Ampidiro aloha ny tenimiafina
Savoir arrêter de prier.
41. ikaretsaka
(
21/06/2007 11:44)
Persistence sa repetition?
I Jesoa t@ izy tao an-tanimbolin'i Gestemane dia namerina vavaka in 2 ary nitovy ny zavatra nolazainy. (Ray o ra azo atao dia esory amiko ity kapoaka ity... nefa aoka ny sitraponao no ho tanteraka fa tsy ny ahy)
Persistence io sa repetition?
Raha mihinan-kanina eny analakely ianao, ka tangizotan'ny katrami, tsy phrase 1 efa tsianjery maimbo no ataony eo ve? fa avy eo averiny foana dia leo ianao ny farany dia manome!
Persistence io sa repetition?
Amiko dia miaraka ireo! ary samy nahazoana soa aby... ary mbola tsy hita izay naharatsy azy mandrak'ankehitriny!

43. LazaDaddy
(
22/06/2007 13:30)
Samihafa mihitsy ny persistence sy repetition na dia mety miendrika ho "repetition" aza ny "persistence".
Ny mahasamihafa azy dia io nambarako io ambony io:
Ny repetition tsy vokatry ny finoana fa toy ny vavaka "manenjika isa" hoe tsimainty averiko in-dimy na inefatra na in-polo...sns...ito vavaka ito.
Ny persistence kosa indray dia vokatry ny finoana tanteraka ary tsy voafetra hoe "tsimaintsy im-polo" na "im-pito" na impiry no hamerenana ilay vavaka.

44. rush
(
22/06/2007 15:50)
raha ny fahazaoko azy izany dia @ nareo dia tsy mety ny fivavahana io lazainareo hoe à répétition io?dia ahoana ary izany?tsy hivavaka intsony izany fa dia voatery hiandry ny alahady vao hivavaka?
45. ikaretsaka
(
22/06/2007 15:53)
fa azo atao tsara ny manao repetition sy mi persister ka.. azo ampiarahana tsara mihitsy ireo.
ary Raha tena mandalina sy manao ilay repetion @ fo feno finoana dia fantatrao ny anton'ilay izy (hoe im polo na in 9 na injato) ary hitanao ny vokan-tsoa azo avy aminy

46. xxx
(
22/06/2007 16:11)
Ny repetition tsy vokatry ny finoana fa toy ny vavaka "manenjika isa" hoe tsimainty averiko in-dimy na inefatra na in-polo...sns...ito vavaka ito.
Raha tsy mampiantra an'io vavaka famerimberenana io ianao dia tsy afaka hahita izay herim-pinoana ao aminy. Tsy afaka hitsara ny olona manao an'io koa ianao satria tsy manana experience ny amin'izay. Raha milaza moa ianao fa efa nanao dia diso hevitra ianao raha izay no fandraisanao azy.
Misy finoana lalina ao. Ary raha resaka sapile no tianao tsikeraina dia izao: misy fiekem-pinoana lalina ao, ary mifototra amin'ny soratra Masina. Vavaka io, ary tsy io ihany no vavaka fa msy fomba hafa koa hahafahana mivavaka. Isany fomba tsotra io, fa sady mampitombo ny finoana no ahafahana mandinikany soratra masina.
hahita an'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra sy ny olona rehetra anie isika! Amen.
47. marozevo
(
22/06/2007 17:30)
Raha samy hanao répetition tokoa ve tsy aleo vavaka no averimberina e....
Tsy midika anefa io fa mitovy hevitra amin'ity aho :
Tsy midika anefa io fa mitovy hevitra amin'ity aho :
Ny repetition tsy vokatry ny finoana fa toy ny vavaka "manenjika isa" hoe tsimainty averiko in-dimy na inefatra na in-polo...sns...ito vavaka ito.
48. ikaretsaka
(
22/06/2007 20:36)
Lesoan aza averina impiry impiry vao azo sy mazava,
ary raha voasazy ka manao punition sy namerina in 100 zavatra anakiray...
tadidy foana hatr@ izao rangahy ity a!
mainka fa vavaka?

49. niryna
(
23/06/2007 05:07)
Andriamanitra dia mamaly vavaka ka na eny ,na tsia,na miandrasa.
Misy ny haingana ary misy ny maharitra fa misy valiny daholo ny vavaka rehetra.Mety tsy mifanaraka ny tadiavintsika ilay izy,fa Izy no mahalala izay mahasoa antsika.Ny finoana sy ny fanantenana dia efa endrika iray ahafahana mino fa mamaly vavaka izy.
Ny fivavahana dia marika iray hisaorana aminy ,hanandratana ny voninahiny.Aza mitsahatra mivavaka hoy Izy.Na inona na inona mahazo antsika,na fifaliana na fahoriana dia ny manandratra ny feontsika aminy hatrany no tokony ho ataontsika.
Ary Jesosy nanao fanoharana taminy fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka. Lk 18:1
Raha vao mivavaka isika dia efa manantena hatrany fa hamaly antsika Izy.Noho ny finoana sy ny fanantenana ao amintsika.
Aza mitsahatra mivavaka hoy ny teny satria izay koa dia marika iray hiderana ny voninahiny.
Miresaka an'Atra isika ao anaty fivavahana,miresaka amintsika Atra ao anaty ny soratra masina.
Manantona ary mangataha amin'i Jesosy irery ihany fa izy no lalana mankany amin'ny Ray ary hoy Izy hoe Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin'ny anarako hianareo,mangataha dia ahazo hianareo mba ho tanteraka ny fifalianareo(until now,you have not asked for anything in my name.Ask and you will receive,and your joy will be complete)[/I]Jaona 16:24
Tsy mbola nandaha tamintsika mihitsy Izy ary ity no teny mamy nomeny ho antsika Mangataha dia omena hianareo,mitadiava dia ahita hianareo,dondomy dia hovoaina hianareo.Fa izay rehetra mangataka no mahazo,ary izay mitady no ahita,ary izay mandondona no hovohana. Matio 7:7.
Ampiaro amin'ny fiainana io teny maMy io fa tena mandaitra rehefa mino ianao.
Miantso antsika Izy ,aza misalasala ny mivavaka sy manantona Aminy satria efa hafany io[I]Antsoy Aho dia ho valiako hianao.Ka ampisehoako zavatra lehibe sy saropantarina izay tsy fantatrao.Jeremia 33:3
Mahereza daholo ,ary aza mitsahatra ny mivavaka.:*
Miresaha aminy izay ao anatin'ny fonao fa hamaly anao izy raha manana finoana tokoa ianao.:D

50. Fiffi
(
23/06/2007 16:43)
zao aza de mba iza no afaka manazava anaha hoe aiza ny hadisoana natao ?
-Vao mifoha maraina enao de mivavaka.....misaotra an'Andriamanitra aloha nanomé anaha indray ity andro vao2 ity...
-Tonga ny am 12h de indro fa misaotra an'Andriamanitra indray ary mangataka aminy mba ahazo aprèm feno fahasambarana......
-Tonga njay ny hariva de misoatra hiany an'Andriamanitra nanomé andro tsy nisy sampona ka mamerina indray fangatahana an'Andriamanitra ahazo soirée sy hatory tsara ohatra ka....ahazo masoandro miratra indray ny ampitso.....
-isan'andro de zay le fivavahana sy fangatahana.....
-Ny olona mahatsiaro fivavahana sy fangatahana an'Andriamanitra am fahazotona zany de tsy voatsembatsemban'ratsy...hanao ratsy satria ny ratsy hono tsy tery lalana..
-Le olona tsy nahazoto nivavaka sy nangataka an'Andriamanitra tahaka an'ny olona zatra mivavaka io de voarebirebin'ny devoly....
-Ka iza no nanao ny fahadisona tam-zany ? le nahazoto nivavaka sy nangataka an'Andriamanitra tsy ho voatsembatsemban'ratsy ve sa le olona tsy nahatsiaro nivavaka ary heu.....possible hoe nanao ratsy tam iny journée iny ?
De ahoana njay aza ny pretra manao fivavahana heu...4 , 5 isan'andro , alors que io de fangatahana an'Andriamanitra hiany ho an'olona...nefa io vavaka sy fangatahana io hiany no niverina in-4 na in-5 ?
Ny maraina alohan'hisakafohanana de mivavaka , mangataka an'Andriamanitra hoe tahio ity sakafonay ity ahasoa anay ect....
Miverina io fivavahana sy fangatahana io ny midy , de ny hariva koh ! aiza le fahadisoana am'zany ?
-Raha dinihina koh ny vavaka nampianarin'Tompo antsika....Rainay izay any an-danitra sns.....io nefa de im-piry no haverina ? nefa de fangahana hatrany no natao....
-Aiza aza ny fahadisoana hoe miverimberina le fangatahana ?

51. niryna
(
23/06/2007 17:11)
Fiffi a raha amiko dia tsara ilay fivavahana ataonao,tohizo fa tsara.Ny atao hoe fivavahana miverimberina tian'ny olona tenenina io amiko:hitako ity a.Hoy ny baiboly hoe aza manao vavaka lavareny toy ny Jiosy fa nataony ho ny hivavahany lava no hianoan'Atra azy.Aty aminay izao dia nahita ireny Jiosy ireny aho,manana boky kely izy(tsy mitovy ny famadihana ny pejy fa ny azy any amin'ny farany no manomboka havadika ny antsika any amin'ny voalohany).Iny boky kely iny foana no vakiany na aiza alehany na aiza(io ilay vavaka miverimberina).Nahita ihany koa aho olona mamaky ttsy ary tany am-piangonana hono iny ka iny foana hono no vakiana rehefa hivavaka(vavaka miverimberina izany io).Afaka miresaka mamerimberina amin'Atra isika ka miteny izay ao anatin'ny fonao.Mivavaka anie dia ao anatin'ny fo no resahinao amin'Atra e,na fifaliana,na fahoriana, na fanampiana olona na inona na inona dia miresaka amin'Atra velona izany isika.Afaka soratanao koa anefa ny vavaka tiantsika ho resahina Aminy.Miresaka amin'Atra isika rehefa mivavaka.Toy ny lisitry ny olona marobe izay hivavahana ohatra ka tsy tadidy daholo ny anarany azonao vakiana ireny.Dia tsy maninona raha jerenao iny lisitra iny.
Izay no fahalalako azy,ny an'ny hafa no tsy fantatro izay tiany ho tenenenina hoe mivavaka miverimberina.
Mahereza!

52. marozevo
(
23/06/2007 21:44)
Fanamarihana kely fotsiny, tsy avy any amin'ny farany izany ny bokin'ny jiosy no manomboka, fa any ny azy no voalohany.
Ao amin'ny finoana dia misy ny atao hoe rite, na FOMBA fanao rehefa manao fombam-pivavahana iray. Tsy misy heviny loatra ny finoana raha tsy misy rite. Io ilay hoe miverimberina ve ?
Ohatra rehefa manao Batemy Mopera dia hoy izy : Izaho manao Batemy anao, amin'ny Anaran'ny R Z FM. Miverina foana io na roa na zato na 430 ny olona atao Batemy. Ohatra ihany io, fa ny vavaka rehetra dia misy toy izany avokoa.

53. ikaretsaka
(
24/06/2007 04:39)
na ny Amen aza anie ka rite na fomba fatao rehefa mamarana vavaka e
tsy misy maharatsy ny mamerina tonombavaka 1 in bedebe mihitsy ka!
za zao ilay rehefa tsy inspire ireny nefa te hivavaka.. dia ny misaotra tompo no averiko in 10 , 100, 1000 tsy haiko intsony. izay vao lasa ho azy!

54. marozevo
(
24/06/2007 16:51)
Ny ahy indray dia ny Rainay any an-danitra sy ny Arahaba ry Maria no takisiniko... na in-3 na im-7 na impitopolo fito.
55. LazaDaddy
(
25/06/2007 03:22)
fiffi:io ilay nazavaiko @ maha samihafa ny "repetition" (manenjika isa toy ny manao tsianjery) sy ny "persistence".
Aiza aza ny fahadisoana hoe miverimberina le fangatahana ?
ikaretsaka:angaha fampianaran-desona an'Andriamanitra ny vavaka? Na sanatria sanatria donto be "ilay ivavahana" ka tsy mahazo sy tsy mazava aminy raha tsy averimberina toy ny "manenjika isa".
Lesoan aza averina impiry impiry vao azo sy mazava,
ikaretsaka:lasa "tsianjery maimbo" toy ny fianaran-desona tany @ garabola tokoa izany lahy :)
na ny Amen aza anie ka rite na fomba fatao rehefa mamarana vavaka e
56. Fiffi
(
25/06/2007 16:28)
zao indray aza.....ny zavatra voalaza ao am Top chrétien indray de zao:
Si vous demandez quelque chose à l’instant même, ou si vous espérez qu’il accomplira vos rêves, continuez à prier et à vous accrocher. N’abandonnez pas la main de Dieu ; rappelez-vous ceci : Il n’a pas le même agenda que vous, mais il répondra fidèlement. Laissez-moi vous encourager à être patient jour après jour.continuer à prier et à vous accrocher.....nefa teo aloha de hoe:

Et puis cela vous permettra de prier utilement pour d’autres cas, d’autres sujets que Jésus mettra sur votre cœur par le Saint-Esprit.de ahoana zany contradictoire be zany ?
57. niryna
(
25/06/2007 16:38)
marozevo:
Fanamarihana kely fotsiny, tsy avy any amin'ny farany izany ny bokin'ny jiosy no manomboka, fa any ny azy no voalohany.
Ao amin'ny finoana dia misy ny atao hoe rite, na FOMBA fanao rehefa manao fombam-pivavahana iray. Tsy misy heviny loatra ny finoana raha tsy misy rite. Io ilay hoe miverimberina ve ?
Ohatra rehefa manao Batemy Mopera dia hoy izy : Izaho manao Batemy anao, amin'ny Anaran'ny R Z FM. Miverina foana io na roa na zato na 430 ny olona atao Batemy. Ohatra ihany io, fa ny vavaka rehetra dia misy toy izany avokoa.
Tsy maninona fa toherinao daholo izay rehesahiko rehetra kanefa ianao tsy manome porofo:D:D
Pejy farany amintsika ny azy no pejy voalohany rehefa mamaky teny.Izay no tiako ho tenenina.Mitovy ihany izany fa ny famadihana ilay pejy no teneninko.:lol::lol:
58. marozevo
(
25/06/2007 19:26)
Misy manohitra ve eo eh ??!!...
Vakio tsara fa hoy aho hoe : "Fanamarihana kely fotsiny...". Sa tsy azonao ny dikan'izany ? Tsy hitako loatra izay porofo ilaina hanamarinana izany.

59. rush
(
25/06/2007 20:08)
marozevo:ka tsy hainy re ny dikan'izany e!izay no nahatonga ny olona rehetra teto satria ny azy ihany no marina!tsy azo kasiana ny zavatra lazainy a!
Misy manohitra ve eo eh ??!!...
Vakio tsara fa hoy aho hoe : "Fanamarihana kely fotsiny...". Sa tsy azonao ny dikan'izany ? Tsy hitako loatra izay porofo ilaina hanamarinana izany.
60. marozevo
(
25/06/2007 20:34)
Ny fazahoako ny atao hoe "persistence" dia izao : Nagataka fa tsy nahazo, dia mangataka foana... Io ilay hoe "je persiste et signe".
Izaho raha mivavaka, ka efa tsapako fa mivaly ilay vavaka nataoko, dia mbola averiko ihany avy eo. Ohatra, Rainay any an-danitra : Isan'andro aho mahazo ny "sakafo sahaza ho ahy", fa isan'andro koa aho manao hoe "Omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay".
Ny répetition kosa amiko tsy voatery hoe "tsianjery.. manenjika isa". Ny anao izany rehefa misakafo maraina sy antoandro ary hariva, dia hoe manenjika isa telo fotsiny ? Tsia, misakafo in-telo ianao, satria mila izany ny vatanao. Mamerimberina mivavaka aho, na im-pitopolo fito aza, satria mila izany ny fanahiko.