto raha ny fahazoako azy.tsy ny hevitr'ilay zavatra voambara no jereny eto,fa ilay fomba filaza azy.

mbola ampiako koa aza hoe manao vakiteny mivilana izy...ndraindray ary moa dia ny nosoratanao hafa ny hahazoany azy hafa ...
aleo tsy mamaly fa ohatry ny miresaka amin'ny.....zazakely :^):^):^):^)
108. ikaretsaka ( 01/09/2007 21:18)
mivavaha ho azy e, mba hifoha @ izay izy..
109. mbaliana ( 02/09/2007 05:26)
saika ampiako an'io mihitsy ny valinteniko fa ny anao no toga voalohany ry IkA
110. rijadolly ( 02/09/2007 05:57)
Inona moa ilay nampiady teo?toa tsy tsaroako akory izay niseho
111. rijadolly ( 02/09/2007 06:09)
Raha izao ny atontsika mpino dia angamba manana namana ihany ny tsy mpino ao anatin'ity forum ity.
112. rijadolly ( 02/09/2007 07:08)
Indro averiko indray ity satria tiako ho voarainareo fa dia manjavona foana tsy hita hoe lasa aiza tsy azoko in-3 izao.
Izaho ilay xxx tery amin'ny voalohany nilaza hoe[ niryna à, azonao mba lazalazaina kely ve hoe tamin'fotoana ovina zany no niseho,taiza.ary tsy dia azoko loatra ilay teny hoe "zavatra nikiky azy tao"?Nalahelo ve izy fa tsy nahita fahasambarana nanantateraka ilay asa nataony ka izany no nitarika ny fahafatesany? ]Raha ny fahazahoako ny fanazavan'Niryna dia izao;Misy halahelo roa: ny voalohany dia halahelon'mother Theresa fa tsy- naharay fifaliana teo ampanaovana ilay asa fa nitsiky ivelany fotsiny ihany.ny faharoa indray dia ny halahelon'Niryna mihitsy fa mba nanao ny asa tsara nampanaovin'Tompo azy ihany i mother Theresa nefa tsy naharay ilay fifaliana na fahasambarana izay avy any amin'Andriamanitra teo ampanantanterahana ny hiraka nampanaovina azy.
Manampy izany raha ny hevitro dia tokony omena an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra mba hanomezany anao ilay fifaliana tsy hain'olona refesina ivelany fa ianao ihany no mahatsapa izany ao anatinao ao.lainga izany heo laozan'Andriamanitra izany ianao eo ampanaovana ny asaNy;fa ianao mihitsy no mitady valiny hita maso na filana sitraka ho an'tenanao ka mandiso fanantenana anao ka maha latsaka ny finoanao;satria ianao ihany no mampifaly ny tenanao eo fa tsy ilay fahasambarana avy any ambony homeNy ho an' mpanompoNy satria manomeo voninahitra ho Azy.fanampiny voarainao ilay Fanantenana satria apetraNy ao anatinao.
113. ikaretsaka ( 02/09/2007 11:09)
IO zavatra nolazain'i xxx io dia efa tary ambony elabeeeee tary

piste:
Misy ahitsiko kely angamba ny tenin`i Niryna. Na dia nisy adim-panahy ao anaty aza M. Theresa dia tsy mitovy @ olona miady saina tsotra. Satria hetaheta te -hiray @ Andrimanitra no nisy tao aminy.
Tadidio fa Experiencen fatra-pahazo an`ny olona mystique. Dia tsy inona fa izay Soif de dieu izay. Ary tena mampijaly tokoa. Na i Jesoa aza teo ambonin`ny Hazofijaliana nitaraina : `Eloy, Eloy nahoana aho no dia ilaozanao`.
Tsy mampisaraka @ Andriamanitra anefa io fa vao mainka mampiredareda ny fitiavana azy( karazana purification ihany).
FAranako : eo @ fiainana ara-panahy dia misy foana ny consolation sy ny desolation. Ny desolation tsy natao hahakivy fa vao mainka tokony hifikirana bebe kokoa @ Tompo. Ka tsy voatery hafaliana ihany ry Niryna no omen`ny Tompo anao fa miomana ihany koa @ sedra mety hitranga.


Inoako kosa koa fa tsy hoe hanome vahana ny tsy mpino mainka aza fa hahatoga saina ireo tsy mino sy reo mi interpreter vohana na arak'izay hitiavany azy fotsiny, momba ilay resaka,
114. xxx ( 03/09/2007 15:43)
Misy hafaliana ao ampo rehefa mino nefa koa misy fotoana misy ary tena ilaina ny alahelo satria mampanantona an'Andriamanitra be be kokoa nohon'ny teo iny. Io anie tsy voatery hoe Andriamanitra foana no nandao e fa mety hoe amin'ny asa fanompoana dia misy koa ny fotoana hoe variana nanompo ny namana ianao ka dia tsy nahatsiaro anao intsony dia elaela tsy niresaka tamin'Andriamanitra tamin'ny vavaka sy ny famakiana Baiboly dia malahelo satria iny no lalana iray ihaonana Aminy. Angaha misy olona sady mahavita miasa be no mahavita sady miresaka amin-janany na amin'ny malalany amin'ny telefaonina ihany moa ? Tsara rehefa manina sy mitady an'i Jehovah ny fanahy, izay ny ahy no hevitro. Izaho izao manina azy isan'andro isan'andro amin'izay aho manakaiky sy mitady ny hanao ny sitrapony isan'andro.

Mirary soa ho antsika rehetra dia hitombo sy hahita fitia eo anatrehan'ny Tompo isan'andro anie isika mianakavy.
115. pissoa ( 04/09/2007 00:07)
Amen
116. fijo ( 04/09/2007 22:33)
mifanaraha wa ,areo mpino aloha fa toa resaka "fomba" no tsy mampifandray anareo.
penality ny baolina.ny kato mitifitra an kavanana,ny sasany mitifitra miankavia.de samy maty ny baolina,fa sosotra ny sasany fa tsy nitifitra ankavia toa azy ny kato.izay no mampifanditra anareo mpino eto.
samy mino,fa samy maneho izany amin'ny fobany dia misy kirizy.
io toa le hoe nareo tsy mikimpy rehefa mivavaka.le mikimpy midika inona????
117. niryna ( 08/09/2007 04:01)
Dia tsy mitsahatra ny mamaly eto aho fa izay antony tsy ahafahako mamaly ny hafatrareo dia tsy ho fahadisoako mihitsy,misy zavatra tsy tiana hovaliana ao ka dia maizina indray ra marie therese fa miala tsiny fa tsy afaka mamaly anareo aho.Alefaso ny hafatra ry ika fa sao ianao maningana eo indray8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082