ry katolika havako ario ny sampinao!

1. vavolombel ( 10/08/2007 15:58)
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vongana, ireto misy and/vitsy2 ho fampahatsiahivana:
eksodosy20:4 Aza manao sarinjavatra voasokitra ho anao na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'
lanitra ambony na izay ety amin'ny tany ambany na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany..
lev26:1: Aza manao Andriamni-tsi-izy ary aza manangana sarinjavatra voasokitran na manao tsangam-baton-tsampy na manorina vato soratana hiankohofana eo amin'ny taninareo, fa izaho no jehovah Andriamnitrareo...!
ny deot toko fa 4 sy faha-7 dia saika milaza azy avokoa!
mety hilaza ny katolika we izay tsy manompo azy ireny fa ANDRIAMANITRA no tompoinay sy antsoinay sns.. fa maninona ary no miankohoka sy manondrika lohaeo anatrehan'izy ireny??? angah ANDRIAMNITRA NANIRAKA NY MBA HO TOMPOINA SY HIONDREHANA PAR INTERMIDIERAN-IZY IRENY??
aiza zany verset izany raha misy?
tsy hary nisy amin'ireny izay lazaina fa mpanompo sampy ireny, na mpanaraka tromba izy ny mpanaraka fomban-drazana na mpanompo fotokazo na sampy hafa sns.. tsy manonona ny Anaran'A/TRA ,ataoko fa ny ANTSOINY VOALOHANY DIA NY ANARAN'A/TRA! OH: ANY IANAREO A/TRA , IANAREO RAZANA ....FA TSY MIANTSO WE: ANY IANAREO SATANA, LOSIFERA, DEVOLY....TSY MISY MANAO AN'IZANY EO, FA A/TRA no antsoiny nefa izy mpanompo sampy ka inn no mampiavaka azy amin/ny katolika raha we ny fiantsoana ny anaran'A/TRA NO ZAVA-DEHIBE!?
NY sarivonganareo dia manimba ny hasin'ny fivavahana kristianina ary manome endrika ratsy ny fivavahana kristianisma!
novalian'i mbaliana ny 24/08/2007 17:45
2. Fiffi ( 10/08/2007 16:08)
"vavolomb" :
NY sarivonganareo dia manimba ny hasin'ny fivavahana kristianina ary manome endrika ratsy ny fivavahana kristianisma!
ohhhh......taiza indray no nisy an'zany ? fa nareo kalou ve kristiana eh ? kristiana mitsikera ve ? :{:{:{
3. hery ( 10/08/2007 16:08)
:-)

Midira katolika dia ho azonao tsara ny momba izany...

Tsy hoe rehefa namakivaky kely baiboly tetsy sy teroa ianao dia afaka miteny an'ireo :-)

Inoako tsy miteny toa ireo i Pasiteranareo satria izy farafaharatsiny nianatra ka mahalala ny atao hoe finoana katolika

Ny katolika dia tsy sahy mitsikera ny finoanareo satria tsy nianatra sy tsy niaina momba izany :-)

4. ikaretsaka ( 10/08/2007 16:34)
mianara aloha vao miteny fotsiny ihany
ohatra hoe inona no dikan'ireny? inona no hevitra fonosiny?

dia fantatrao ve ny maha samihafa ny "prier" sy ny "venerer"?
5. ainga ( 10/08/2007 17:24)
TSY MAHALALA ny ao antsain'ny mpino katolika ianao ka aza miteniteny foana. :)
Na ny fomba fitondranao ny resaka aza dia ahitàna
fa olona INTOLERANT ianao, mpanilikilika (sectaire) ary indrindra indrindra tsy mpamakafaka. Ianao io izao dia tena mihevi-tena ho tena kristiana e ?:P
6. gasynamana ( 10/08/2007 17:33)
Ho an'i vavolombel

Ekena fa tsy naniraka hanao sary vongana hivavahana Andriamanitra. Tena marina izany. Fa ataoko kosa fa hitanao ary efa novakinao, raha tsy hoe ninina tsy nojerena angamba, izay voalaza sy voatantara ao amin'ny Bokin'ny fanisana 21, 1-9. Ezaho takarina ny hevitra fonisin'io dia aza mitsikera be fahatany.

Manampy an'io dia izao: raha mitahiry ny sarin'ny ray aman-dreninao ve ianao dia mpanompo sampy koa? Raha mijery sy mibanjina an'ireny sarin'ny havana sy ny sakaiza ireny ve dia mivavaka amin'ireny koa? Mba alefaso lavitra ihany aloha ny saina.
7. ikaretsaka ( 10/08/2007 17:44)
raha kamo hanokatra sy hikaroka
fanisana 21,1-9
8. LazaDaddy ( 10/08/2007 19:47)
vavolombel>
1) Aza mivazavaza fa mankarary sofina be raha azo atao
2) Fantaro fa tsy ny katolika na ny silamo na ny bodista na ny hafa rehetra ny fahavalonao fa i Satana
3) "Aoka ny fiteninareo ho amin'ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra." Kolosiana 4:6.


gasynamana:
Manampy an'io dia izao: raha mitahiry ny sarin'ny ray aman-dreninao ve ianao dia mpanompo sampy koa?
Tsia. Fa mba tsy aritro kely ito ry gasynamana: izaho manokana tsy miantso ny sarin'i Dada sy Neny ho "sary masina" ary tsy miakohoka eo anatrehan'ny sariny koa
9. Fiffi ( 10/08/2007 20:37)
vavolombel: heu.....raha zah enao de ato aloha no andé dinihako voalohany alohan'hitsikerana sy ny hivazavaza tahak'zao.....
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46b84018492e4
10. ikaretsaka ( 10/08/2007 20:40)
Anampiako kely an'i laza sy i GasyN
Raha lasa lavitra ka aho manimanina dia manoroka ny sarin'i Dada sy Neny, sy ireo olona tiako, na mivavaka ho an'i dada sy neny sy izy ireo aho, na mahatsiaro hoe any izay izy ireny, iny no ataoko aide memoire hahatsiarovako azy , Ri zareo koa hinoako fa mivavaka ho ahy any amin'izay misy ahy any . Fanampin'izany dia apetrako sy hajaiko @ toerana tsara sy mora hita ao an-tranoko sy ao anaty entako ny sarin'izy ireny.
Dia raha sanatria misy maninona maninona dia miankohoka eo koa aho. Fa izany akory tsy midika hoe mivavaka aminy, fa mivavaka ho azy, sy mino fa mivavaka ho ahy koa izy aaaaaany e!
11. Fiffi ( 10/08/2007 20:44)
mivavaka ho azy.....eka ouz booboo zay.....:)
12. fijo ( 10/08/2007 21:34)
za aloha tsy mahay izay antony sy ny karazany any.fa itako misy fitoviana ihany kosa ,ny gasy miresaka amin'ny lazaina fa "sampy"miantso ny zanahary ,sy ny mpivavaka miatrika na miankohoka amina sary "vongana"miantso ny fanampian'andriamanitra.
izao resaka izao anie tsy nisy ry zareo raha toa ny kristianina tonga tany amintsika tsy nanaratsy ny finoandrazantsika e.aza hadino izay.
13. xxx ( 10/08/2007 21:36)
izao resaka izao anie tsy nisy ry zareo raha toa ny kristianina tonga tany amintsika tsy nanaratsy ny finoandrazantsika e.aza hadino izay.

mazava ho azy :lol:
sonia
cutie
14. Fiffi ( 10/08/2007 21:39)
heyyyy.....sady tsy azo hatao ny manisy sonia rehefa miditra xxx...no tsy tazako ato akory cutie zao an !
15. fijo ( 10/08/2007 21:40)
ndry io an.
ka ny kristianina vao tonga tany dia ny nanaratsy ny fomban drazantsika no nataony.nefa avy eo izy mampiseho fomba sy fihetsika mifanahatahaka amin'io zavatra noaratsiany io?????izay le olana.

mitovy amin'ny hoe .sauvage nareo afrikanina tsy miakanjo fa misalaka,nefa taty europa niha nahazo vahana ny plage ny nudista???????sa ny azy fotsy no zavatra hita de milay fa ny antsika mainty kely de ratsy be?????
16. xxx ( 10/08/2007 21:42)
ndry io an.
ka ny kristianina vao tonga tany dia ny nanaratsy ny fomban drazantsika no nataony.nefa avy eo izy mampiseho fomba sy fihetsika mifanahatahaka amin'io zavatra noaratsiany io?????izay le olana.

hita wa :wink:
Mbola za ihany io ry fijo a :wink:
17. fijo ( 10/08/2007 21:53)
eka wa e
18. simplex ( 10/08/2007 21:57)
Laza:
2) Fantaro fa tsy ny katolika na ny silamo na ny bodista na ny hafa rehetra ny fahavalonao fa i Satana
amen ^:^^:^
Izany hoe fahotana 1 no ataonao d mitovy @ ireo "hafa" heverinao fa manompo sampy ianao.
Tsy ny fihetsika sy supports hita ety ivelany no tena zava-dehibe @ fivavahana fa ny finoanao, ny ao amponao ary ny fampiharanao izany eo @ fiainanao andavan'andro.
Samia mandini-tena...
19. fijo ( 10/08/2007 21:59)
ny gasy ry zalahy raha nolazaina fa manompo sampy sy saovazy dia olona tsotra ary noararaotina foana.ka nijery ivelany ve teto ny kristianna sa mba nijery izay tena tao ampon'ny gasy??????
20. cutie ( 10/08/2007 22:18)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 10-08-2007 23:59:44
Lohateny : Re : ry katolika havako ario ny sampinao!
ny gasy ry zalahy raha nolazaina fa manompo sampy sy saovazy dia olona tsotra ary noararaotina foana.ka nijery ivelany ve teto ny kristianna sa mba nijery izay tena tao ampon'ny gasy??????

nijery ivelany :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1823