FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)

41. mamzelkely ( 28/06/2007 14:18)
ka za andefaso anzany sary zany ry ari fa ataoko hummmmmmmmm:-w :°)sady za te ahita ny sarin sasa, ry virja, ry mimich, ladouce.... fa efa ela ts nahita anjy zareo :(
42. ari.malala ( 28/06/2007 14:24)
erao alo zareo :°):-D:-D:-D:-D
43. tisera ( 28/06/2007 17:21)
:)=D=D=D=Dmahafinaritra ny mamaky ny fiarahanareo tany é! dia misimisia ny toy izany sa ahoana?:-D:-D:-D
44. diamondra27 ( 28/06/2007 23:55)
kiss akia kala nau a! :-*:-*

daddie:refa aty zany mijery sary e!
vita tsara ny mission^:^^:^=D=D
de tahian'Atra lalandava e
45. sasa ( 29/06/2007 04:10)
ari.malala i mamz afaka mahazo an'le sary tsy maninona fa tsy alefa eto na alefa blog hafa, aleo atao ampy aloha le sariko betsaka mirozy any ho any le taloha ireny. ary njy ry ari maka sary tsy mikozikozy an hi hi hi hi hi hi
Fa hi hi hi nareo any anie tena tompony fa izahay mba nindrana kely fotsiny e, avelao aloha izy hijanona kely kan
46. ari.malala ( 29/06/2007 05:59)
sasa, hihihi, ko haka sary v za d hiteniteny e! :P eny ky fa alefako aminjy d alefako am mamz le sary a! mamz a! afapo njy fa afaka mahazo sarin'i sasa?:D
47. mamzelkely ( 29/06/2007 06:23)
yesssssssss :lol: alefaso haingana miaraka am vava miteny mits le sary aza ee ;-);-):-*:-*
48. ari.malala ( 29/06/2007 06:41)
fa tsy nivoka tam mbs akory le izy, sa ve za no tsy nahita e! fa t@ vaovao sa t@ in le izy no nande ra efa nande e! glou o, mila fanazavana ny tenanay!
49. ANARIM ( 29/06/2007 08:10)
!seen glou_ :)
50. glou ( 29/06/2007 14:05)
anarim> glou a étè vu la derniere fois y a 5 jours 12h et 30mn apres etre rester à Ambohibao pendant une journée:roll::-P, ilay miseho tele zany dia @ alahady alina @ 8 ora mandritra ny vaovao @ fiteny gasy ; zay ohhhhhh :-P
51. ari.malala ( 29/06/2007 14:09)
misaotra ee!
52. rakaroka ( 29/06/2007 17:27)
Bravo! =D=D=D=D=D: mankamamy ny endri-pihavanana sy firahalahiana n'aiza n'aiza , n'iza n'iza foana aho: indrindra moa hoe any Dago!:-*:-*:-*:-*(l)
53. mbaliana ( 30/06/2007 04:31)
tsara zany e... nahita plaisir ny rehetra...=D=D=D
o ry Fa> fa za tany Nice toa tsy mba nahita an'i daddie zany? :^):-/:-D:-D:-D
54. mamzelkely ( 30/06/2007 05:52)
=D=D hihi hitako avy eto mits le ambiance beuu :°):-*:-*:-*
55. sasa ( 02/07/2007 04:43)
mamzelkely za zany lasa malahelo anjy fa njy ela be tsy hitako, tsy maintsy ho tafihako any ihany njy ny farany:-*:-*:-*:-*
Mbaliana miandry anjy sisa hi hi hi hi :-*:-*:-*
ari alefaso izany sary izany aloha fa tena mba tiako ho hita, halefako hafatra any aminjy ny adresse mail-ko vaovao. :-*
56. ari.malala ( 02/07/2007 05:50)
sasa, miandry ny hafatra avy aminjy za, tonga d le album no alefako aminjy. Ary itanjy v le izy maly e!
57. sasa ( 02/07/2007 09:34)
ari.malala za nikotrana tany am danse d alina be vao tonga tao antrano d tsy nahita, misy fety karakarainay izay mantsy d hanao choré za.
Ao fa halefako le hafatra akia an!
58. ftma ( 02/07/2007 10:22)
mbaliana: dadie tany marseille akia t@ reveillon an fa cousines ireny fatatry njy avy any aminareo ireny
sasa: za tsy halelovana an:cry:
Nahafinaritra ve ilay fety niseho télé?
59. mamzelkely ( 02/07/2007 12:32)
sasa efa ts ho ela de hihaona ka :°):-*:-* za ko ange mba malahelo anareo eee :-*:-*:-*:-*
60. mbaliana ( 02/07/2007 15:50)
ftma> hay ve...
sasa> hihihi aza dia miandry be loatra akia ....:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8114