FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)
1. naritsimba
(
27/06/2007 05:41)
Miarahaba antsika namana rehetra tratran'ny 26 Jona 2007.
Vita ary tanteraka soa aman-tsara ny 25 jona 2007 ny fihaonan'ny namana Daddie avy any Nice sy ny namana teto Antananarivo.
Teny Ambohibao no natao ny fihaonana, t@ 12 ora sy sasany no nanomboka ny fotoana.
Nanao ny teny fiarahabana i glou izay filohan'ny namana.serasera.dago, nandimby azy avy eo i Daddie izay namana tompom-panasana, ka nanolotra fisaorana ireo namana rehetra tonga namaly ny antso, ary taorian'izay dia nanao ny vavaka fisaorana sy fitsofan-drano ny fihaonana ny namana Nix.
Nahafinaritra ny fihaonana rehetra, nisy ny dihy, ny hirahira, ny tchat mivantana ho an'ireo izay namana sambany vao nifankahita, ny fanaovana babby-foot(tokony asiana fifaninanana).
Isaorana manokana eto ireo namana avy ao @ Télévision MBS, izay tsy mahasaraka amintsika.
Nisy ny fifankafantarana satria maro ireo izay tsy nifankahalala, ireto avy ireo namana tonga tany:
Daddie, Glou, Avylavitra, Naritsimba, Lola, Ravatorano(2), Bimanoa, Sera(2), Ari.malala(3), poupounesana, Lo, Arivelo, Mimich, Harisoa, Fidjo, Darlin, Naivo(2), Tix(2), Ikala, Nausica, Demon, Blackman, Manjamanja, Lilbon, Notron, Jaya, Lobaka, Texe, Blanche, Ladouce, Patou, Voahirana, Tianalove, Nix(3), Anarim(3), Sasa,Tsiafoy(2), nisy ihany koa ireo naman'ny namana izay isaorana manokana nifanotrona t@ iny fihaonana iny, ny zanaky ny namana satria tsy afa-misaraka noho ny maha fetim-pirenena ny andro.
Taorian'ny fifankahalalana dia nisy ny fanolorana mari-pahatsiarovana ho an'i Daddie.
Hoy ny hafatray namana.serasera.dago hoan'i Daddie: Mankasitraka mankatelina, Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka ny fahasoavany isan'andro ho anao sy ny fianakavianao, ka mirary anao ho salama mandrakariv

répondu par fijo le 05/09/2007 19:37
2. Samoana
(
27/06/2007 05:51)
Soa ny fiarahana e =D
Azo sary an-tsaina mihintsy mahita ireo namana nanotrona ireo fa nafotaka tokoa ny ambiansy:wink:

3. naritsimba
(
27/06/2007 06:05)
(Miala-tsiny fa tapaka )
Hoy ny hafatray namana.serasera.dago hoan'i Daddie: Mankasitraka mankatelina, Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka ny fahasoavany isan'andro ho anao sy ny fianakavianao, ka mirary anao ho salama mandrakariva.
Isaorana eto ihany koa ny namana Fa na dia tsy eto an-toerana aza dia niarahaba ny namana rehetra t@ alalan'ny finday.
T@ 6ora hariva no nisaraka ny rehetra ankoatran'ireo izay nandeha mialoha noho ny antony manokana.
Eto am-pamaranana dia aza adino ny fiarahana any Mahajanga ny 23-30 Août 2007, fialan-tsasatra iarahan'ny namana dago @ io.
DOBODOBOKA FOMBAN'APONGA
TABATABA NY MARO KILONGA
ASAKASAKAREO TSY HO TONGA
Naritsimba

4. ari.malala
(
27/06/2007 06:17)
Tratry nyf ety daol na efa vita aza e! nafinaritra ny fiaonana tany Ambohibao, de mirary soa hoanareo am volana août fa za ts afaka e! mavità be de aza adino ny sary amzany hankafizanay azy.
5. mimich
(
27/06/2007 06:41)
salama aby ee
samoana> tena io!!!! oh io sary an-tsainao io mihitsy ilay izy. Nahafinaritra ee.
Ny kilonga kely koa tena nahazo toerana malalaka nilalaovana , ka nanao izay ho afany tamin'ny lalao.
Ny lehibe hatrany anaty fiara sy eny ambony moto mbola mi-forum sy mi-chat foana.

6. Fiffi
(
27/06/2007 06:44)
=D=D=D=D sambatra anreo.....
naritsimba: tsy de hoe asakasakareo tsy ho tonga fa...:(
:-*:-*:-*:-* be daholo !

8. ftma
(
27/06/2007 07:02)
Misaotra an'i naritsimba nanome vaovao, tena ekipa solida mihitsy nareo any an, any Mahajanga indray izany ny fety manaraka e,
9. niryna
(
27/06/2007 07:06)
Misaotra ny mpikarakara sy ireo namana nanotrona an'i daddie.Tonga soa aky daddie a:* Ba mamikely.
(l)niryna
(l)niryna
11. ftma
(
27/06/2007 07:40)
naritsimba: satriko aza fa mbola be adidy e
Mba modia amin'izay dadie fa maika hijery sary za :wink:
ohatry ny hitako ery tianalove nandihy :wink:
ary sasa nga tsy tany?

13. volana1
(
27/06/2007 07:50)
Nahafinaritra r'ireto zany, fa na izany aza dia izahay avy lavitra tsy afaka nanotrona an'izany fa izahay indray dia novangian'i Daddie taty Antsirabe, nahafinaritra be ny fihaonana fa dia maromaroa ny tahak'izany, mahafinaritra ny manana namana.
14. diamondra27
(
27/06/2007 07:50)
tratry ny fety doly nareo fa zahay niambin-tanana teto foana :-P:-P
de tongava soa akia dadie a:-*:-*
ftma:tsy namaky tsara ndray ndry an, efa io ny anarany koa
za nanao paparazzi de tsy nisy nahita

15. mamzelkely
(
27/06/2007 08:14)
:cry: zay nahazo rapport direct hoe nahafinaritra hono saingy zay ts afaka lava refa misy fety toy izao misy ihany ireo namana izay mahalala nya ntony ts nahatongavana fa de mankasitra anareo naano tatitra de aza adino ny sary :wink:
16. texe
(
27/06/2007 08:31)
salma daôly e!
nahafinaritra le fety tany e!. revy be an ,nady be a! tena tsy itako zay tena ilazana azy fa tena nilay ny ambiance. de misaotra ny zoky naritsimba nampita vaovao e!

17. tsiafoi1
(
27/06/2007 08:35)
Misaotra aky Dadie a! Tena nahafa-po, fa tonga tany an-trano ny ankizy de mbola le tany @'i Tati Dadie ny ambetin-dresany tamin-drainy iny alina iny.
18. ANARIM
(
27/06/2007 08:48)
sali sali doldol d arahaba soa nahatratra ny asaramanitr'i Ramalagasy
nahafinaritra tokoa ny fiarahana t@ dadie sy ireo ekipa solida teny ambohibao...
fisaorana mitafotafo no atolotra ny mpikarakara fa dia tena nisahirana tokoa ianareo, na ny kely na ny lehibe...
fahatsiarovana anisan'ny tsy ho hay adinoina iny...
fa mbô t@ oviana sa rahoviana no nivoaka na hivoaka @ MBS le izy ny fanontaniana???
dadie : bizzzzzz b manokana njiko

19. sasa
(
27/06/2007 09:11)
Tratry ny fety daholo isika rehetrq
Fa hi h hi hi io akia ny anarako fa lasa grand S d tsy hitanjy, za akia mande foana an! kiss njy
Misaotra manokana an'i Daddie, mankasitraka tanteraka.
Fa tena nilay klou ny mijery le zana-tserasera be da be an!=D=D=D=D=D

20. jamarc
(
27/06/2007 09:20)
slt ba oleh::
mafinaritra be iny(25 juin 2007)sady nihavaka taminy hisatona.
raha fandrasana ireny acol ..de nahay nitondra tena nakamarony olona sasany .nefa ba mirary atsy rehetra ba hotratran'ny fitsingeritohona .de! ok !!!:@