ry katolika havako ario ny sampinao!

81. mbaliana ( 20/08/2007 16:49)
hozy fijo>
maria koa anie tsy izy no tena ivavahan'i kato,fa ekeny oe manna hery hitondra ny vavakany izy e.mitovy mihintsy ny role ataon'i maria "katto"sy ny sampy.samy mpitondra hafatra ireo ,fa tsy ivavahana


dia aiza zany ny hery farany itondran'ny sampy ny hafatra raha izany...
sampy dia zavatra vongana iray hita maso azo tsapain-tanana tsy misy kopia ary i Maria dia tsy zavatra hita maso akory fa an'eritreritra... ny sary nentina fotsiny hanampy ny concentration (azo asiana ary azo tsy asiana koa)
82. ikaretsaka ( 20/08/2007 23:10)
mandefitra: ie! ary nanehoany fahagagana koa: Jereo ny ao lourdes, fatima, anosivolakely sns...
83. mimich ( 21/08/2007 08:43)
ry katolika havako ario ny sampinao!
ry tsy katolika havako, tsy manana sampy hariana aho.:-D:-D:-D
84. fijo ( 22/08/2007 22:14)
mbaliana an,le masin'ny maria entin'ny olona anie sary vongana kosa e.ary ita maso iny
85. mbaliana ( 24/08/2007 17:45)
fijo> fa anga le sary vongana no tena ivavahany e? dia firy ny sary vongan'i Masina Maria nentina nandende eran'izao tontolo zao? ny tiako tenenina hoe raha iny sary vongana iray iny no mipasipasy eran'izao tontolo zao dia marina ny eritreritrao... fa iny no sampy .. saingy ny tsirairay no manao sary samihafa fa olona iray ihany no ampisehoany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081