KONFESY
82. ikaretsaka
(
19/07/2007 17:14)
Fa mba valio re ity e:
Pasitera na mompera no nanao batisa anao... ekenao fa natao batisa t@ andriamanitra ianao !
Mopera no manao konfesy anao.. maninona no tsy ekenao fa nanao konfesy t@ Andriamanitra ianao?
teneno koa i Pasitera tsy anao batisa izany ko! fa manaova aby batisa tena!
83. ari.malala
(
20/07/2007 05:37)
io hono ry zareo valio a! za alo mino fa avy @ Atra satria fahefana avy any aminy no ahafahan'ny pretra manao batemy sy mampikonfesy e! :D
84. piste
(
20/07/2007 22:12)
Sarotra be ho an-dry zalahy sy zavavy isany io, ka aleo atao odian-tsy hita.
85. pissoa
(
21/07/2007 02:24)
zao le fantaniana tsy valiana dia any aoriana ndray dia hiverenana ny ady hevitra ... dia tsy hovaliana ndray le fantaniana ... dia toy izany hatrany ... tsy maotina mitsy :-D:-D:-D
86. ikaretsaka
(
21/07/2007 03:59)
atao ahoana e...
izay ilay fomba.. fa efa hainareo ny fanontaniana apetraka aminy izany any aoriana any raha sendra mipetraka indray io
izay ilay fomba.. fa efa hainareo ny fanontaniana apetraka aminy izany any aoriana any raha sendra mipetraka indray io
87. ordinera
(
26/07/2007 17:43)
ny ahy indray dia inona no antony ikonefesena raha ohatra fa nafahan'i jesosy kristy ny otanareo tamin'ny alalan'ny fandatsahany ny rany teny ambony hazo fijaliana? sa tsy afaka tanteraka fa mbola misy tavela?
tsy izy ve no zanak'ondrin'ANDRIAMNITRA IZAY MANALA NY FAHOTAN'IZAO TONTOLO IZAO?
sa tsy manaiky an'io am-po ny katolika fa am-bava fotsiny!!!
tsy izy ve no zanak'ondrin'ANDRIAMNITRA IZAY MANALA NY FAHOTAN'IZAO TONTOLO IZAO?
sa tsy manaiky an'io am-po ny katolika fa am-bava fotsiny!!!
88. ikaretsaka
(
26/07/2007 23:46)
ka nga rehefa hoe nandatsaka ra i jesoa dia tsy hanota intsony le?
satria efa afaka ilay izy?
Ilay zanak'ondrin'andriamanitra manala ny fahotana, fa mila ekena ilay fahotana.. azon'i ordinera?
satria efa afaka ilay izy?
Ilay zanak'ondrin'andriamanitra manala ny fahotana, fa mila ekena ilay fahotana.. azon'i ordinera?
89. tywa68
(
27/07/2007 05:01)
Ordinera : matoa "MANALA ny fahotan'izao tontolo izao" fa tsy hoe NANALA dia midika izany fa hiainantsika isan'andro, fa tsy hoe vita t@iny fotoana iny, ka asa iza no manao tsianjery, sy am-bava fotsiny :wink: :-*
Ika : :lol:
Ika : :lol:
90. Rasiligaoma
(
01/08/2007 04:59)
mazava angamba ny amin'iny
ary mba miteny kosa rehefa azo e.
raha ohatra ka tsy azo dia mba velavelaro hoe ilay tapany aiza no tsy azo!
ary mba miteny kosa rehefa azo e.
raha ohatra ka tsy azo dia mba velavelaro hoe ilay tapany aiza no tsy azo!
91. booboo
(
04/08/2007 15:22)
:-D
Misaotra an'i Soanja fa mazava beeeeeeeeeee mihitsy ny momba an'iny.
Misaotra an'i Soanja fa mazava beeeeeeeeeee mihitsy ny momba an'iny.
