AmbondronA

121. sitlo ( 17/07/2007 12:53)
=)) tsy nisy ohatra an'iny indray. Izany no tena hoe gisa lahy oma-ketsa an, izy mangalatra indray no avo vava. :-D

variana nieritreritra ny lasany izy
nieritreritra ny zavatra vitany
122. ari.malala ( 17/07/2007 13:51)
iza le gisalahy omanketsa ritony e
123. melody ( 17/07/2007 14:07)
:-D:-D:-D:-D
124. xxx ( 18/07/2007 07:57)
mahay vava fotsiny lé penina nefa

http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v469d6f5c2ac7a

niainga hatram g tsy niainga:-D
125. mamzelkely ( 18/07/2007 08:14)
:-D:-D fa inn mits az ano ts aritry sitlo am zareo reo ee aleo izy hanao fa mahavita izy ko :roll: nanaovan tonokalo mitry ve rangah :-D:-D

soa fa misy olona ôtran'izao de amizay ry zareo mbola manao tsara kokohatrany :lol:
126. sitlo ( 18/07/2007 13:56)
iza mihitsy aza i xxx, mba lasa mihitsy ny saiko. :roll:

mamz> euhhh, zany ange wa eh, ny namana mitsikera. Fa ny tsy namana mandoka, dia rehefa any an-kady vao hoe izay mihitsy ilay nahiako. :-D
kiss njy
127. mamzelkely ( 18/07/2007 14:33)
sitlo de zay zany ts namana satria mandoka zy ve aiz akosa ee refa mba milay ange de dokafana ihany eee fa ts tsikeraina fôna eee :°):lol::lol: kiss elah
128. sitlo ( 18/07/2007 15:44)
izao izany eh, ianao mandokandoka
dia izaho mikiakiana dia amin'izay mety tsara.

dokafy ary hoe. Dokafy hanitsaka. :-D
129. mamzelkely ( 19/07/2007 06:46)
ok aza ee aleo aza atao anizay fa n'inn n'inn anefa nge kihana ataonao mety ts hampiova hevitra firy hoe milay ry zareo ee:lol::lol:
130. fasaly ( 19/07/2007 18:22)
:-D:-D:-D:-D:-Dfita wa! efa solide be mitsy ny groupe ambondrona na asiana etikety matanjaka be aza ao andamosiny ao ambondrona ihany no ambondrona ary revin'ny oul fona indrindra fa zà mandrevy be:-D
131. sitlo ( 19/07/2007 18:30)
oay oay oay

tsy notohizako fotsiny ny kiako fa tsy nanam-potana aho, fa raha ireo valiteninareo rehetra ireo aloha mbola tsy manome rariny an'azy mihitsy.

kozy eh

jessica ary efa saika tsy nahateny :°)
132. fasaly ( 19/07/2007 18:44)
:roll::roll::roll:iza njay ity jessica,????8O
133. sitlo ( 19/07/2007 18:54)
jessica alba eh

ps mamz :wink:
134. fasaly ( 19/07/2007 19:07)
:-D:-D:-D:-Dary tsy koboko njay zany mamz lasa jessica zany:-D:-D:-Dmanja e!:-P
135. sitlo ( 19/07/2007 19:11)
kay ianao izany tsy mamaky an'ilay dinika mihitsy. lol. Dia ianao iza? bodo? :-D
136. fasaly ( 19/07/2007 19:13)
ka zà zao lasa mi zap zapé zany refa mamaky forum nge e! de tsy haraka:?
zà try bodo fa shakira18O:-D:-D:-D:-D
ary i sitl iza???i pecto sa iza.....:roll:
137. sitlo ( 19/07/2007 19:14)
za ambondrona :-D
138. fasaly ( 19/07/2007 19:20)
:roll::roll::roll::roll::roll:ka iza amreo bandy enina ireo ary e! :-Paza hitako eny ka lay hoe ra kix:-D:-D:-D:-D
139. sitlo ( 19/07/2007 19:30)
fa iza mihitsy :-D
vazivaziko izany fa sao eo ny falifaly be eo shakira an
140. fasaly ( 19/07/2007 19:32)
:-D:-D:-D:-D:-Dfr manin raha faly:-P:-D:-D:-Dalefaso koa aza hoe lay feo mafnaritra......:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4466