FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)

181. fijo ( 26/07/2007 21:20)
tena le tsy nahitany le ilany no nampaharary azy tao ko.malokila e
182. sasa ( 27/07/2007 04:16)
hi hi hihi tandremo ary am herintaona indray tsy mifankahita ka lasa in-2 malokila eo:-D:-D:-D:-D:-D
183. fijo ( 27/07/2007 18:43)
sady io aretim po io anie tsy sitran'ny radoko e
184. mamzelkely ( 28/07/2007 06:29)
:-D:-D sasa sô de la 3è sera la bonne aza izy ty :-D:-D
185. fijo ( 31/07/2007 21:37)
aiza kosa no de hiandry fanintelony .
186. sasa ( 01/08/2007 05:18)
mety ho izay no fandehan'io angamba koa d am 2 taona indray izany ry fijo an!:-D:-D:-D:-D
187. fijo ( 01/08/2007 20:41)
aza manozona kosa e
188. mamzelkely ( 02/08/2007 07:50)
aleo hamisavisa ny ratsy hiavin soa ry fijo aaa:-D:-D
189. fijo ( 02/08/2007 21:10)
izay angahaaaaaaa
190. boraingy ( 03/08/2007 08:34)
vokatra voangory beeee
191. mamzelkely ( 03/08/2007 09:41)
fijo aa minoa ftsn ihany eee :-D:-D
192. fijo ( 03/08/2007 21:00)
eto aho hino ka
193. mamzelkely ( 04/08/2007 07:53)
ts maints ko ka :-D:-D
194. fijo ( 07/08/2007 22:22)
eka wa e
195. dadie ( 22/08/2007 14:06)
fiaonana am namana ny tohiny manaraka

196. fijo ( 28/08/2007 21:49)
ampio ity dadie fa tsy ampy sary an
197. tianalove ( 04/09/2007 07:41)
Nilay b mints le tam' 25 juin an!! misimisia foana ny otran'iny e. Misaotra akia ry daddie a!!!:)
198. fijo ( 05/09/2007 19:37)
le tanana ko amilay be e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1897