aiza ao @ Baiboly kay ........???
64. marozevo
(
20/06/2007 00:30)
Dia matory maraina aho rapitso. Zany foana ny ahy ka... Ndraindray aza aho am dimy maraina vao matory, ny olona efa handeha hiasa....
66. marozevo
(
20/06/2007 00:33)
Fa maninona raha miaraka miala eto eh...
Fa izao ho aho e... Ny tena niaretako tory teto androany dia niandry ilay "experience" ataon-dRakaretsaka... Ko teo nisy ? !
Fa izao ho aho e... Ny tena niaretako tory teto androany dia niandry ilay "experience" ataon-dRakaretsaka... Ko teo nisy ? !
67. cutie
(
20/06/2007 00:36)
hihihihihi
iny alim-be vo mipoitra eo:lol:
ndao e :lol:
iny alim-be vo mipoitra eo:lol:
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 20-06-2007 02:33:15
Lohateny : Re : aiza ao @ Baiboly kay ........???
Fa maninona raha miaraka miala eto eh...
ndao e :lol:
70. majesty
(
20/06/2007 05:43)
Mbola ny kisoa ihany ve no olana amin\'izao fotoana izao nefa ny olona aza efa mirona any amin\'ny tsy fihinana hena intsony (végétarien),satria voaporofo ara-tsiantifika (anontanio an\'i fijo anie e)fa avy amin\'ny fihinana hena no mahatonga ny aretina mampidi-doza betsaka indrindra mpahazo ny olona toy ny A.V.S,cancer ...sns.Sady na ny firafitry ny nifin-tsika olom-belona aza dia tsy natao hihinan-kena,jereo anie ny biby mpihinan-kena e,misy an\'ilay atao hoe \"canines\" fa ny olombelona tsy mba misy an\'izany,fa tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny,t@ voalohany ny olombelona tsy nihinan-kena fa tao aorian\'ny safo-drano vao nasain\'i Jehovah nihinan-kena ary t@ izany dia tsy izay hena rehetra akory dia azo hohanina,fa nasiany tao hoe ireto no madio dia ho fihinana fa ireto kosa maloto dia fahavetavetana ho anareo ny mikasika azy.
Fanamarihana:
hoy arimalala:
Raha tsy diso aho,dia avereno vakiana hatrany amin\'ny voalohany anie io lazain-njy io fa ao @ Marka 7 no misy azy,fa toa resaka mihinana amin\'ny tanana tsy misasa anie ny voalaza ao fa tsy hoe mihinana biby maloto e.
Hoy bozyboleta:
Dia nohaninin\'i Petera daholo ve akia ry bozyboleta izay biby tao anatin\'ilay harato sa nampiakarina tany an-danitra avy eo :D
Fa mba vakio iray manontolo hoe io toko omen-ndry io,Asa 10 dia rehefa ery amin\'ny farany dia jereo amin\'zay anie izay voalaza ao e:
\"Dia ho izy taminy:Hianareo mahalala fa fady amin\'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin\'ny olona hafa firenena,nefa izaho efa nampahafantarin\'Atra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio ASA 10:28\".Inoako fa mazava aminao amin\'zay ny tian\'io toko io ho lazaina :D
Caprio:ilay mpaminany taloha resahanao io ka lazainao fa mihinana hena-kisoa io angamba tsy ao anaty baiboly e,satria raha Petera izay mpianatry Jesoa aza araka an\'io andininy voasoratra eo ambony io dia tsy mbola nihinana zava-padiana (ao anatiny ny kisoa)koa maika fa ny mpaminany,sa mpaminany ao anatin\'ny coran io:D
cutie: tsy maintsy hoe tamana ihany indry rehefa tonga any an-tranoko,fa za manko tsy mahandro hena zany mintsy:-*
Fanamarihana:
hoy arimalala:
Tsy ny Andriamanitra ivavahan\'i caprio mintsy no miovaova, fa jereo daolo ireo tenenin\'ny namana ao ambonimbony ao ireo! any @ testamenta taloha misy fandraràna. Ary Jesoa mintsy no niteny fa tsy izay hanin\'ny olona no mahaloto azy, fa izay avy ao am-pony
Raha tsy diso aho,dia avereno vakiana hatrany amin\'ny voalohany anie io lazain-njy io fa ao @ Marka 7 no misy azy,fa toa resaka mihinana amin\'ny tanana tsy misasa anie ny voalaza ao fa tsy hoe mihinana biby maloto e.
Hoy bozyboleta:
Fa ny ahy de ampy ho ahy tsara ny voalazan\'ny Asan\'ny Apostoly 10:12-15 \"ary tao anatiny nisy ny biby rehetra izay manan-tongotra efatra sy ny zava-mandady mikisaka ety an-tany ary ny voro-manidina. Ary nisy feo nanao taminy hoe: Mitsangana ry Petera; vonoy, ka hano. Fa hoy Petera: Sanatria, Tompoko! fa tsy mbola nihinana zava-padina na tsy madio aho. Fa hoy ilay feo taminy fanindroany: Izay efa nodiovin\'Andriamanitra dia aza ataonao ho fady.\"
Dia nohaninin\'i Petera daholo ve akia ry bozyboleta izay biby tao anatin\'ilay harato sa nampiakarina tany an-danitra avy eo :D
Fa mba vakio iray manontolo hoe io toko omen-ndry io,Asa 10 dia rehefa ery amin\'ny farany dia jereo amin\'zay anie izay voalaza ao e:
\"Dia ho izy taminy:Hianareo mahalala fa fady amin\'ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin\'ny olona hafa firenena,nefa izaho efa nampahafantarin\'Atra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio ASA 10:28\".Inoako fa mazava aminao amin\'zay ny tian\'io toko io ho lazaina :D
Caprio:ilay mpaminany taloha resahanao io ka lazainao fa mihinana hena-kisoa io angamba tsy ao anaty baiboly e,satria raha Petera izay mpianatry Jesoa aza araka an\'io andininy voasoratra eo ambony io dia tsy mbola nihinana zava-padiana (ao anatiny ny kisoa)koa maika fa ny mpaminany,sa mpaminany ao anatin\'ny coran io:D
cutie: tsy maintsy hoe tamana ihany indry rehefa tonga any an-tranoko,fa za manko tsy mahandro hena zany mintsy:-*
71. ari.malala
(
20/06/2007 06:48)
majesty, manaiky aho fa resaka mihinankanina @ tanana tsy misasa io resaka io, fa hono hoa, raha sasanao aza ny tananao, ka mihinana ilay zavatra heverinao fa maloto ianao, tsy mitovy iany v?:D nefa dia io ny valiny, fa tsy izay miditra no mahaloto ny olona, na hanina @ tanana misasa io na hanina @ tanana tsy misasa na inona na inona, tsy ireny no mampaloto hoy Jesoa fa izay mivoaka avy ao am-po e! izingiziniko io fa fahamarinana tsy azo lavina! :D
72. xxx
(
20/06/2007 15:14)
Zavatra roa samihafa ny aretina azo avy amin'ny zavatra ampidirina ao amin'ny tena amin'ny alalan'ny sakafo, sy ny teny (na fihetsika...) aseho noho ny tosi-panahy avy ao anaty, ka mahatonga ny ota.
Ny sakafo maloto sy tsy voadio dia mankarary fa tsy mampiditra ota ao amin'ny tena akory. Ny fijangajangana kosa na milona ranon-tsavony iray andro manontolo aza ianao mialohany sy ao afarany dia mampiditra ota ao aminao foana izany.
ari. malala: miombon-kevitra aminao.
Anampy antsika hatrany hahazo ny tenin'Andriamanitra anie ny Fanahy Masina. Amen!
73. cutie
(
20/06/2007 15:27)
cutie: tsy maintsy hoe tamana ihany indry rehefa tonga any an-tranoko,fa za manko tsy mahandro hena zany mintsy
mihinana za refa tonga any ka, aty ihany za no tsy mihinana hihihihi
74. ikaretsaka
(
20/06/2007 16:30)
tsetsatsetrra tsy aritra koa
reny henakisoa reny hono refa atao anaty vera misy coca de misy kankana kely bdb mivoaka avy ao anatiny beurkkkkkkkkkkkkk. Asa na marina alou io
nandramako ...
naka hena kisoa za izao isika miteny izao dia io nataoko ao anaty coca io...
fa andraso jerena..
manome tatitra aho rehefa avy eo!
cutie> nandramako fa tsisy lilil hatr@ izao.
vao nesoriko 10 minitra izay
ilay hena no niha nalemy fotsiny
ilay manamarina raha misy sistiserkozy na tsia ilay henakisoa dia tsy hitako ny fika satria sady tsy manana mikroskopy aho no tsy mahay hoe iza no iza raha nanana!
77. diamondra27
(
20/06/2007 21:44)
efa nifoha za zao de hijery we: inona le valiny?
sao de mba afaka herinandro le izy vao misy kankana
paiso sa inona moa le misy olitra eny ampotony eny any amintsika, tsy maintsy zaraina 2 alohan'ny hihinana azy
tsy aleo ve mahalala we: inona doly ny sakafo mety azo hanina e!