AmbondronA
61. mamzelkely
(
13/07/2007 13:23)
fasaly siora mits fatifaty ery ty izy ountsayyyyy eeeeeeeeeeeee omeko :* mitry :^):-D:-D:-D
la danse ko alou ts ratsy ee:-D:-D:-D
la danse ko alou ts ratsy ee:-D:-D:-D
62. sitlo
(
13/07/2007 13:49)
[center]----------[/center]
[center]=))=))=))=))[/center]
Io ilay artista mpiondana, ela ny ela ka nisy izany hoe artista maka tahaka.
Art izany mipetraka amin'ny creativité.
[center]=))=))=))=))[/center]
Io ilay artista mpiondana, ela ny ela ka nisy izany hoe artista maka tahaka.
Art izany mipetraka amin'ny creativité.
63. sitlo
(
13/07/2007 13:53)
Tsy mitovy ary ehhhhhhhhhh, ny anakiray manao lobaka mainty lava tanana, dia ny anakiray lobaka maintsy fohy tanana. Mba efa creatif kosa izy izany.
Ny anakiray amateur ... :-D
Ny anakiray amateur ... :-D
64. mamzelkely
(
13/07/2007 13:54)
sitlo mety ny style no mitovy fa ry zareo manana ny créativité :-P
66. sitlo
(
13/07/2007 13:59)
Izany hoe tsy takatry ny basy ny Scorpions dia aleo mionona amin'ny kiraro vita sinoa eh.
Sitrany ahany mba maheno hoe:
Beranto ahhhhhhhhh
rehefa tsy haheno
Still loving you baby lol
Sitrany ahany mba maheno hoe:
Beranto ahhhhhhhhh
rehefa tsy haheno
Still loving you baby lol
68. fasaly
(
13/07/2007 15:18)
sitlo:
[center]----------[/center]
[center]=))=))=))=))[/center]
Io ilay artista mpiondana, ela ny ela ka nisy izany hoe artista maka tahaka.
Art izany mipetraka amin'ny creativité.
dainnn hôrera be lay raika angalàna tahaka fa lay mapka tahaka mahavoa beuh:-D:-D:-D:-Dcopie coller rater io e!:-D
72. fasaly
(
13/07/2007 15:26)
fa reo sary ambony reo kosa aloha tamry zalah mbola nahia debutant e! de somary ôrera fa amzao an! :-D
73. sitlo
(
13/07/2007 15:27)
Mahaleo zandriny izany koa aza ange ka tsy artista eh,
ireny no tena vao maika pira, interpret no mba hay. :-D:-D
Tena lany olomanga marina ve isika?
ireny no tena vao maika pira, interpret no mba hay. :-D:-D
Tena lany olomanga marina ve isika?
74. fasaly
(
13/07/2007 15:28)
mamzelkely:
fasaly siora mits fatifaty ery ty izy ountsayyyyy eeeeeeeeeeeee omeko :* mitry :^):-D:-D:-D
la danse ko alou ts ratsy ee:-D:-D:-D
mamz: la danse pô mal ôssi:-D:-D:-D:-D:-D
75. sitlo
(
13/07/2007 15:30)
fasaly:
fa reo sary ambony reo kosa aloha tamry zalah mbola nahia debutant e! de somary ôrera fa amzao an! :-D
fa amin'izao efa misesika ve :-D =))
Tsy ny bika no tsy tiako. Fa ilay izy hoe artista nefa big fan no tena marina. Raha hiteny aho hoe mpaka tahaka dia mety mbola azo ihafiana ihany.
Fa mino mpangala-tahaka, ianareo ve mieritreritra fa naka alalana tamin'ny scorpions ireo? :-w
76. fasaly
(
13/07/2007 15:34)
:b:b:b:b betraka be ny manao style scorpion kosa kou nahoana refa gasy kely de mailmbo tay foana:-D:-D:-D:-D
non! raha ny tena izy naka tahaka an'i raimbl ry zalah reo fa noho ny feon'i kix hafa tokoa otran'ny an'i ry scorpion dia lasa otran'ny hoe mitovy aminjareo zany.....fangah ry kix mihinnana kiraro refa mihira:roll::-D

77. fasaly
(
13/07/2007 15:38)
sitlo:
Mahaleo zandriny izany koa aza ange ka tsy artista eh,
ireny no tena vao maika pira, interpret no mba hay. :-D:-D
Tena lany olomanga marina ve isika?
ka iza aza no mendrika ho olo manga e????
ny anay zé mahay mampirevy sy mahay mampita ny emotion ihany no tena tinay fa tsy izay resaka olombanga tany kou! i ramafadrahona zao mety olomanga am sitl fa tsy tiko kos an!:-D mankarary andoha be ny hirany:-D:-D:-D:-D
78. sitlo
(
13/07/2007 15:42)
:-D:-D tsy mihinana kiraro kah,
vao interview voaloha tamin'ny rta hit parade malagasy dia efa scorpions no voalaza fa tsy raimbl izany. lol
tsy hoe raha vao gasy dia maimbo tay fa mitsikera aho hoe inona ary no tena itiavan'ny olona an'azy amin'ny maha-mpihira azy? :-w, tena manala baraka raha miteny amin'ny vahiny hoe izao no artista malagasy :x

79. sitlo
(
13/07/2007 15:44)
fasaly:
ramafadrahona zao mety olomanga am sitl fa tsy tiko kos an!:-D mankarary andoha be ny hirany:-D:-D:-D:-D
Inona koa izay ramafadrahona? :-D
vive l'amour miaraka amin'ity loha mihetsiketsika kely =))=))
80. jemimah
(
13/07/2007 16:51)
sitlo:
tsisy manapepo anao na kely aza fa milay fotsiny ambondrona dia aza ialonana izy e!
karinah> http://www.dailymotion.com/relevance/search/scorpions/video/xriak_acoustica-still-loving-you-scorpion
jemimah:
voaloha aloha, ny sipa izany tsy ifaninanana fa mba olona koa izy ireo
faharoa, ny soa fianatra marina izany. Fa saingy resaka artista eto fa tsy manao salaka. Maninona kay Ambondrona no tsy misolo tena an'i Madagasikara amin'ny mozika?
fahatelo, ilay farateny hoe:"tsy afaka @ gasy oa ny fialonana rehefa misy poince dia haratsiana sy henjehana"
Sao manatena hoe pepoina amin'ny teny ohatra an'izany ny gasy dia hino tokoa izahay hoe manao an'izany ny gasy an. Airato kely ny saina dia teneno hoe inona amin'ireo noteneniko ireo no diso.