Savoir arrêter de prier.
61. Fiffi
(
25/06/2007 20:49)
marozevo: ny anaha indray akia ny zavatra tena tsy azoko de zao an :
-efa nazavaiko teo ambony teo hoe: le olona nazoto nivavaka anaty journée mba mangataka an'Andriamanitra ohatra hoe mba tsy ho voasembatsemban'devoly hanao ratsy...satria ny ratsy hono tsy tery lalana , de raha tonga ao am-pony foana aza le fangatahana an'Andriamanitra hoe "enganié ka tsy ho azon'fakam-panahy zah mba tsy hangalatra eto devant ce magasin ohatra io an ! de tsy nataony tokoh le izy.....
-le olona tsy nazoto nanao an'io fangatahana io nefa de io izy fa tratran'le fakam-panahy de nangalatra...de aiza aza le hadisoana tam le vavaka sy fangatahana ao io ?

62. marozevo
(
25/06/2007 20:57)
Tohiziko ary ilay ohatra mangalatra :
Nahoana no tsy mangalatra ny olona ?
Antony zéro : Mangalatra (na maka zavatr'olona), satria tena noana mafy. Amiko tsy dia heloka loatra io, satria fitandrovana aina.... nefa tsy maintsy porofoina ilay hoe noana mafy.
Antony voalohany : Tsy mangalatra satria fahotana izany. (Didy folo).
Antony faharoa : Tsy mangalatra sao tratra, ka migadra. (Pas vu, pas pris, donc pas coupable).
Antony fahatelo : Tsy mangalatra satria an-dRanona na Ranona ity zavatra ity, fantatro izy ka tsy tiako ny manao ratsy aminy, na tsy misy mahita aza aho.
Antony fahefatra sy fahadimy sy fahenina....... azo atao be dia be na amoronana be dia be.
Dia arakarak'io antony io ilay izy.

63. Fiffi
(
25/06/2007 21:08)
marozevo: fa nga akia rehefa halatra de tsy ratsy daholo ? na de noana be aza ? azo atao tsara anié ny mangataka an !
64. marozevo
(
26/06/2007 07:38)
Ratsy daholo rehefa halatra ka.....
Mbola misy antony iray koa aza ity : Ny Bara (foko), hono, raha te-hahazo vady dia tsy maintsy efa avy nangalatra omby aloha. Karazana défi eo amin'ny mpiara-monina ilay izy. Taty aoriana moa mampalahelo fa niova ho asan-jiolahy (dahalo) io.
ie.... afaka mangataka tokoa, fa tsy voatery hangalatra, rehefa noana be. Ny filazako an'ireo tsy manamarina na oviana na oviana ny fangalarana an...

65. Fiffi
(
27/06/2007 20:32)
de ahoana hoa zany le olona nazoto nivavaka ary nangataka an'Andriamanitra toute la journée mba tsy ho voatsembatsemban'ratsy sy ny fakam-panahy......ka tsy nanao ratsy yokotrany..fa le olona tsy nazoto nivavaka de nanota ?
aiza zany ny fahadisoan'le olona nazoto nivavaka ? nefa namerimberina ?

66. niryna
(
28/06/2007 04:39)
rush:
marozevo:ka tsy hainy re ny dikan'izany e!izay no nahatonga ny olona rehetra teto satria ny azy ihany no marina!tsy azo kasiana ny zavatra lazainy a!
Misy manohitra ve eo eh ??!!...
Vakio tsara fa hoy aho hoe : "Fanamarihana kely fotsiny...". Sa tsy azonao ny dikan'izany ? Tsy hitako loatra izay porofo ilaina hanamarinana izany.
:cry::cry::cry:
67. marozevo
(
28/06/2007 07:55)
Fiffi > Tsy misy hadisoan'ilay nazoto nivavaka ka !
Moa azo lazaina fa manao fahotana ve ny olona iray, raha mihevitra fa tsy misy maharatsy azy afa-tsy ny tahotra ny fangalarana. Jereo ilay voalaza eo ambony eo : Pas vu, pas pris, (donc) pas coupable.

68. bichette
(
28/06/2007 12:40)
Ka io koa samy manana ny fandresehan-dahany avy
Ny mety amin'ny hafa tsy mety amin'ny sasany
Ny tokony atao dia mamaky mandalina tsara ny baiboly fa na ireo zavatra resahinareo io aza ao anaty baiboly ny valiny ary raha tena milaza fa tia an'Andriamanitra isika dia manaraka ny teniny
:-*:-*:-*:-*:-*:-*

69. marozevo
(
28/06/2007 16:00)
Iny efa mazava ka....
Fa raha ohatra ka tsy mahalala baiboly ilay olona, mbola tsy nitoriana ny Vaovao Mahafaly (Filazana Tsara), moa ve misy dikany aminy ny teny hoe FAHOTANA ?
NB : Tonga soa indray i bichette.... Faly mihaona aminao eto.

70. Fiffi
(
28/06/2007 20:50)
marozevo:marozevo: fa ahoana akia ? fa nahoana ozy ndry no tsy misy dikany am-ny zany ? heu.....de mety hoe mpanao ratsy daholo ve zany ny olona tsy mahalala baiboly ka na ny fahotana aza tsy fantany ?
Fa raha ohatra ka tsy mahalala baiboly ilay olona, mbola tsy nitoriana ny Vaovao Mahafaly (Filazana Tsara), moa ve misy dikany aminy ny teny hoe FAHOTANA ?
71. marozevo
(
28/06/2007 21:10)
An an... tsy nilaza izany mihitsy aho ka... Fa ianao io izao, ohatra, fantatrao fa ratsy ny mampirafy ka tsy azo atao, ohatra io an.... Fantatrao izany satria nampianarina anao....
fa raha misy olona na antokon'olona tsy mba nampianarina izany, na tsy nilazàna fa tsy mety ny mampirafy, moa fahotana ve ho azy ny mampirafy.

72. Fiffi
(
28/06/2007 21:33)
marozevo:marozevo: zay vo mazava amiko koh ary le izy koh ! :oops:
fa raha misy olona na antokon'olona tsy mba nampianarina izany, na tsy nilazàna fa tsy mety ny mampirafy, moa fahotana ve ho azy ny mampirafy.
73. marozevo
(
28/06/2007 21:39)
Dia ahoana:oops::oops: ? Fahotana ve ny fahotana raha tsy misy finoana ?:)
74. Fiffi
(
29/06/2007 08:05)
marozevo:heu....nahoana moa no tsy fahotana ny fahotana na de tsy misy aza ny finoana ? raha tsy misy ny finoana an'Andriamanitra no tiako lazaina eto an ! mba au moins mahafantatra hoe zavatra ratsy zao sy zao ka tsy atao .....
Dia ahoana:oops::oops: ? Fahotana ve ny fahotana raha tsy misy finoana ?:)
75. Fiffi
(
29/06/2007 08:07)
satria misy de misy ny tsy mino....nefa tsy manao na mivelona am fahotana foana ry zareo.....donc: ny fahotana de fantany hiany koh !
76. marozevo
(
29/06/2007 09:19)
ie.... tsy manao ratsy akory ny tsy mpino, saingy tsy fahotana no iheverany ilay lazaintsika hoe fahotana, fa zavatra ratsy satria tsy mety amin'ny fiaraha-monina ka tsy tokony hatao.
Ny hoe fahotana (péché) dia mifandray amin'ny finoana an'Andriamanitra : "péché = offense contre Dieu (ou les dieux)". Ka raha heverina ho tsy misy izany ny Dieu na dieux, dia mbola azo lazaina fa misy ve ny fahotana.

77. ikaretsaka
(
29/06/2007 11:23)
mba fanontaniana napetrako t@ izaho nitory teny teo ity ary hitako omaly
Misy Ramatoa sekretera izay (efa manambady sy miteraka) taratara @ patron'ny dia ny vavaka ataony amin'Andriamanitra dia hoe enga anie ilay patron-ny hono hiaraka aminy na fiaraha misakafo (mety miampy kely) fotsiny aza!
ary tsy mijanona mihitsy izy manao io vavaka io!
Dia ahoana ny amin'ny cas-ny, raha ianao no Andriamanitra, na ianao no eo @ toerany, Ohatra : raha elaela eo izy no mivavaka ka tsy hahazo izay hiriany,,,

78. marozevo
(
29/06/2007 19:05)
Zony tanteraka ny mivavaka ka mangataka izay mba mahamay azy... Ny antony azy irery. Fa zon'Andriamanitra koa (si on peut le dire ainsi) ny mamaly na tsy mamaly ny fangatahan'io Ramatoa io.
Raha izaho no Andriamanitra dia ataoko tsy tanteraka io vavaka io... Fa izaho tsy Andriamanitra, ka mety ho hafa noho izany ny heviny.
Raha izaho indray no eo @toeran'ilay Ramatoa, ka tsy mivaly araka izay angatahiko ny vavaka, dia mipetraka aho manontany tena hoe : Fa ahoana loatra re ?

79. ikaretsaka
(
30/06/2007 12:54)
ny ahynytena atahorako raha ealela eo ity ramatoa no tsy hahazo izay niriany dia mety tena ho lasa tsy tia an'Andriamanitra intsony
80. marozevo
(
30/06/2007 18:39)
Na tsy tia an'Andriamanitra intsony aza izy, Andriamanitra tia azy mandrakizay.