Tsy manavakavaka izy, raha samy mbola eto an-tany aloha... Samy omeny orana na ny marina na ny meloka. Samy omeny masoandro na ny tsara na ny ratsy... Fa tandremo sao mianona amin'io... amin'ny farany hotsarainy, ka ny tsara ataony eo an-kavanany ary ny ratsy eo an-kaviany.