KONFESY
41. ikaretsaka
(
10/07/2007 14:29)
bozyboleta:
]Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 09-07-2007 13:20:14
Lohateny : Re : KONFESY
za kao dia mahamarika io, tato ho ato ny tanora protestanta dia mihabetsaka no mandeha manao resaka 1 sy 1 amin'i mompera, sy mandray anjara @ "hono ho'aho mompera" ?
Aiza nga no misy an'zany ry ikaretsaka? Tô tsa vô naheno an'zany za!
jereo io ambony io fa ao @ St michel sy SFX fianarantsoa sy ireny sekoly katolika ireny betsaka...
misy koa ny tonga ao @ biraoana mompera dia manontany hoe za mompera te hiresaka aminao an'izao fa zahay moa propesta
xxx:
Hanamafisako izay voalazan'i Soanja io ambony io dia izao: Ao amin'ny college Saint Michel sy any amin'ny College Saint François Xavier Fianaratsoa dia maro ny tanora protestanta no manatona pretra mikonfesy. Marihako fa tsy an-tery akory io, fa ny tanora no mahatsapa fa ilainy izay.
Mimich kao io nilaza!
andramo ka zahao!
42. ikaretsaka
(
10/07/2007 16:25)
ari.> mieritrereta ihany fa tsara be ilay izy ko.lasa ohatran'ny mpiakama izany nareo! ny ahy ilay mpiara mianatra amiko taloha ireny ka lasa mompera no ataoko guide satria niara lehibe dia mifankahalala tsara ... za kao aloha tsy mahavoa ilay tena ampahibemaso be koa .. fa za indray tsy mampaninona ahy raha mifanatri tava amin'ny pretra.
kay ve lasa eny Tongarivo i Mompera Gana e?
Pedro koa andehanana fa guide spirituel mahay ilay rangahy, tsy haiko fa ohatran'ny tsara be izany ny spiritualite any!
na an-dry mimich ilay cure ao@ paroasy Analamahitsy ao koa:wink:

43. bozyboleta
(
11/07/2007 10:39)
F'anga moa tsy olona efa nianatra katesizy sy mandray kominio no mi-konfesy? Sa de mahazo mi-konfesy daholo ty olona rehetra ty?
De raha protestanta koa ve izy de hahay zany hoe "Tsofy rano aho Raiko fa nanota"?
De hiteny @ mopera izy hoe za protestanta de hanaiky hampi-konfesy azy tokoa ve mopera?
Sady ny protestanta koa manana ny ataony hoe asa fampaherezana hanaovany an'izany.
Zay le nataoko hoe tsa vô naheno an'izany protestanta betsaka mi-konfesy any @ mopera zany mitsy za.
Ze mba marina nama lazaina a!

44. ari.malala
(
11/07/2007 11:41)
ika, ilay "henatra" hoa!! hitanao eo iany ilay am mahaolombelona hoe ty zao mahalala tsara ana, de hitantarako anzany zavadoza b vitako zany v?!
45. ikaretsaka
(
11/07/2007 12:05)
bozyboleta> izay olona rehetra avy nandini-tena ka mahatsapa tena ho diso sy mila ilay fampihavanana amin'andriamanitra no mikonfesy ka,
ie .. Raha protestanta izy ka atoro ny fanao dia afaka manaraka tsara ny tsofy rano aho raiko ...
Manomboka eo amin'ny Canon 840 (Raha tsy diso aho) ny fanazavana misimisy momba an'io
tsy mahazo "absolution" fotsiny izy amin'ireny!
tsy raisina ho "sakramenta" izany ilay izy e.. fa raisina ohatran'ny karazana fiaikena heloka sy torohevitra (counseling).
Ari> ka aza menatra koa, psy aza ny an'ny sasany mahafantatra ny secret anao rehetra, tsy mampaninona anao, i mompera, voafehin'ny lalan'ny konfesy, sady raha hainy tsara ange ianao dia vao mainka hafaka manoro anao tsara izy @ resaka spiritualite anao e. Izy koa araka ny voalazan'i Marozevo dia mampitombo ny finoany ny fahitany anao.

46. ari.malala
(
11/07/2007 13:42)
ika, raha i père Ganapini de ts mampanin ana, fa raha ireo mompera tanora taty afarany no tena tssssss! ts lasa ka! sady tsy teneniny ampahibemaso hoe iza ilay olona, fa ataony any am fandalinampinoana refa sabotsy hariva hoe nisy cas toy izao sy toy izao, de eo ny tena le manongo tena ts hitan'olona fts hoe za zany voaresaka izany kle! tssssssss! tsy devoiler-ny tanteraka zany le secretny konfesy de ny akizy tsy misy mahalala hoe iza zany, fa za no mahalala hoe za zany kle! tsssssss! ts tiko be!
47. ikaretsaka
(
11/07/2007 13:58)
misy manao an'io tokoa!:cry:
Mompera Pedro indray andramana ary! na ilay cure ao Analamahitsy lazain'i mimich, ireo inoako fa tsy manao izany!

48. bozyboleta
(
11/07/2007 14:39)
Ahoana koa akia ari zany adin-dry zalà zany?
Fa sao de enao koa aza no mahamahan-dratsy fa tsy enao akory le lazainy?:lol:

49. pissoa
(
12/07/2007 00:07)
Heveriko fa zavatra normal io lazain'i ari.malala io, fa saingy hoe menatra fotsiny isika amin'ilay fahotana natao. Izaho na dia tsy nandeha nikonfesy aza indraindray mahita hoe dain zany mopera ... (mahana araka ny tenin'i bobone angamba)! Fahotana efa nikonfesena zany ari.malala dia ny ho avy njay no hatsaraina fa aza sahirana amin'izany intsony aloha a. Sady izy tsy niteny anaranao. Mandroso hatrany e :-*
50. ari.malala
(
12/07/2007 05:57)
bozyboleta, ts ùahandratsy za k! fa itanao, ts teneniny mivantana we iranona nikonfesy d zao sy zao sy zao no noteneniny, fa ataony style anecdote le izy, de tonga de mi se reconnaitre avy hatrany ny tena hoe za zany voalaza izany :-(
Eny aky pissoa fa tsy maintsy mandroso hatrany a!:-*
ika, lavitra be ana Analamahitsy fa ao am paroasinay (Mahamasina)ndray zao no hiezaka hivoatra ho tsaratsara kokoa noho ny tary :D

51. ikaretsaka
(
12/07/2007 22:18)
ari> ok.. jereo fa betsaka koa ao, na ilay mompera cure ao koa aza anie tsy dia maninona loatra e, ao @ st michel koa feno. dia aza asiana eritreritra loatra ilay ataony analogie ko.. vao mainka ianao tera tsemboka eo, vao mainka hitan'ny olona
52. niryna
(
13/07/2007 08:03)
ari.malala:
ika, raha i père Ganapini de ts mampanin ana, fa raha ireo mompera tanora taty afarany no tena tssssss! ts lasa ka! sady tsy teneniny ampahibemaso hoe iza ilay olona, fa ataony any am fandalinampinoana refa sabotsy hariva hoe nisy cas toy izao sy toy izao, de eo ny tena le manongo tena ts hitan'olona fts hoe za zany voaresaka izany kle! tssssssss! tsy devoiler-ny tanteraka zany le secretny konfesy de ny akizy tsy misy mahalala hoe iza zany, fa za no mahalala hoe za zany kle! tsssssss! ts tiko be!
:roll::roll:
Izay no mbola maha olona azy,maninona raha hikonfesy tsy tonga dia manantona an'Atra direct na miantso ny Tompo? Mivoha 7/7 sy 24/24 ny sofiny mihaino izay fahadisoana nataontsika sy vavaka izay angatahantsika.Izy ireo koa anie mbola andeha no any amin'Atra ihany sa kosa tsy mba mikonfesy any amin'ATra izy ireo?Tsy mila mpanelanelana intsony,Jesosy Kristy no teteza-mita dia izay ho anareo izay mbola tsy nanandrana niantso direct :D:D.Andramo dia ahatsapa koa ianao fa manampy anao ny Fanahy Masina. :P
54. ikaretsaka
(
13/07/2007 11:03)
ilaina ny mandeha tetezamita ka, jereo fotsiny ny niseho tao cana t@ fapakaram-bandy, jereo ny nataon'ireo mpaminany nandefa hafatra... ary nany baiboly aza anie ka karazana tetezamita mampita ny hafatr'andriamanitra amintsika e
Raha hain'i niryna ny mamaly an'ity :
Raha hain'i niryna ny mamaly an'ity :
"maninona rehefa atao batisa na batemy ianareo , dia i Mompera no manao batemy,nefa ekenareo fa Andriamanitra no nanao batemy anareo, Dia rehefa mikonfesy ianareo mbola mompera ihany no mampikonfesy anareo... nefa tsy ekenareo fa amin'Andriamanitra no ikonfesenareo?
55. ari.malala
(
13/07/2007 11:43)
niryna, raha tys nilaina ny tetezamita dia tsy nilaina ianao mandany andro mitory eto sy etsy sy eroa, fa Andriamanitra dia afaka miteny @ olona tsirairay toy ny t@ andro taloha t@ androndry Moizy, sady ianao rahateo conservatiste ny testamenta taloha :-D:-D:-D dia miandry ny valin'io fanontaniana napetrak'ika io koa aho ary!
56. marozevo
(
13/07/2007 17:35)
Nyrina : Teny mety mihitsy ilay tonga dia manatona an'Andriamanitra direct milaza ny fahotana.... tena mety fa tsy vita sady impossible. Ny miteny aloha mety ho vita ihany fa ny mandre ilay famelana avy aminy dia tsy vita mihitsy. Eo indrindra no ilana ilay vava indramin'Andriamanitra hilaza fa "voavela ny helokao".
Misy resaka ao hoe ampiasain'i Mopera hanaovana katesizy sa inona ny konfesy henony. Izany hoe tsy milaza izy akory fa Ranona na Ranona no niteny izany... nefa koa aloha na izaho aza tsy d'accord amin'io fampiasana ny Konfesy amin'ny zavatra hafa io. Izany indrindra no ilazako any ambony hoe "ny ahy dia ezahiko mba tsy hiovaova ny mpampikofesy ahy, ary miala nenina mihitsy aho mitady mpampikofesy, mba ho izay olo-mahatoky ahy no ikonfeseko".

58. vavolombel
(
15/07/2007 07:04)
fa maninona ary nareo reto an? miady hevitra amzay hanaborahana ny fahotana? fahotana natao tamin'Andriamnitra ve ka hanatonako olon-kafa ?fa tsy IZY irery iany izay nanaovako azy?!!! moa mahasahy milaza ve ianareo fa raha tsy mikonfesy aho fa manatona direct an'Andriamanitra de tsy ho voavela ? nefa ny soratra masina milaza fa rehefa hivavaka ,hiresaka amin'Andriamanitra dia midira ao amin' ny mangingina, hoy ny Tompo!
raha ohatra ka nangalatra tao amin'dry mompera aho oh na nanao zavatra tsy nety de manatona azy aho mifona,tsy maninn, raha tsy hiantsoany polisy eo!! tahak'izay anakiray izay izay nandeha nikonfesy de nasain'ilay mompera manao asa fivalozana, sy vavaka fanenenana ( ao @ katolika no misy an'io an!, misy boky kely zay atao hoe vavaka an-davanandro), de mamerina koa ny ray any an-danitra , fanenenana, arahaba ry maria..in-10 isany avy, de tsy nandray mpikonfesy lay mompera avy eo fa nitsangana, avy eo niverina izy de nanohy ny konfesy, inona hozy ianareo rehefa avy eo? polisy no tonga ary noraisim-potsiny lay zalahy zay eo amin'ny19 taona eo, hay i mompera no niantso!!!
zay nahita ny zava-nisy raha mamaky ity forum ity dia mahay tsara ny fandehan'ny tantara!
misy koa ny zavatra hita amin'ireny tanana izay betsaka katolika ireny , (mba tsy ho tenenina hoe fehezin'ni katolika)(ambanivohitra) any amerika..mexique oh... de rehefa misy zava-miseho na halatra io na inona... de mompera aloha no hatonin'
ny olona zay vao polisy, fantatrao hoe inn no antony!!!
mba mitandrema iany amle konfess sao de....

59. piste
(
15/07/2007 15:00)
Asa na efa voavakinao ry Vavolombel ilay tenin`i Jesoa raha naome fahefana hoan`ny mpianany hoe:` Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay avelanareo dia voavela, ary izay tanannareo dia voatana`. Miezaka kely ianao mijery an`io ao Baiboly.
Tsy zavatra noforonina akory io fa efa fahefana avy @ Kristy nampitaina t@ ireo Apostoly sy dimbiny aty aoriana. Tadidio fa Andriamnitra dia maniraka ny olombelona hiara-hiasa Aminy @ Asam-pamonjena.
Manarak`izany, tsy fantatro na tantara noforoninao fotsiny io na tsia fa raha araky ny tokony ho izy dia tsy azo atao velively ny mamboraka konfesin`ny olona.Ary efa nisy Pretra noteren`ny Polisy t@ fa naleony ny nanapaka ny lelany. Tsy ferana anefa fa mety misy manondrana ihany ireo prera sasany. Tadido fa fahotana mahafaty ny mamboraka ny fahotan`ny olona.
Very fahasoavana be ihany ianao raha niverina tsy mino ny Konfesy ho Sakramenta. Hany ka mitady motif ny tsy hinoanao azy( sady mbola mitarika ny olona @ izany koa aza).

60. ikaretsaka
(
15/07/2007 16:13)
mba ela ihany nihodikodinako tany amerika sy meksika tany fa tsy naheno sy nahita an'io indray aho.