AmbondronA
42. mamzelkely
(
13/07/2007 05:36)
sitlo :? andray kosa eee ra nampalaza azy kosa aza ny naka tahaka an scorpion inn n blem zao ry zareo malaza sady tin'ny olona ts hitako zay blem :roll:
jereo zao ry tselatra sy ry apost mba misy angalany tahaka koa ange reo mpihira vahiny reo ko maninona no ambondrona ihany no enjehina satri ve ry zareo malaza sy be mpakafy sa hoe maninn??:roll:
inn kosa aza ny problema ra nahatafita andry zareo sy mahaafapo ny mpakafy azy ny zvt vitany
za klou de mankary AmbondronA 100% na iza faly na iza ts faly eee :-P:°)
jereo zao ry tselatra sy ry apost mba misy angalany tahaka koa ange reo mpihira vahiny reo ko maninona no ambondrona ihany no enjehina satri ve ry zareo malaza sy be mpakafy sa hoe maninn??:roll:
inn kosa aza ny problema ra nahatafita andry zareo sy mahaafapo ny mpakafy azy ny zvt vitany
za klou de mankary AmbondronA 100% na iza faly na iza ts faly eee :-P:°)
44. fasaly
(
13/07/2007 05:44)
kay efa lsa lavitra be ity resaka ity
ny soa fianatra e! matoa tian'i oul de milay! zay klou mpaka fy foana e! indrindra fa lay manao satroka io ny feony an! hummmmm:-D
ny soa fianatra e! matoa tian'i oul de milay! zay klou mpaka fy foana e! indrindra fa lay manao satroka io ny feony an! hummmmm:-D
45. fasaly
(
13/07/2007 05:50)
cutie:
za alou vo naheno Ambondrona tonga de taitra e
milay ry zareo
za mpankafy :P
Ary tsy nampitovy an-dry zareo @
Eagles sy ry Scorpions zany ry melody fa Ambondrona mahay raha gasy a :lol:
ekena zà kou torakizany
vao ny feony no henoko tam radio dia taitra sy nakafy avy hatrany indindra moa vao nahita anlay mpihira toundé.....:-D
47. rahiratra
(
13/07/2007 07:22)
Tsara ny Ambondrona ary tsara noho ny fahaizany maka tahaka. Fa nareo koa aza mba maka tahaka fitafy vazaha fa tsy manao salaka sa inona no ankanjo Malagasy entinareo miraozy? Jereo tsara fa manana ny fitafiny ny Sinoa, Indian sns. Samy mpangalatahaka isiaka mianaky fa aza mifanome tsiny. Sa diso ve?
48. karinah
(
13/07/2007 08:48)
melody:mélodie: i diamondra27 koa tia Scorpions.:? :-D:-D
mangala-thaka an'iza akia ry karinah?:?
49. karinah
(
13/07/2007 08:54)
sitlo::-D:-D:-D:-D:-D:oops: sitilo: zara mba tsy narina aza fa :? lolllllllllllllllllllllllll
Raha izaho no omena cadeau CD ambondrona dia ataoko haingona taxi. :-D
50. karinah
(
13/07/2007 08:59)
sitlo:ka tsy manasaro-jvt kosany ange e!:b :b :b d rhf tsy faly mitomany!:-D
mahay manao copy, ekena 100%
51. karinah
(
13/07/2007 09:06)
sitlo:i NEK indray no omeo loza eo, anefa Ambondrona no nanao ny Nataony!:-D:^):^):^):^)
hahaha, ianao tia mpanao copy aza tsy taitra koa.
Ohatra ny NIKE sy ny NEKI. :-D
53. karinah
(
13/07/2007 09:11)
mamzelkely: ka tsisy fierté mihintsy kosa aloha le maka tahaka ftsn e!:°) fa tsy aleo ve création hono toy izay copy! :}
54. mamzelkely
(
13/07/2007 10:31)
karinah iza mo no miteny andry fa micopier bêtement ry zareo ra tena nanao copy 100% izy de hiran scorpion ftsn no nadikany tam teny gasy de basta fa non ary ry zalah manana ny style-ny sy mahay mamorona :lol:
56. mamzelkely
(
13/07/2007 10:53)
mety hoe no-adopter-ny le style an le mpihira am scorp iny fa tiny ftsn c tout sady manendrika azy ko ange eee:°):lol::lol:
57. fasaly
(
13/07/2007 12:31)
silto: lazaovy fa mbola tsy naka tahaka ny tsara ndray hoe toi???8O de lazôvy fa mbola tsy nanao copy kolé kounkou!8O:-D:-D:-D:-D:-D
60. ari.malala
(
13/07/2007 12:50)
inona aza no iadivana amzany e! ze tsy tia de tsy mihaino de mangina fa tsy miteniteny foana fa mamparary ny fon'ny tia sy ny mpankafy de milamina ny fiainana! ary mifandray tanana daolo amzay mihavana:-D:-D:-D:-D:-D:-D