FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)

101. ari.malala ( 13/07/2007 07:13)
ftma, teneno aza izy hiaona aminay de ampitondrainay anazy le voamadilonjy e! tena marina anie zany e! sady efa bdb izy zao! kay! feno ivy b ko ao ambavako male resa boamadilo kle :-D:-D:-D
102. ftma ( 13/07/2007 09:29)
ari.malala: feno niçois niçoise nandeha nanao vacances any fa andraso teneniko e misaotra mialoha e :-*
103. dadie ( 14/07/2007 18:30)
coucou daolo o
Tena miala tsiny aminareo rehetra fa zay vo tafiditra afaka nanoratra tato ,nahafinaritra ny dia ary tena nahafapo ny faitana ny namana taty ,fisaorana manokana an"i glou sy voahirana fa ra tsy nisy anizareo d tsy ho ita na nisy ireny rehetra ireny ,fisaorana koa an'i naritsimba nampiely ny vaovao ,faly nahafantatra ireo namana sasany zay nahafinaritra tokoa tena hafa mihintsy ny fiaonana amin'ireo namana any dago , koa hoanareo izay hoany dia aza misalasala mandefa hafatra an'i glou sy voahirana
Faly koa aho satria tsy nijanona tato @ hafatra vaovao ny fihavanana t@ireo namako manokana fa nitohy hatrany koa , nahafinaritra ny fiarahana ary mbola misaotra iany koa manana namana tokoa tsy iza izy ireo fa i ari malala,tsiafoi 1,bimanoa,voahirana,anarim,volana1,
i enintsoa moa tsy nifanena ary i boga nifandefa sms ,
zay ary ry zareo fa dia mifampilaza vaovao eo iany:-* e
dadie
104. dadie ( 14/07/2007 18:39)
[quote
]Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 12-07-2007 08:15:39
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
ftma, refa miantso anjy ky izy d teneno we nalaelo b hono hoe i ari tam le talata zany hoe stp an!d biz hono hoe
[/quote]
azafady akia a ,tena sairana b za tamininy mo e hany an
105. dadie ( 14/07/2007 18:58)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 12-07-2007 10:16:53
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
efa aty europe izany i dadie izao????

efa aty akia ,tsara aki lé sarindry mietsika iny a
pandefa : ftma [ Valio ] 12-07-2007 09:01:29
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
ari.malala: efa niantso za omaly fa mbola tsy nisy namaly, mbola nijanona any Paris dray gamba izy iny

copine a ty za woa
Mpandefa : sasa [ Valio ] 12-07-2007 06:18:51
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
ftma hi hi hi efa voandalana be le sarinay aza koa, betsaka anie izy any e

faly nahafantatra andry aki za a nareo sy mimich
106. fleurdedago ( 14/07/2007 20:14)
andray ! tsy tsarona mihitsy i fléra, tsy nisy kkpizon,, atao ahoana fa kely tsy hitan'i oul e : :b
107. dadie ( 14/07/2007 21:26)
Mpandefa : fleurdedago [ Valio ] 14-07-2007 22:14:36
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
andray ! tsy tsarona mihitsy i fléra, tsy nisy kkpizon,, atao ahoana fa kely tsy hitan'i oul e :

tsy adinoko aki dry a ,nareo sy mits samy nitondrako daolo fa ny anjaran'i mits ho lany eo iany ra tsy manao fiaonana izy lol
108. Samoana ( 15/07/2007 07:41)
ftma:

ari.malala, sasa izay zakan'ny mpitondra alefaso daholo e :wink: efa manantelindrora sahady za ato :-D
naritsimba ie any izy


ftma/ refa voky retsy njy voky 'zahay manodidina a :-D! Aza laniana @ vômadilo ny vôsarimakirana fa isao ho an'ny fihaonana manaraka an:wink:
dadie/ tonga soa eto @ promenadin'anglisy indray e:wink:


109. dadie ( 15/07/2007 08:32)
dadie/ tonga soa eto @ promenadin'anglisy indray e

merci samoana fa hafa iany ny any amintsika e lol....

110. ftma ( 15/07/2007 10:35)
samoana: hisaiko njy fa aza mataotra de aza adino mitondra mangahazo lena, aza mitondra vary gasy fa njy tsy mahay mividy :wink:
dadie: tonga soa copine dia mba valio le téléphone :wink: lasa tsy nihinanana ravitoto copine iray omaly fa ise tsy mamaly phone ko :-*
Mahafinaritra ny mihaona fa araraoty rehefa mba madalo n'aiza n'aiza e

111. sasa ( 16/07/2007 04:22)
tonga soa any indray Daddie :-*:-*:-* d eto indray isika aloha mifankahita, d am manaraka mihaona mivantana, samia velon'aina isika namana rehetra e!
112. ari.malala ( 16/07/2007 05:38)
d mamerina fanintelony tonga soa dadie e:-*:-*

Dadie:
azafady akia a ,tena sairana b za tamininy mo e hany an


Ok ky a, je comprends fa mba mihanta e:-*
113. dadie ( 16/07/2007 09:04)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 16-07-2007 06:22:19
Lohateny : Re : FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
tonga soa any indray Daddie d eto indray isika aloha mifankahita, d am manaraka mihaona mivantana, samia velon'aina isika namana rehetra e!

ok aki d merci fa ba ampitao vaovao eto iany zay e hany an :-*
Ok ky a, je comprends fa mba mihanta e

ay ve e ,efa nataotra b za ihihihi am firy dry no mirava? lol.... ao am eo am opticam no miandry e hihihihi:-*
114. ari.malala ( 16/07/2007 12:49)
dadie a, efa hainjy iany koooooooo;):-* d endrasandry eo za d mande tongotra maka an'i copine ray tsika d miara mikaly ndray?;)
115. dadie ( 16/07/2007 13:13)
d avy eo miazakazaka miasa daolo lol....:P
116. ari.malala ( 16/07/2007 14:57)
ieeeeeee! :-D:-D:-D
117. sasa ( 17/07/2007 04:34)
ari.malala efa niova izao fa tsy opticam tsony aiza indray re e!:P
118. ari.malala ( 17/07/2007 05:44)
sasa, atao aiza ndray aza e :)
119. Samoana ( 17/07/2007 17:27)
dadie:

.... ao am eo am opticam no miandry e hihihihi:-*


tena efa t@ androtsika izany opticam izany ry dadiecool a ! hihihi:-$ De mbola velona foana ao ve ?

120. dadie ( 17/07/2007 18:32)
tena efa t@ androtsika izany opticam izany ry dadiecool a ! hihihi De mbola velona foana ao ve ?


samoana> tena mbola ao mihintsy hihihihi,mbola tsy nametraka bilan zany oe mande ny bizina lol....:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.31