fitiavana ve no lohalaharana sa ny fivavahana

61. cutie ( 16/07/2007 19:24)
nefa mety ve zany mariazy double zany!??

anontanio alou mopera :lol:
62. diamondra27 ( 16/07/2007 19:58)
f'angah eken'i TJ koa ny manambady olon-kafa ivelan-dry zareo e? Fanontaniana ny ahy io fa tsy haiko an!
f'angah tsy hoe: samy zareo ao ihany no mifanamabady? sa le mormon moa no manao an' iny?
63. ikaretsaka ( 16/07/2007 21:02)
toa samy manao ko!
64. lapino ( 16/07/2007 23:33)
Raha ny fahazoako ny olana entin\'i bosista dia izao :
- efa nifanaraka ry zareo fa hivady, hiara-hiaina sns ... , efa mitari-pandresena ny fitiavan-dry zareo, mety ho efa nandinika sy nisaina ary nifampiresaka tsara momba izay ifampitondrany any. Tsy misy olana intsony izay.

- fa ny olana dia eo amin\'ny Seremonian\'ny Mariazy : hatao amin\'ny fiangonana aiza ny fanamasinana mba tsy hanafintohina olona ?
Olana ara-pianakaviana sy ara-piarahamonina io, olana ara-pombafomba fotsiny fa tsy manova ny lanjan\'ny mariazy velively.

diams > JM fa tsy TJ ilay izy ka. Fa na izany, asakasak\'izay manaiky ho voafehin\'ny lalànam-piangonana mihoatra ny didin\'i Jesosy any ka hanao sacrifice tsy ilaina akory ... na katolika na JM ... na mariazy na zavatra hafa :wink:

ari.malala > ilay teny hoe \"sakramenta\" angamba no tsy miasa, na tsy tenenina amin\'ny fomba \"explicite\"; fa ho an\'ny kristiana rehetra dia masina ny mariazy. (masina daholo izay nanaovana voady teo anatrehan\'Andriamanitra)
65. pissoa ( 17/07/2007 00:14)
Raha ny fahazoako ny olana entin'i bosista dia izao :
- efa nifanaraka ry zareo fa hivady, hiara-hiaina sns ... , efa mitari-pandresena ny fitiavan-dry zareo, mety ho efa nandinika sy nisaina ary nifampiresaka tsara momba izay ifampitondrany any. Tsy misy olana intsony izay.

- fa ny olana dia eo amin'ny Seremonian'ny Mariazy : hatao amin'ny fiangonana aiza ny fanamasinana mba tsy hanafintohina olona ?
Olana ara-pianakaviana sy ara-piarahamonina io, olana ara-pombafomba fotsiny fa tsy manova ny lanjan'ny mariazy velively.

otran'ny hafahafa be amiko ny maheno an'le hoe efa nandinika sy nifampiresaka tsara amin'izay hifampitondrany any aoriana (tafiditra ao angamba ilay resaka finoana samihafa), nefa seremonia 1 andro aza tsy vita ny mihandle azy fa lazaina fa olana ateraky ny fiaraha-monina sy ny fomba sns !
Otran'ny absurd ny fahitako azy, io "fiaraha-monina" io anie toa ho eo foana e, ka raha amin'ny andro 1 aza tsy vita ny mandamina ny olana aterany ... ahoana ny taona maromaro = 365andro x (ampitombina) maromaro !!!
66. Rasiligaoma ( 17/07/2007 00:15)
ka na seremonian'ny mariazy aza, raha any fotsiny dia efa tsy mety sy tsy hifanarahana, tsy hifandeferana, ahoana no ahafahana mifanaraka amin'ny fiainana rehetra ho avy? lasa fitiavana afo mololo izany
miasa tokoa ny maha "sakramenta"n'ny mariazy eto fa tsy azo hamaivanina ka!

Manaraka, tsy voatery ho masina daholo izay nanaovana voady eo anatrehan'Atra ka!
ianao ohatra manao voady tsy hanota intsony blablabla, efa niova aho izao ..nefa olombelona dia mbola manota (iaraha manaiky io) ! dia mbola azo lazaina ihany hoe masina ve i lapino fa nanota?
67. ari.malala ( 17/07/2007 06:52)
mba hafa koa izany hevitr'i vavolmbel zany:roll: atao ankitsapaka? nga ty izy ty kilalao ko hoe atao ankitsapaka?:roll: fiainana iray manontolo anie no voizin'izany fanambadiana fa tsy indray andro e! za koa miombon-kvt am namana rehetra hoe ny 1andro aza ts hita izay ifandaminana sy ifandeferana ko! eo amboalohany hoa mety hoe mamy be ilay fitiavana de hoe ts manin io, fa refa ao aoriandriana ao, indrindra ny jesosy mamonjy raha hanaratsy katolika.... aoka fts! manana porofo aho matoa miteny! dia ilay Andriamanitra Fitiavana mampiray ve no lasa fototra hampisaraka? tsy mety izany! hevitro manoka,a aleo tonga de ajanona dieny tsisy n'inon'inona vita:oops:
68. ikaretsaka ( 17/07/2007 06:58)
fanambadiana tsa mba kilalao o!
69. kally ( 17/07/2007 07:39)
ikaretsaka:

kally:

Adino hono angaha ilay hoe "Fa ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : Finoana, Fanantenana, Fitiavana, fa ny Fitiavana no lehibe indrindra."


raha fitiavana tsy mampivavaka dia gravy be ko!
betsaka mihitsy io manao hoe tsy maninona io e, mifankatia isika e, sns... nefa elaela any dia tany!


Ny tena fitiavana dia natao hisondrotana, tsy fitiavana ny ankoatr'izay. Ary maharesy ny zavatra rehetra io tena fitiavana io, noho izany tsy tokony hipetraka akory ny adihevitra raha misy ny tena fitiavana eo amin'izy roa.


70. vavolombel ( 17/07/2007 17:49)
ny tiako ambara amle we ankitsapaka de zao satria ANDRIMANITRA IRAY IHANY NO ho hatonina hanamsinana ny mariazy ka tsy hitako ny olana na atsy na ary, isika foana ange no manisy olana eo e!zay no tiako ambara fa tsy we mihevitra ny fanambadiana aho ho kilalao!(na dia hilalao ihany aza izy roa):wink:
71. ikaretsaka ( 17/07/2007 18:26)
vavolombel
dia efa io nasehon'i pissoa tao ambony io ny momba io Andriamanitra iray ihany io fa tsy haiko na ny mason'inona ny anareo no mamaky, averiko eto ary raha kamo hiakatra ianao e



pissoa:
[/b]
Ny tokony atao voalohany indrindra angamba dia ny mamantatra hoe inona izany "manambady" na "manao mariazy" araka ny tsirairay sy ireo finoana roa samihafa. Matetika mantsy dia tsy mitovy io, na tsy hidiran'ny finoana aza fa amin'ny mahasamy olona fotsiny. Raha Katolika dia manatona ny pretra ao amin'ny paroasy dia anotanio azy ny mikasika ny atao hoe Mariazy amin'ny olona Katolika ! Rehefa mazava ireo dia izy roa ihany angamba dia hahavaly ny fanotaniana.

Ilay lazaina lava hoe "Andriamanitra iray ihany" amiko dia lomorina laotra (miala tsiny). Andriamanitra iray ihany no tena fototra hijoroan'ireo ka inona no mampisaraka lava eo e ? Amiko matoa misy fisaratsarahana dia misy tsy fitoviana ao ... donc, mila fandinihana fa tsy takotakonana amin'ny mampairay an'Andriamanitra.


[b]Amiko angamba dia izao no fanontaniana apetrako amiko raha io resaka io : tena ilay mariazy tadiaviny/finoany na fiangonany ve no mariazy sy tokatrano tiako iainana sy araka ny finoako sy ny fiangonako ?
72. ari.malala ( 18/07/2007 07:16)
o ry vavombel!!! hafa lahy zany eritreritrao zany! hay v vitan'ny ankitsapaka ny fiainana aminao e! tsy efa voalaza imbetsaka ve fa raha tena mitovy toko ny fijerevana ilay Andriamanitra Iray dia ts ho nisy discussion sy tsy fitoviankevitra be dia be teto?
73. vavolombel ( 18/07/2007 17:04)
o ry retsy a! kristianina ianareo fa tsy jentilisa sanatria akory mahalala tsara ny realite fa Andriamnitra tokana , iray ihany,... toy izao no fiainana mandrakizay dia ny mahafantatra Anao Andriamnitra tokana sady marina sy Jesosy Kristy izay nirahinao(jaona17/3)
tsy ny hoe tsy fitovian'ny fijerin-tsika no ahatonga an'Andriamanitra hiova, ka ho lasa maro!Iray ihany Izy!isika no te-hanova lalana betsaka loatra, hankanesana any aminy, ka inn no olana amin'ny le we an-kitsapaka ? tsy ny fahatongavana eo amin'Andriamnitra ve no zava-dehibe? sa handany andro eo amin'ny disadisa izay tsy ahatonga antsika aiza!!
74. pissoa ( 18/07/2007 22:50)
Ny tena mahagaga ahy amin'ity zistoire ity dia le sectes mpisaratsaraka ireny no tena be mampiasa an'ilay hoe Andriamanitra iray ihany ! Dia mbola miverina foana le resaka hoe tena izay tokoa no fihevitrareo ka inona no mampisaratsaraka e ... Ifonana raha be fitsara fa za aloha mahita fihatsarambelatsihy ! sa resa-bola, sa resaka hafa fa tsisy idiran'ny finoana ny anton'ireo fiangonana be da be ireo ? :-D:-D:-D

otran'i vavolombel ohatra zao dia inn no nifindrana fiangonana raha tena hoe Andriamanitra iray ihany tokoa no tena hiorenan'ny fianoanao ? Matoa ianao nifindra dia misy zavatra tsy inoanao sy tsy ekenao ao amin'ny fiangonana Katolika ! Dia zavatra toy izany no tsy azontsika atao tsinontsinona. Oops, raha tsy hoe tsy Kristianina ny Katolika ... donc tsy mitombina tsony le ady hevitra :-D:-D:-D

(bon, za tsy miteny anao miverena ngo de misy resaka mifandiso njay an ... )
75. cutie ( 18/07/2007 22:56)
hummmmmmmmmmmmmmmmmmm:lol:
76. ikaretsaka ( 18/07/2007 23:09)
8)
toa tsy fitsarana izany fa constatation des faits ko.
fa "A ko da zeendana" @ io mody resaka hoe Andriamanitra Iray nefa misaraka io!
77. cutie ( 18/07/2007 23:15)
Ataovy size hafa le Atra Ray e :lol:
78. ari.malala ( 19/07/2007 11:47)
hoan'i vavolmbel aza, atao hoe enao no tratran'le cas, de natao ankitsapaka ny hiutondrana ny fanambadianao s n vevavy katolika izay ho vadinao, de iny fa nivaly ny ankitsapaka de hoe any am Fiangonana kaatolika no nivoaka avy tao, manaiky v enao fa hatao any tokoa ilay izy? miandry ny valintenindrangahy aho!
79. pissoa ( 19/07/2007 11:51)
:-D:-D:-D

gay gay gay ... mihasarotra ny fandidiana :oops::-D
80. ari.malala ( 19/07/2007 12:03)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0214