AmbondronA

81. jemimah ( 13/07/2007 16:56)
ry fialonana hatraiza no fetra
82. fasaly ( 13/07/2007 17:45)
karinah:

mamzelkely: ka tsisy fierté mihintsy kosa aloha le maka tahaka ftsn e!:°) fa tsy aleo ve création hono toy izay copy! :}

ny gasy aloha fièr am ambodnrona e!:°)

83. fasaly ( 13/07/2007 17:52)
sitlo:

Raha izaho no omena cadeau CD ambondrona dia ataoko haingona taxi. :-D

soa fa tsy nandefasako zany sitl fa ny ahy haingon'ny fiara:-P isan'andro miaino azy ihany:-D:-P


84. Papoose ( 13/07/2007 22:39)
sitl a!refa mba manana hvt ny hanao sitlo vavao any arina any de tsy aza atao hoe BIC na PIANO fa mody atao hoe BIKA na PIHANAO, de mba ataon'ol haingon'afo, ajedajedany aempony!:-D:-P
85. cute ( 14/07/2007 06:21)
ary za taraiky ndray vao nahita an`ity dinika ity a!!
izaho CUTE dia olona mankafy ambondrona 100%
mba mahay kosa anie ry reto izy ireo e!!
86. mamzelkely ( 14/07/2007 06:39)
ny an sitlo kosa de mila vô ts ary ee :roll::b

reto zao misy artiste gasy hoe hitako maka tahaka artiste vahiny nefa de be mpakafy fôna

raboussa: 2pac
tselatra: ACDC
Apost: Gun's


sy ny maro ts vôtanisa

maninn reo ts enjehina fa de hoe tena artiste fa manin refa ambondrona de hoe maka tahaka ee, ts manana style ee patati patata ee:b :°)

ny anay refa ao am feeling anay d'efa revenay:lol:

ka na iza faly wa na iza ts faly za tia be ambondrona 100% :}:}:}:} :°)
87. fasaly ( 14/07/2007 07:26)
Papoose:

sitl a!refa mba manana hvt ny hanao sitlo vavao any arina any de tsy aza atao hoe BIC na PIANO fa mody atao hoe BIKA na PIHANAO, de mba ataon'ol haingon'afo, ajedajedany aempony!:-D:-P

:-D:-D:-D:-D:-D:-D

88. fasaly ( 14/07/2007 07:30)
mamz: ka ny an'i sitlo hono reny efa olo)manga toy ry ôssy ramahafadrahona, ry vola sy noro, eliane sy emma, ry dedesa sns...no tedaviny fa reny tsy maka tahaka mitry:?:^):-D:-D:-D:-D:-D


sady aleo izy mbo haka tahaka na lay beret satroka iny ihany aza fa manendrika an'azy nge lay izy e!:-D:-D:-D raha vao avadika teny angalisy fotsiny ny hiran'ireo iraka zao de lasa connu international ireo fa izy tsy te hanao sy te halaza fotsiny fa ampy azy ny malagasy:-D:-D:-D:-D
89. mamzelkely ( 14/07/2007 08:18)
:-D:-Dka zay ange wa le izy ry fasaly aleo izy haka tahaka fa sady manendrika azy le izy ko :°):-D:-D
90. radjery ( 14/07/2007 09:39)
hala tahaka daholo reto ny fiainana, de izay lazainareo hoe mankatahaka no manatsaratsara ny zavatra ataony,
ny fiarakodia zao dia nalaina tahaka t@ sarety, ny roplan nalaina tahaka t@ voromanidina, ny karanzan-trano hipetrahana na iasana anketriny dia niainga t@ trano bongo sy kaban tany amboloany,
ny vokatr'izany fangalana tahaka izany no atao hoe fandrosoana,
ka ra maka tahaka an'i ranona sy ranona AmbondronA in no blem ra faly ny bobaka,
fa aza manao alaelo hava-manana ry sitlo, mba mihira hoe rangaha ho jerena de ho hita eo zé mba kréativa² atolotrao:lol:
91. fasaly ( 14/07/2007 10:00)
sady mampivoatra anie lay maja tahaka am tsara sy fifaninana am tsara e! jereo anie ry kely maso e ! maka tahaka :roll: de tena mitady hameno ny tany:roll::-P:-D
92. karinah ( 14/07/2007 13:37)
:-D:-D:-D:-D:-D
93. karinah ( 14/07/2007 13:46)
sitlo:

Mahaleo zandriny izany koa aza ange ka tsy artista eh,
ireny no tena vao maika pira, interpret no mba hay. :-D:-D

Tena lany olomanga marina ve isika?
eny eee, tsikerao daholo fa tsy blem!:b:b:b:-D


94. karinah ( 14/07/2007 14:05)
sitlo:

asoasoavy fa zarany koa aza :-D:-D:-D
:{:{:{:{


95. Papoose ( 14/07/2007 18:12)
sady hitan'i sitl?aty zah rehefa tsy ampy sosy hijery spectan'i ACDC ohatran'io tenenin'i mamz io dia tonga any dago nefa mijery Tselatra fa tonga de sambatsambatra mintsy!waissss!dia torak'izay koa ny GunS!faly ery mahita look-na Guns fa hay i Apost no mihira le!hoy a hoeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!!!:wink:
96. fasaly ( 14/07/2007 21:08)
linkinpark kounkou!:-P
97. Papoose ( 15/07/2007 02:43)
i metallica ndray ro saika adinoko marina!:*
sitl, efa miandry zay ho sosie an'i evalesansss ndray zao eee!:°):^):-D
98. fasaly ( 15/07/2007 07:10)
tsy misy atakaloko an'i ambondrona klou reo htaramzao:°):-D
99. kelly13 ( 15/07/2007 10:12)
za klou tsy d oe mpiondana b fa mba mahafinaritra ahy ny hirany e! sady ny ann'y sasany aza mou tiavina ka ny an'ny tena (gasy) indray v no roraina? za kou tia kalon'ny fahiny saingy tsy d mahita firy ary @ Utube na dailym. ary
100. sitlo ( 16/07/2007 04:01)
Aleo mihinana kely toy izay mandry fotsy.

Ontsa anao aho ry taniko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3468