fitiavana ve no lohalaharana sa ny fivavahana

21. cutie ( 15/07/2007 21:51)
Rehefa tsy mitovy izany amiko dia tokony ekena hoe tsy mitovy e. Dia izay lalany any lalany, raha mahazaka an'io, ary vonona hanaja ny mahaIzy azy ilay hovadiana dia afaka mivady ! Raha tsy mahazaka dia aleo tsy mivady

refa tsy mitovy finoana zany le oul hivady de tsy tokony hivady sao de misy olana any aoarian any :roll:
22. pissoa ( 15/07/2007 21:54)
Afaka ka ! io no teneniko eo :-D:-D:-D
Rehefa tsy mitovy izany amiko dia tokony ekena hoe tsy mitovy e. Dia izay lalany any lalany, raha mahazaka an'io, ary vonona hanaja ny mahaIzy azy ilay hovadiana dia afaka mivady ! Raha tsy mahazaka dia aleo tsy mivady
23. cutie ( 15/07/2007 21:57)
raha mahazaka an'io, ary vonona hanaja ny mahaIzy azy ilay hovadiana dia afaka mivady

ka avy aiza moa no ahafahan-dry zareo mahazaka an'io raha tsy avy @ finoany ihany :lol:
Dikan'zany
Andriamanitra iray ihany no tena fototra hijoroan'ireo
24. cutie ( 15/07/2007 21:58)
Hoy i nolalaina:

Raha ny @ko manokana dé tsy tokony hisy ny olana satria Andriamanitra dé 1 ihany !! ao @ katô izy, ao @ protestanta izy, sns......
25. pissoa ( 15/07/2007 22:08)
Voalaza teo :
raha mahazaka an'io, ary vonona hanaja ny mahaIzy azy ilay hovadiana dia afaka mivady


ka avy aiza moa no ahafahan-dry zareo mahazaka an'io raha tsy avy @ finoany ihany
Dikan'zany

Voalaza teo :
Andriamanitra iray ihany no tena fototra hijoroan'ireo


Tsy ny mahaIray an'Andriamanitra ihany no hahafahana mahazaka an'io ka. Ny tsy fitoviana anie tsy voatery ho resaka finoana ihany e ... izany hoe tsisy ifandraisany amin'ny mampaIray an'Andriamanitra ... nefa mety zakantsika koa ! Noho izany misy fomba hafa hahazakantsika an'io. Ny marina dia @ ankapobeny mihitsy, rehefa ekena ny fahasamihafana fa tsy takotakonana dia mora zaka ary mora ny miaina azy (jereo eny amin'ny fiaraha-monina eny).

Ny "Andriamanitra iray" ihany manakona olana no tsy ekeko. Jereo fa i Niryna izao eto ohatra dia milaza fa "Andriamanitra iray ihany" sns eo ambony eo ... Jereo nefa ny toetran'i Niryna manoloana ny fivavahana Katolika eto amin'ny forum... Vakio io ohatra nomeko eo ambony io ! :-D:-D:-D
26. cutie ( 15/07/2007 22:12)
Tsy ny mahaIray an'Andriamanitra ihany no hahafahana mahazaka an'io ka. Ny tsy fitoviana anie tsy voatery ho resaka finoana ihany e ... izany hoe tsisy ifandraisany amin'ny mampaIray an'Andriamanitra ... nefa mety zakantsika koa ! Noho izany misy fomba hafa hahazakantsika an'io. Ny marina dia @ ankapobeny mihitsy, rehefa ekena ny fahasamihafana fa tsy takotakonana dia mora zaka ary mora ny miaina azy (jereo eny amin'ny fiaraha-monina eny).

ka zay le lazaiko we nga voatery ny finoana no olana?
De nefa lazain-jy we , zay ny size :lol:

Ny "Andriamanitra iray" ihany manakona olana no tsy ekeko. Jereo fa i Niryna izao eto ohatra dia milaza fa "Andriamanitra iray ihany" sns eo ambony eo ... Jereo nefa ny toetran'i Niryna manoloana ny fivavahana Katolika eto amin'ny forum... Vakio io ohatra nomeko eo ambony io !

tsy mijery toetra n'oul iray za , fa oul roa hivady ny size eto zao :lol:
27. cutie ( 15/07/2007 22:15)
Ny "Andriamanitra iray" ihany manakona olana no tsy ekeko

ka refa be finoana ve izy roa
tsy handeha ho azy io :-D
Sa ahoana hoy njy :-D
28. pissoa ( 15/07/2007 22:16)
ka zay le lazaiko we nga voatery ny finoana no olana?
De nefa lazain-jy we , zay ny size

Izaho tsy miezaka miresaka ny olana hafa. Manazava fotsiny aho hoe tsy ny mahaIray an'Andriamanitra no hahazakana an'io tsy fitoviana io fa ny fanekea azy fotsiny !

tsy mijery toetra n'oul iray za , fa oul roa hivady ny size eto zao

:-D:-D:-D:-D:-D
tsy tianjy jerena satria ny toetran'ilay olona iray dia porofo fa mety fôsika sy manimba io filazana fa "Andriamanitra iray ihany io" ! :-D
29. cutie ( 15/07/2007 22:20)
tsy tianjy jerena satria ny toetran'ilay olona iray dia porofo fa mety fôsika sy manimba io filazana fa "Andriamanitra iray ihany io" !

de mazotoa aza mijery toetran'le oul ray e :-D:-D:-D:-D

Ny tsy fitoviana anie tsy voatery ho resaka finoana ihany e ... izany hoe tsisy ifandraisany amin'ny mampaIray an'Andriamanitra ... nefa mety zakantsika koa ! Noho izany misy fomba hafa hahazakantsika an'io. Ny marina dia @ ankapobeny mihitsy, rehefa ekena ny fahasamihafana fa tsy takotakonana dia mora zaka ary mora ny miaina azy (jereo eny amin'ny fiaraha-monina eny).

io lazain-jy io koa we tsy miresaka olana hafa :roll:
30. cutie ( 15/07/2007 22:21)
tsy tianjy jerena satria ny toetran'ilay olona iray dia porofo fa mety fôsika sy manimba io filazana fa "Andriamanitra iray ihany io" !

omeo aza ny porofo:lol:
31. cutie ( 15/07/2007 22:22)
ny tiako lazaina @le porofo
porofo @ le fisaraham-panambadiana :lol:
32. pissoa ( 15/07/2007 22:23)
de mazotoa aza mijery toetran'le oul ray e

Tsy mijery ny toetrany no tanjoko ... fa manome ohatra fotsiny amin'ny tiako ambara ! Dia izy no ohatra hita be ndrindra eo koa :-D:-D:-D:-D:-D

io lazain-jy io koa we tsy miresaka olana hafa

Izaho tsy miezaka miresaka ny olana hafa. Manazava fotsiny aho hoe tsy ny mahaIray an'Andriamanitra no hahazakana an'io tsy fitoviana io fa ny fanekea azy fotsiny !
33. cutie ( 15/07/2007 22:25)
Voalaza teo :
Ny tsy fitoviana anie tsy voatery ho resaka finoana ihany e ... izany hoe tsisy ifandraisany amin'ny mampaIray an'Andriamanitra ... nefa mety zakantsika koa ! Noho izany misy fomba hafa hahazakantsika an'io. Ny marina dia @ ankapobeny mihitsy, rehefa ekena ny fahasamihafana fa tsy takotakonana dia mora zaka ary mora ny miaina azy (jereo eny amin'ny fiaraha-monina eny).

Tsy mijery ny toetrany no tanjoko ... fa manome ohatra fotsiny amin'ny tiako ambara ! Dia izy no ohatra hita be ndrindra eo koa

matoa nahita de nijery :-D
34. cutie ( 15/07/2007 22:28)
Jereo nefa ny toetran'i Niryna manoloana ny fivavahana Katolika eto amin'ny forum... Vakio io ohatra nomeko eo ambony io !

Voalaza teo :
Tsy mijery ny toetrany no tanjoko ... fa manome ohatra fotsiny amin'ny tiako ambara ! Dia izy no ohatra hita be ndrindra eo koa
35. pissoa ( 15/07/2007 22:28)
:-D:-D:-D
za nga moa niteny hoe tsy nijery ... sady izy aza hoa hita be koa ! fa ozy za hoe tsy iny no tanjoko fa nataoko ohatra fotsiny iny hahazahoana ny tiako ambara :-D:-D:-D
36. cutie ( 15/07/2007 22:29)
za nga moa niteny hoe tsy nijery ... sady izy aza hoa hita be koa ! fa ozy za hoe tsy iny no tanjoko fa nataoko ohatra fotsiny iny hahazahoana ny tiako ambara

Voalaza teo :
Tsy mijery ny toetrany no tanjoko ... fa manome ohatra fotsiny amin'ny tiako ambara ! Dia izy no ohatra hita be ndrindra eo koa

37. pissoa ( 15/07/2007 22:31)
Ie :-D:-D:-D
38. pissoa ( 15/07/2007 22:35)
Toa mitovy ihany ny fahitako an'ireo fa ny filaza azy fotsiny no niova kely :roll::-D
1 -
Tsy mijery ny toetrany no tanjoko

fa ozy za hoe tsy iny no tanjoko

2 -
fa manome ohatra fotsiny amin'ny tiako ambara

fa nataoko ohatra fotsiny iny hahazahoana ny tiako ambara

3 -
Dia izy no ohatra hita be ndrindra eo koa

sady izy aza hoa hita be koa !
39. cutie ( 15/07/2007 22:36)
Ny marina dia @ ankapobeny mihitsy, rehefa ekena ny fahasamihafana fa tsy takotakonana dia mora zaka ary mora ny miaina azy (jereo eny amin'ny fiaraha-monina eny

ka ahona aza ny hanekena an'io fahasamihafana io , refa tsy nanaiky fa Atra iray ihany :roll:
40. pissoa ( 15/07/2007 22:37)
ny tiako lazaina @le porofo
porofo @ le fisaraham-panambadiana

mila mijery couple iray njay ngah ? :-D:-D:-D
tsy azoko atao ny mitonona anaran'olona eto koooo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078