ry katolika havako ario ny sampinao!

21. fijo ( 10/08/2007 22:23)
dia topa izay koa ny sasany mitsikera ny katolika milalao saple.

io izay any anatinao any tsy misy mahita.
za zao mety miditra fiangonana de mody maontina be sy mihondrikondrika be eo ary mody liana mihintsy.nefa ilay cutie eo akaikiko eo no tena ato andohako,de ny mpijery ivelany eo tena hoe "mivavaka mafy lery ary tena mino "
22. cutie ( 10/08/2007 22:25)
io izay any anatinao any tsy misy mahita

zay indrindra :lol:
dia topa izay koa ny sasany mitsikera ny katolika milalao saple.
23. fijo ( 10/08/2007 22:28)
izay mantsy anie e,ny mijery koa nefa tsy ahita ny any anaty?
24. cutie ( 10/08/2007 22:35)
Efa tsy te hijery we :-D
25. fijo ( 10/08/2007 22:39)
ahoana moa no ahitako izay any anatindry??????raha tsy hoe raisindry ao ampondry aho??????
26. cutie ( 10/08/2007 22:45)
sarotra be ihany zany :-D
27. fijo ( 10/08/2007 22:48)
ka izay mantsy,sady bedy eto isika raha vao izay
28. cutie ( 10/08/2007 22:49)
de aleo mijery ety ivelany fotsiny :-D
29. fijo ( 10/08/2007 22:50)
izay mantsy anie wa e,hodiako mivavaka be fotsiny eo e
30. cutie ( 10/08/2007 22:53)
de avy eo milaza we kristiana sy firaisam-pinoana e :-D
31. fijo ( 10/08/2007 22:56)
ie,ka firaisana no tanjona ko.
32. fijo ( 10/08/2007 22:56)
dodo aho fa bety eto raha mitoy ity fijereko ivelany andry ity
33. cutie ( 11/08/2007 00:53)
bn:lol:
34. fijo ( 11/08/2007 04:44)
saotra aky fa hivavaka be aho an
35. mbaliana ( 11/08/2007 08:35)
lazadaddy> hoy ianao hoe
Tsia. Fa mba tsy aritro kely ito ry gasynamana: izaho manokana tsy miantso ny sarin'i Dada sy Neny ho "sary masina" ary tsy miakohoka eo anatrehan'ny sariny koa


fa anga zany no tian'i gasynamana ho lazaina? 8O...:-D:-D:-D fanontaniana no napetrany fa tsy affirmation akory... tonga dia haintsika rehetra ny valiny fa tsy mila valiana akory: fa preciser-ko ihany .... TSY MISY MANAO SARY MASINA NY SARIN'NY OLONTIANY FA FAHATSIAROVANA DAHOLO IRENY... fahatsiarovana miteraka alahelo na fifaliana arakaraka.... sa ianao tsy mba voan'izany?
36. mbaliana ( 11/08/2007 08:40)
fijo sy cutie... njisy mantsy ... dia laa ivelany fotsiny venareo roa iret o ny farany ....:^):^):^):-D:-D:-D=))=))=)):wink:
37. vavolombel ( 11/08/2007 10:10)
fampitana ny DIDIN'A/TRA NO ATAOKO KO MANIN NY SASANY NO MIVONTO FO?
efa we raran'A/tra ilay izy ko de mbola mi-insista iany ry kato? sa inn zao no fandikanareo io verset io? midika hoe manaova?
DEOT:4:16 FANDRAO MANAO RATSY HIANAREO KA MANAO SARIN-JAVATRA VOASOKITRA HO ANAREO, ARAKA IZAY ENDRIN-JAVATRA , NA INN NA INN,DIA SARIN-DEHILAHY NA SARIM-BEHIVAVY
DEO 27:15:HOZONINA NY OLONA IZAY MANAO SARIN-JAVATRA VOASOKITRA NA SARIN-JAVATRA AN-IDINA,IZAY FAHAVETAVETANA EO IMASON'I JEHOVAH, ASAN'NY TANAN'NY MAHAY TAO-ZAVATRA, KA MAMETRAKA AZY AO AMIN'NY TAKONA DIA HAMALY NY VAHOAKA REHETRA HANAO HOE AMEN!
Aza avily any amin'ny sarin'ny dada sy neny ny resaka
fa tsy misy miondrika sy mampiasa azy ireny hivavahana ny eto toy ny ataon'ny katolika amin'ny sary vongany, md josefa e masina marie e anjely rann sns, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy samy tsy azo atao, ary raha tsy faly dia avereno amin'A/TRA NY HATEZERANAREO FA TENINY IO FA TSY TENIKO!
TSY RAHA ZAHO NO MANDRARA ANAREO FA ANDRIAMNITRA , ARY RAHA TIA AN'Andriamnitra ianareo tokony hanaraka ny teniny fa tsy mizizi be fahatany eo!
tsy misy mihintsy mampiavaka anareo kato sy ny mpanompo sampy!
sa fomba ahoana zao no hiresahanareo amin'ireo mpanompo sampy? sa we masina ny anareo fa ny azy no tsy masina? fa samy sampy!!!
ANGAH DE TSY AHATSIARO AN'ANDRIAMNITRA IANAREO RAHA TSY MAMPIASA ILAY SARY VONGANA IZAY LAZAIN'NY SORATRA MASINA FA FAHAVETAVETANA EO ANATREHAN'I JEHOVAH??? HAFAHAFA IZANY?
MBA DINIHO IHANY LAY ZAVATRA ATAO SNS ARY AZA MAIKA ENTIM-PO ARY REHEFA MANANA POROFO ILAY OLONA AZA ATAO HOE MANARATSY!
38. gasynamana ( 11/08/2007 11:23)
vavolombel:

Porofo inona hono mba nentinao eo? Ianao izao no tena MANAO TENY AM-PATEZERANA amin'izato fomba fanoratra

Mahaiza manavaka ny antsoina hoe: fanajana sy ny atao ho fitsahona. Raha mifangaro ireo aminao na iray ihany dia anontanio aloha hoe: inona no mahasamihafa azy.

Ampiasao koa ny saina e! Misy andalan-tsoratra masina koa nomeko io ahoana no tsy vakina sy tsy dinihana?

Tsy mitovy koa ny fanompona sampy (ataon'ny gasy) sy ny fomban'ny katolika fa diso hevitra tanteraka i fijo sy namany. Alalino kely aloha hoe: inona ny fomban'ny mpanompo sampy? Iza no ivavahany? Aiza na iza no iantefan'ny fangatahana ataony? Dia mba fantaro koa avy eo ny an'ny katolika. Aza mijery ivelany fotsiny fa mba alefaso lavitra ny fandinihana, ampiasao ny saina. Ary raha tsy ampy ny fahalalana aza miteniteny foana fa mba manontania aloha na mandalina.


39. ikaretsaka ( 11/08/2007 14:54)
Mahaiza manavaka ny antsoina hoe: fanajana sy ny atao ho fitsahona. Raha mifangaro ireo aminao na iray ihany dia anontanio aloha hoe: inona no mahasamihafa azy.

miombon-kevitra

Ampiasao koa ny saina e! Misy andalan-tsoratra masina koa nomeko io ahoana no tsy vakina sy tsy dinihana?

eny tokoa ho'a
40. cutie ( 11/08/2007 14:56)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 11-08-2007 10:40:00
Lohateny : Re : ry katolika havako ario ny sampinao!
fijo sy cutie... njisy mantsy ... dia laa ivelany fotsiny venareo roa iret o ny farany ....

asa :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2765