fitiavana ve no lohalaharana sa ny fivavahana
81. bosista
(
19/07/2007 16:29)
otran'ny mihasarotra le raharaha marina!fa de sanatria v de tsy ahitana vahaolana mihintsy lay izy?!:?:fa maninn ary amin'ny fotoanan-tsika zao no tsy mba misy mpaminany intsony mba hamaha ny olana toy izao e!??lasa zah ndray zao no marary an-doha mandinika ilay izy!
82. lapino
(
19/07/2007 17:29)
bosista:Dia ny mpaminany avy amin'ny fiangonan'iza ary no mety hahavaha ny olana e ? :roll:
fa maninn ary amin'ny fotoanan-tsika zao no tsy mba misy mpaminany intsony mba hamaha ny olana toy izao e!??
Tena marina anefa fa Andriamanitra iray ihany, ary tsy tokony hisy olana. Saingy indrisy fa ny olona no saika olon'ny fiangonana daholo alohan'ny maha olon'Andriamanitra azy. :(
83. pissoa
(
19/07/2007 17:30)
efa io ny valiny nomeko :
fantaro tsara izany atao hoe mariazy izany amin'ny andaniny roa ... dia avy eo mahita hoe afaka miara-dalana tsara ilay finoana roa na tsia ... :lol:

85. Mandefitra
(
20/07/2007 07:53)
Hoy Lapino
Ka le mariazy tsinn tsy maintsy hoentina any ampiangonana ko ...
Tsy vita hatreo ange, mbola eo ny hoe aiza no hiangona sa samy hanana ny fiangonana rehefa avy eo, aiza ny zaza no hatao batisa (sa hatao batemy), mbola zaza sa rehefa lehibe ko vo hatao batisa, hianatra sekoly alahady sa katesizy sa sekolintsabata hehehe.
Tena marina anefa fa Andriamanitra iray ihany, ary tsy tokony hisy olana. Saingy indrisy fa ny olona no saika olon'ny fiangonana daholo alohan'ny maha olon'Andriamanitra azy
Ka le mariazy tsinn tsy maintsy hoentina any ampiangonana ko ...
Tsy vita hatreo ange, mbola eo ny hoe aiza no hiangona sa samy hanana ny fiangonana rehefa avy eo, aiza ny zaza no hatao batisa (sa hatao batemy), mbola zaza sa rehefa lehibe ko vo hatao batisa, hianatra sekoly alahady sa katesizy sa sekolintsabata hehehe.
86. Mandefitra
(
20/07/2007 07:57)
Izay le hoe fisoko maromaro kanefa vala iray.
Ny vala zany de ny mahakristianina, ny fisoko ireo karazam-piangonana (katolika,fjkm,flm,jesosy mamonjy,adventista etc ....)
De ny vahaolana de hoe samy maka vady any @ fisokony any avy mba tsy hisian'ny olana.sa ahoana?

87. ikaretsaka
(
20/07/2007 11:52)
fa voamariko an! indrindra aminay mpampiady akoho fahiny..
fa ny akoho avy amin'ny fisoko 2 ka afindra ao anaty fisoko 1... fa mi guerre foana..
na samy akoho aza!
le samy maka vadiny any @ fisokony koa izao vahaolana iray!

89. vavolombel
(
20/07/2007 12:39)
ity aho fa tonga de ahoana?
zah na dia niala tao amin'ny katolika tsy midika fa fady miditra ao am-piangonan-dry zareo aho, zah tsy fady ny miditra ny fiangonana katolika , mety ianareo angambany rehefa tsy manaraka finoana hafa ankoatry ny anareo de fadinareo hatramin'ny fidirana @ fiangonany, nefa fantatrareo tsara fa tranon'Andriamanitra ny fiangonana! ny spectacle eny antsahamanitra aza idirana ka inn no maharatsy ny miditra amin'ny fiangonan'ny katolika? raha izany no avoakan'ny ankitsapaka de arahina fa tsy midika izany ny aha-katolika ahy velively fa ny mba hisian'ny filaminana ,sy ho fanarahako ny olona tiako, mila asehoko azy fa manao sacrifice koa aho tamin'iny, dia azy ny sisa!

90. ari.malala
(
20/07/2007 13:35)
:roll::roll: de aminao ve, vanona iny sakramentan'ny mariazy iny, nefa à cotre coeur no nanaovanao azy? :roll: ny zavatra rehetra tokony atao ampitiavana indrindra hoan'ny olon-tiana izany, fa tsy antery toy izany hoe nanao sacrifice aho de azy ny sisa, zany hoe lasa misy ankiandry kendritohina ao zany hoe za efa nanao sacrifice t@ nitondràna ny mariazy tany @ fiangonanareo de enao zany tokony mba zao na zao... sady izay tsy vitan'ny eo am mariazy fts ny fiainana fa misy tohiny de aona ndray refa tonga ny zaza, sa hatao ankitsapaka ndray hoe ho katolika sa ho jesosy mamonjy? de hiaina @ ankitsapaka lava izao ve?:roll:
91. ikaretsaka
(
20/07/2007 21:45)
dia hanao pouf pouf lalamby sy 27 de boka foana... kanjo lasany lalandra no tapaka sy nanao boum boum ... sy 28 mbola tsy misy boka ihany:-D
92. pissoa
(
21/07/2007 02:20)
ity aho fa tonga de ahoana?
zah na dia niala tao amin'ny katolika tsy midika fa fady miditra ao am-piangonan-dry zareo aho, zah tsy fady ny miditra ny fiangonana katolika , mety ianareo angambany rehefa tsy manaraka finoana hafa ankoatry ny anareo de fadinareo hatramin'ny fidirana @ fiangonany, nefa fantatrareo tsara fa tranon'Andriamanitra ny fiangonana! ny spectacle eny antsahamanitra aza idirana ka inn no maharatsy ny miditra amin'ny fiangonan'ny katolika? raha izany no avoakan'ny ankitsapaka de arahina fa tsy midika izany ny aha-katolika ahy velively fa ny mba hisian'ny filaminana ,sy ho fanarahako ny olona tiako, mila asehoko azy fa manao sacrifice koa aho tamin'iny, dia azy ny sisa!
Dia eo ndrindra le tsy mety ... nenao zany hoe "nandeha tany ampiangonana" no mitondra ny resaka ... amin'ny Katolika kosa dia nandray ny Sakrametan'ny Mariazy ... zavatra roa samihafa be ... ka halalino tsara eeee, sady sao manimbazimba izay inoan'ilay tianao koa ianao nefa mba miseho hoe be sakrifisy eo ! Sakrifisy mandentika zany :-D:-D:-D:-D:-D
93. ikaretsaka
(
21/07/2007 14:51)
eeeeeee. kay tokoa le concept an'ilay hoe "mariazy" no tena nivoana ny an'i xxx koooo!
hoe rehefa atao "marriage religieux" izany aminy= "mandeha any ampiangonana"
ooops

94. tywa68
(
22/07/2007 08:50)
Ny fanontanian'i bosista hoe = azo atao mariazy religieux in-2 ve ? (noho ny antony efa iaraha-mahalala, fiaraha-monina !!!) Amiko aloha anakiray dia ampy e :lol:
Dia io novalian'i Pissoa io hoe inona tsara no antony hanaovana mariazy am-piangonana, satria raha io dia efa mampisy fifandirana dia aleo aloha miandry sy mandalina tsara hoe tena vonona @izany ve ?
Ny kristiana rehefa tia dia mahay mandefitra ary tsy mila manao ankitsapaka izany fa tonga dia maka ny place-ny avy ! Mazava ho azy fa rehefa miditra ampiangonana dia manome toky ny hitondra ny zaza @ finoana mazava koa ... mahay miaraka @ manodidina koa fa tsy hoe ravan'ilay mariazy ny fiainana teo aloha !
Azo atao any @ fiangonana hafa mihitsy koa ilay izy @izay tsy misy hoe i ranona nanaraka sns ... Andriamanitra iray ihany moa ? :-D:wink: Tsy maintsy hisy olona hiteny sy ho tezitra foana fa izay ilay fiaraha-monina e !

96. boraingy
(
24/07/2007 16:08)
Raha ny loha-hevitra eto dia misy fifangaroana be ihany. Ny fitiavana tiana ambara ve dia fitiavan'olon-droa sa ny Fitiavana Feno?
Inona moa ny Fivavahana ary inona no tanjona ao?
Mpivavaka sa Kristiana ary inona no tanjon'ny Kristiana?
Eo ampanarahana ny adi-hevitra aho dia te-hiteny hoe "lasa midina ambany kokoa ny fomba fisainana raha ny antokom-pinoana no manakana ny fitiavana". Raha mifototra fotsiny amin'ny fombafomba fanao ny finoan'ny tsirairay dia lasa mizara ny fomba fisainana. Mila feno ny fomba fijerin'ny olon-droa mivady eo amin'ny lafiny fanarahana an'Andriamanitra mba ho tonga lafatra ny fiarahany. Tena anisan'ny Avo indrindra anie izany hoe tokantrano aorina eo anatrehan'Andriamanitra izany e!
Raha manontany ny Fiangonana tsirairay isika hoe Tena izy marina ve ny Andriamanitra Tompoinareo? dia tsy hisy hamaly angamba hoe tsy Izy ny anay! Raha mampiteraka ny hoe tsy "Izy ny anareo" ny fahalainan'ny ilany handeha any amin'ny Fiangonan'ny ilany dia tena raharaha be satria lasa fankahalana ny resaka eto fa tsy fitiavana marina tokoa.
Noho izany raha toa ka mifototra fotsiny amin'ny fombafomba ny fijery dia teraka ny fisaratsarahana ary raha io no mandresy dia tsy hita Ilay Mazava izay Iray ihany dia ao anaty Baiboly iraisantsika Kristiana.
Mila mitandrina tokoa eto satria tafintohina sy mianjera ao anatin'io avokoa ny Kristiana rehetra.
Amiko dia mila ny FITIAVANA IRAY IZAY TORIAN'I KRISTY ISIKA DIA MANARAKA HO AZY NY ZAVA-DREHETRA. TSY MISY HIDIRAN'NY ANTOKOM-PINOANA INTSONY IZANY.

97. ikaretsaka
(
24/07/2007 16:15)
ka fitiavana 1 ange no notorian'i kristy tany amboalohany e.. dia fiangonana 1.. saingy nitsitokatokana fa samy nanao ny lohany teo...
dia lasa bedebeeeeeeeee
ohatran'ilay vera nolazaiko tary hoe latsaka ihany io ka vaky... dia mbola azo lazaina ve fa vera ihany?

98. boraingy
(
24/07/2007 16:42)
Mandihy mihitsy Satana amin'ity resaka vera vaky ity r'ikaretsaka a! sa ahoana ny fijerinao azy?
Ny zavatra mahavalalanina dia ny fiarovana ny finoan'ny tena araka ny fombafomba fa tsy mijery ny Fototra Niandohana sy nahatonga an'i Jesoa hizara ny Fahasoavany. Fiarovana ny sombin'ilay vera izany. Io ilay vakim-bera kely anankiray fa mametraka fanontaniana ihany isika hoe "azo isotroana ary mahatanteraka ny asany ve io vakiny io?" Raha hikikisana latabatra dia mety na koa handratra izay mahitsaka azy na izay tsy mahay mitana azy ilay vakim-bera.
Fandrika ngezabe mivelatra io eo amin'ny Kristiana ankehitriny ka raha tsy mahay mijoro dia maratra.

99. ikaretsaka
(
24/07/2007 16:53)
ny anatra hitako tao dia hoe naninona ilay vera raha tsy novakiana dia tsy nanana probleme be ohatran'izao
100. boraingy
(
24/07/2007 17:02)
Raharaha be ny anao raha izany no fanontaniana mipetraka aminao satria efa vaky ilay vera. Izany no iainantsika izao ary isika tsirairay izay olona miaina sy mandrafitra ny fivoaran'ny fiainana ankehitriny no mila mijoro fa tsy ny milaza hoe tahak'izay tsy vaky ilay vera.
Io fahafahana mandrafitra sy manavao isanandro io no fototry ny fampandrosoana raha tohizina hatrany fa raha tsy izay dia hisavoritaka eo foana.
Raha sendra miraiki-tapisaka ao an-tsaina ny fivakivakisana ka manjary miteraka toetra ratsy ho an'ny tena dia izay no fandresen'ny haizina. Mila mampanjaka ny Hazavana izany izay nahazo ary manely izany ho an'ny hafa raha te-Hazava hatrany.