FIHAONANA TAMIN'I DADDIE (25 JUIN 2007)

61. sasa ( 03/07/2007 05:09)
Ftma :-* nareo rehetra any andafy any no tena halelovanay fa izany hoe tsy afaka manoatra zay, d ezahanay foana ny mihaona aminareo izay tonga avy any na d tery aza ny fotoana.
mbaliana za anie miandry anjy e!:-*
mamzelkely ok aza:-*:-*:-*:-*
62. rakaroka ( 03/07/2007 05:57)
'za kounkou mbo te hanatrika ny fetinareo, fa toa tsy nolazainareo taloha akory 'gné, mba nisy niomanana:'za izao eto vao mahafantatra wé:hay ve
nihaona tany @ Daddie 'nareo?:lol::-*:-*
63. mamzelkely ( 03/07/2007 07:12)
rakaroka aa tongava akia aty de mihaona dôly aa :-*:-*
64. ari.malala ( 03/07/2007 07:55)
ftma; ie, nafinaritra ka :D
65. ravatorano ( 03/07/2007 13:49)
mamz
66. mamzelkely ( 03/07/2007 14:38)
ravatorano :( andray de hadinonao ve ity zanjy malala ity :cry: :°) ao wa fa ande za am manaraka fa iny kosa ange tena empêchement goavana ee :°):-D:-D
67. pitchou ( 03/07/2007 19:02)
:(
tara kely njay zà t@ iny!!! nefa sawall fotsiny t@ 25 sy 26:(
68. rakaroka ( 03/07/2007 19:06)
mamzelkely:

rakaroka aa tongava akia aty de mihaona dôly aa :-*:-*



Izany mihitsy ny faniriana, fa mila programmé-na wà, satria :-w:-w sarotra amiko ny manao tsingolobatita raha tampohinareo knou:-D:-D:-D
69. sasa ( 04/07/2007 04:50)
rakaroka refa tonga aty enao d manao programa tsara!

pitchou misy numero phone wa any ambadika any d ireny anontaniana fa ireny no mahafantatra ny pro rehetra, indraindray mantsy le fihaonana tsy mande eto fa le tatitra sisa no halefa eto.
ravatorano za nijery an'le blog fa tsy mbola any akoriny le sary hi hi hih
mamz d miandry anjy izany koa
70. mamzelkely ( 04/07/2007 06:36)
sasa ho avy za ka :wink:
71. rakaroka ( 04/07/2007 20:21)
[quote=sasa]
rakaroka refa tonga aty enao d manao programa tsara!

Tena mbola tsy lasa any akia aho @ ity taona ity:cry::cry::oops::oops::Ny zandriko telo sy ny zanany roa no handeha
hanao vacances any Juillet sy Aout izao. Ahoana handefasana "chocolat" 'njy:?::?::?:

72. rakaroka ( 04/07/2007 20:23)
mamzelkely:

rakaroka aa tongava akia aty de mihaona dôly aa :-*:-*


"raha mbô nanan'elatra akia" hoy ny hira,
mbola ho avy e!
73. sasa ( 05/07/2007 05:30)
rakaroka ye handefaso chocolat ary za e! d merci d'avance an :-*:-*:-* fa izahay anie aty foana na am mbola am 2008 ary endrasanay foana e!
74. ANARIM ( 05/07/2007 06:38)
!misaotra glou_
saingy tsy nahita akory zà tssssss
75. rakaroka ( 05/07/2007 17:36)
sasa:

rakaroka ye handefaso chocolat ary za e! d merci d'avance an :-*:-*:-* fa izahay anie aty foana na am mbola am 2008 ary endrasanay foana e!



Hi!hi!hi!hi!'nnnnnjjjjjyyyyyyy :-*:-*:-* :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:Si tu savais fa "maro @ namana aty no mitempo sy maniry "fatratra" indrindra koa ny ahasambatra anareo any indrindra indrindra saingy:-w:-w:-w saingy tsy afa-manoatra matetika!
Alefako aza ny "coordonné" na téléfonan-dry, @ 2008 aho tonga any an! :-D:-D:-D
76. fleurdedago ( 06/07/2007 09:27)
Tinay fantatra akia ny fihetsem(l)n'i Dadie a !
miandry efa tafaverina fa tsy koi e ! ke d bonina wa e !!!
77. ravatorano ( 06/07/2007 11:53)
oujyyyyyy
ngah mbola tsy ao anaty blaogy ao ilay izy ry sasa
mamz< efa koboko ilay apesiman kah fa d =D=D=D=D=D
aiza marina i daddie ilaza zé mbo fiotanam pony e
glou
78. ftma ( 06/07/2007 14:12)
ravatorano: dadie mbola any ko, tsy mba natorinareo cyber ngamba izy :wink: de tsy miditra eto
vao tonga izay @ alahady dia atao miditra ato :-D
79. ari.malala ( 06/07/2007 14:52)
za naita an ravatorano :-D:-D:-D

sasa, voray v e!
80. tsiafoi1 ( 06/07/2007 15:59)
C'est super cool garden party!!.
Encore mille mille fois merci Daddie
Tu te rappelles... LES MERVEILLES SOUVENIRS i:D:o:oops::lol: "Tu me manques"

Bon voyage et bon retour ndry!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.422