Savoir arrêter de prier.

1. Fiffi ( 19/06/2007 17:40)
Hono hoa ry zareo an ! raha namaky an'le top chrétien io zah androany de io no voalaza ao.....

-Moa ve raha ohatra hoe misy zavatra , olona , faniriana sns....mba hangatahanao an'Andriamanitra , mba ho sitrana soamantsara , afaka fanadinana , heu...zay mba fanirianao io an ! de mivavaka enao mangata an'Andriamanitra hoe:

-enganié , Andriamanitra ô , Tompo ô sns.....isan'andro enao mangataka sy mivavaka....

-Ampy ve raha mivavaka , na mangakaka indray mandé fotsiny fa tsy atao isan'andro ? satria zao no zavatra novakiko androany :

Samuel a eu besoin d'apprendre une bonne leçon de la part de Dieu. Voilà déjà un bon moment qu’il prie pour ce Saül si décevant. Et là, Dieu met un stop ! C’est un peu comme si le Seigneur lui avait dit "Bon, maintenant cela suffit de prier ainsi, j’ai bien entendu et je m’occupe de cette affaire !" À partir de là, que peut ajouter l’être humain ?

Vous avez besoin d’apprendre à cesser de prier ! Voilà des semaines, que dis-je, des mois, voire des années que vous priez pour tel ou tel sujet ; c’est bien, mais maintenant cela suffit, Dieu a entendu et il s’occupe de cette affaire !

Trop de gens s’imaginent qu’en agissant de la sorte, ils obligent Dieu à leur répondre. Ils pensent que plus il y aura de prières dans le même sens, plus le Seigneur sera obligé d’exaucer. STOP !

de raha nangataka an'Andriamanitra androany zany zah de tsy azo atao intsony io fangatahana io rahampitso ?
novalian'i marozevo ny 30/06/2007 21:29
2. pissoa ( 19/06/2007 18:10)
Raha tsy diso aho, i Jesoa dia namerina vavaka iray in-2 tao anaty alina , (Ray o, Esory amiko ity kapoaka ity ... nefa aoka ny sitraponao no atao fa tsy ny ahy ! --- sorry tsy haiko ny toko sy andininy) !

Ka raha mamerina vavaka isaky ny 1 andro ve isika tokony hisy problem ? :-D:-D:-D
3. Fiffi ( 19/06/2007 18:17)
"pissoa":
Ka raha mamerina vavaka isaky ny 1 andro ve isika tokony hisy problem ?:-D:-D:-D
pissoa: ka zay indrindra ny fanontaniana hapetrako akia an ! lazaina foana tsinn hoe: mazotoa mivavaka , aza misaraka am fivavahana....

nisy fianakaviako zao ohatra tsy salama...de isakin'iray minitra zao zah de any am foana ny saiko ary tsy mitsahatra mangataka am Andriamanitra aho mba ho sitrana izy....moa ve misy hadisoko zany ?

marina fa zay lahats'Andriamanitra de mahay mionona zah fa.....tsy mety zany raha isan'ora , isan'andro averiko io fivavahako sy fangatahako io ?
4. ikaretsaka ( 19/06/2007 18:23)
Hoy i Jesoa ary nampatsiahivin'i pissoa :nefa aoka ny sitraponao no atao fa tsy ny ahy !
Amiko, dia io aloha no tokony ho tonga ao an-tsaina voalohany rehefa mivavaka! sy fototry ny finoana, matetika mantsy ny eritrerintsika dia heverina ho lasa mpanao magie Andriamanitra ka vavaka miforcé azy no atao dia avy eo raha tsy tanteraka amintsika iny dia lasa "fahavaloko andriamanitra" (Titre ana theatre taloha io)
"Aoka tsy ho izay tiako omena ahy Andriamanitra fa izay fantatrao fa mahasoa ahy" Hoy ny famaranam-bavaky ny Jesuites

Ilay mamerina vavaka koa ..amiko inona ny probleme? Jesoa aza nanao ko
5. marozevo ( 19/06/2007 18:23)
Mivavaha lalandava,
misaora amin'ny zavatra rehetra,
fa izany no sitrapon'Andriamanitra ho antsika rehetra ao amin'i Jesoa Kristy.... hoy i Paoly.

Tsy hitsahatra hidera anao ny foko
Na hariva na maraina...

Tsy hitsahatra hisaotra an'Andrimanitra isika, noho ny soa sesehena izay atobany amintsika...
6. pissoa ( 19/06/2007 18:26)
Fiffi :-*

Ny tiako tenenina teo dia hoe tsy olana izany ! Mivavaka no anjarantsika, dia mivavaka hatrany. Lazao an'Andriamanitra ny faniriantsika, nefa aza hadino ny mangataka mba ny sitrapony no ho tanteraka amintsika.

Tsy tadidiko koa ny toko sy andininy fa toa misy fanoharana nataon'i Jesoa amin'ny fanaovana lemozy rehefa mivavaka ao amin'ny Baiboly.

Mirary fahasalamana ho an'ny fianankaviana :-*:-*:-*
7. marozevo ( 19/06/2007 18:51)
Tsy haiko koa ny referansy fa le izy tadidiko :
"Raha tonga mandondona ao amin'ny namanao ianao mangataka mba hanome mofo anao, satria misy vahininao vao tonga io alina io... Na tsy hifoha noho ny fifankatiavana aza izy, dia hifoha noho ny fanaovanao lemozy".

Dia hoe koa "Tany amin'izany tanàna izany nisy mpitsara tsy marina.... nisy vehivavy mpitondra tena... mba omeo rariny amin'ilay miady amiko aho... sns"
8. ikaretsaka ( 19/06/2007 19:11)
"Izay no andoalohako eo anatrehan'izy Ray" hoy ilay hira izay ry
9. marozevo ( 19/06/2007 19:13)
Izao no hiderako tsy an-kijanona ny Ray...
ie .... misaotra ny Ray aho.
10. rush ( 19/06/2007 19:34)
ka raha namaky ny voalaza etsy ambony ary aho dia misy ve ny hadisoana raha tsy satry ny mivavaka sy mangataka an'Andriamanitra ho an'-zavatra iray?
Vous avez besoin d’apprendre à cesser de prier ! Voilà des semaines, que dis-je, des mois, voire des années que vous priez pour tel ou tel sujet ; c’est bien, mais maintenant cela suffit, Dieu a entendu et il s’occupe de cette affaire !
11. marozevo ( 19/06/2007 19:38)
Fa mba iza kosa aloha no tompon'io citation soratana amin'ny teny Frantsay io eh... nalaina tamin'ny boky inona moa izy io... Sao dia olona mitarika anao tsy hivavaka kosa ary izy io ?

rush > Tsy misy mivavaka tsy satry izany kosa angamba ka !
12. pissoa ( 19/06/2007 19:39)
sao hoe tsy sasatry no tian'i rush notenenina ... ilay tsy satry mantsy ... tsisy terena hivavaka anie e !
13. marozevo ( 19/06/2007 19:40)
Zay tokoa angamba....
14. rush ( 19/06/2007 19:42)
tsy misasatra fa nisy fahadisoana ka hialan-tsiny e!
15. marozevo ( 19/06/2007 19:43)
Tsisy tsiny ka... ialana tsiny koa ary io valin-teny eo ambony io, satria mifandraika amin'ny hoe "tsy satry".
16. pissoa ( 19/06/2007 19:45)
Ilay tsy sasatra toa efa voavaly ireo ry rush an ! Tsisy hadisoana izany ny tsy sasatra mivavaka ho amin'ny zavatra iray !
17. Fiffi ( 19/06/2007 19:52)
marozevo:
Fa mba iza kosa aloha no tompon'io citation soratana amin'ny teny Frantsay io eh... nalaina tamin'ny boky inona moa izy io... Sao dia olona mitarika anao tsy hivavaka kosa ary izy io ?
marozevo: heu....zany hoe maharay ny top chrétien isan'andro zah de:

Savoir arrêter de prier - Mardi 19 juin 2007‎
De : [Top Chrétien] La Pensée du Jour (pensee@topc.org) au nom de La Pensée du Jour du Top Chrétien


nefa de zao no namaranany an'le izy:

Une prière pour aujourd’hui

Jésus, viens m’aider dans ma nature si décevante ; j’ai compris si peu de choses ; je m’imagine si souvent te plaire, alors que je passe à côté de ce que tu veux. Pardon et aide moi à être sensible à la voix de ton Esprit, pour comprendre quand je dois prier et quand je dois cesser de prier. Amen.
Samuel Foucart






18. Fiffi ( 19/06/2007 19:54)
Dieu n’est jamais obligé de vous exaucer, il le fait uniquement à cause de Jésus et de son amour pour vous.
Développez cette sensibilité spirituelle qu’avait Samuel, pour comprendre quand il faut prier, combien de temps il est nécessaire de prier, et puis surtout quand c’est bon, quand Dieu a entendu, et que maintenant l’affaire est dans ses mains et qu’il s’en occupe.


Cela vous dégagera d’un fardeau auquel vous n’aurez plus jamais besoin de toucher ; cela vous permettra de vivre une véritable expérience de foi (Eh oui, il y a des moment où les prières à répétition sont synonymes de doute et d’incrédulité). Et puis cela vous permettra de prier utilement pour d’autres cas, d’autres sujets que Jésus mettra sur votre cœur par le Saint-Esprit.
19. Fiffi ( 19/06/2007 19:56)
Cela vous dégagera d’un fardeau auquel vous n’aurez plus jamais besoin de toucher ; cela vous permettra de vivre une véritable expérience de foi (Eh oui, il y a des moment où les prières à répétition sont synonymes de doute et d’incrédulité). Et puis cela vous permettra de prier utilement pour d’autres cas, d’autres sujets que Jésus mettra sur votre cœur par le Saint-Esprit.
anjekaky ooooo :{:{:{ tena zay zah vao nahita an'zao hatram'zay niainako.....
20. marozevo ( 19/06/2007 20:00)
Za kosa nama tsy d'ac amin'ilay hoe "...les prières à répétition sont synonymes de doute et d'incrudilité" a...

Raha miteny foana ve ny malalanao hoe "tia ahy ve ianao ?", dia misalasala ve izany. Dia raha mamaly ve ianao hoe "tiako ianao" dia maninona koa...

Raha mivavaka foana ve aho hoe : "Rainay any an-danitra...", dia misalasala sao tsy any an-danitra indray ilay Ray !

Raha mangataka amin'ny rainy foana ve ny zaza, dia misalasala na tsy matoky no dikany ?

Tsy hihambo ho maranitra noho Samuel FOUCART aho, fa mba hevitra ihany ny azy fa tsy mbola dogme na citation biblique.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081