AmbondronA
101. sitlo
(
16/07/2007 04:24)
Ohatra ny mampahatsiahy ahy ny dinik'i solitikabe ity resaka ity. Ilay hoe:
"Antananarivo tsy kitay tsy vary maina" :-D
Taolana ny nify fa misy fahamarinany ihany. "Eny hoy aho ramalagasy, malagasy be fivoarana..." lalala

102. challenge
(
16/07/2007 06:10)
aoka izay sit'l fa sao d marary fo eo ianao a!saod misy tsy fitiavana personnel kosa aza e! na izany aza, aleo izy mba hanao zavatr aloha e! avieo kianina fa omeo CHANCE RY ZALAH! sady bogosy kely ry zalah raha groupe an!
zavatra hafa important atao fa lany andro eo

103. mamzelkely
(
16/07/2007 08:00)
ra sitlo aza zao no anotaniana de iza no tena artiste gasy ee :lol::lol:
105. ari.malala
(
16/07/2007 13:01)
de nalain'i kix tahaka ve le feo, le endrika? Jereon'i sitlo anie fa otran'ny mitovitovy zany i kix sy Klaus e :-D de naka tahaka be fahatany ko i kix?:-D:-D:-D
106. sitlo
(
16/07/2007 13:56)
mamz> be dia be ka, fa raha tamin'ny andron'i Ambondrona aloha tsy dia nisy. Jacky amgamba, raha tsy izay dia Jerry Marcos. Fa raha ny teo alohany be dia be: Silo, Rija Ramanantoanina, Lalatiana(fa tsy dia tiako intsony taorian'ny crise 2002), Samoela, Senge, Voahangy, Ricky... Be dia be eh. Ilay vao heno tonga dia tsapa hoe izany ka gasy. :-P
Fa marina io an'i Challenge io. Aleo aloha tsy kianina raha tsy efa lefy laza fa sao dia mihena fan-ny dia mampalahelo ry zalahy.
Tapitra hatreo ilay dinika mitondra ny lohateny hoe "AmbondronA".
Mpanatontosa: sitlo.
Teo amin'ny lafiny teknika: Hery.
Ny mpandray anjara: sitlo, radjery, melody, lapino, cutie, mamzelikely, fasaly, simpa, ari.malala, challenge, karinah, jemimah, pissoa, papoose, rahiratra, izaho CUTE ary kelly13.
Mandray feo: tsy misy ;-)

109. ari.malala
(
16/07/2007 14:42)
mamzelkely:
ari aa tena fananiny akia le manka tahaka an le feo aa :-D:-D
de aona aky le tarehy sy endrika?:-D:-D:-D:-D
110. mamzelkely
(
16/07/2007 14:51)
tena ts haiko fa ande anotanikoizy hoe aôna no nataony fa sô de afaka mitovy am Jessica Alba za :roll::-D:-D:-D
111. sitlo
(
16/07/2007 15:07)
Mamz nge tsy ratsy fa mila mihazakazaka erak'Antananarivo fotsiny tonga de lopez aloha dia beyonc dia zay vao lara craftaaaaaa
112. fasaly
(
16/07/2007 15:07)
sitlo:
mamz> be dia be ka, fa raha tamin'ny andron'i Ambondrona aloha tsy dia nisy. Jacky amgamba, raha tsy izay dia Jerry Marcos. Fa raha ny teo alohany be dia be: Silo, Rija Ramanantoanina, Lalatiana(fa tsy dia tiako intsony taorian'ny crise 2002), Samoela, Senge, Voahangy, Ricky... Be dia be eh. Ilay vao heno tonga dia tsapa hoe izany ka gasy. :-P
Fa marina io an'i Challenge io. Aleo aloha tsy kianina raha tsy efa lefy laza fa sao dia mihena fan-ny dia mampalahelo ry zalahy.
Tapitra hatreo ilay dinika mitondra ny lohateny hoe "AmbondronA".
Mpanatontosa: sitlo.
Teo amin'ny lafiny teknika: Hery.
Ny mpandray anjara: sitlo, radjery, melody, lapino, cutie, mamzelikely, fasaly, simpa, ari.malala, challenge, karinah, jemimah, pissoa, papoose, rahiratra, izaho CUTE ary kelly13.
Mandray feo: tsy misy ;-)
io fa maka tahaka ny fomba fanoloran'i ramadrahona ny radio Anosy taloha kounkou aza i sitlo ah! i vahandanitra mantsy e!:-P:-D
114. fasaly
(
16/07/2007 15:15)
vahandanitsa wa! fa diso lay ramafa:?:-D
ary jereo fa nanao copy coller anlay "chiffon kely mnadihy" kounkou aza an!:-P

115. sitlo
(
16/07/2007 15:26)
za nge tsy artista ry kala eh,
sady afangaron'i kala ilay izy, tsy niteny aho hoe ndana ary tendreo amin'ny lela ny gitara :-D fa mba manana ny maha-izy azy eh (personnalite).

116. fasaly
(
16/07/2007 15:54)
ka zay njinja ny personalité-ny kou! mazka tahaka de mobotsina kely de mibotsina beuhhhh!:-D
117. mamzelkely
(
17/07/2007 05:23)
sitlo:
Mamz nge tsy ratsy fa mila mihazakazaka erak'Antananarivo fotsiny tonga de lopez aloha dia beyonc dia zay vao lara craftaaaaaa
ka i Jessica Alba no tiko ko :lol::°):-D:-D:-D
118. ari.malala
(
17/07/2007 05:55)
:-D:-D:-D refa manontany anazy zao njy d zao no teneniny we anontanio ny Tompo fa tsy haiko ny nahatonga anzany:-D:-D:-D:-D:-D efa natao interview t@ radio izy de zany no niteneniny mants tamzay
119. jemimah
(
17/07/2007 11:45)
ambondrona kosa aloha tena milay be e! mba manaova raha mahazaka an'antsahamanitra e!
120. kelly13
(
17/07/2007 12:47)
ny soa fianatra hono e, ka raha soa zany i scorpions d tsy koi ra alaina tahaka e! silto manga kely, taiza taiza indray ianao? taiza ny marina lazao?????:°)