aiza ao @ Baiboly kay ........???

21. ikaretsaka ( 19/06/2007 18:47)
nandramako ...
naka hena kisoa za izao isika miteny izao dia io nataoko ao anaty coca io...
fa andraso jerena..
manome tatitra aho rehefa avy eo!
22. marozevo ( 19/06/2007 18:48)
Raha misy sistiserkozy le kisoa dia marina io... Na biby hafa koa aza ka marary dia marina koa io.
Nathie > Ny fanontanianao manko milaza hoe "aiza ho aiza ao amin'ny Baiboly..." Efa misy manome referansy ireo. Afa-po ve ianao sa tsia ?
23. cutie ( 19/06/2007 18:52)
ok Ika :-D
24. marozevo ( 19/06/2007 19:02)
cutie > Firy miniotra no tokony hipetrahan'ilay henakisoa ao anaty vera, sao dia ataon'i ikaretsaka ela loatra, ka kankana be no mivoaka ao ?

Haingana ry ikaretsaka ah... Sa mbola tsy misy.
25. cutie ( 19/06/2007 19:07)
:-D:-D:-D:-D
tsy haiko fa henoko fotsiny io :-D
26. marozevo ( 19/06/2007 20:04)
Esory amin'izay ry ikaretsaka ah... Raha nisy kankana dia soloy fa kisoa voan'ny sistiserkozy ny anao. Raha tsy nisy dia atonoy haingana dia hano...
Matsiro anie ny henakisoa e !
27. cutie ( 19/06/2007 20:05)
hihihihihi
soa iahny za fa efa nivadika vegetariana :-D
28. marozevo ( 19/06/2007 20:06)
Tsy mihinan-kena ve i cutie ? Nivadika ve sa nifindra e ?
29. cutie ( 19/06/2007 20:07)
nivadika
non tsy mihina-kena za koa:lol:
30. marozevo ( 19/06/2007 20:16)
Matsiro anie e...
Ary raha trondro na fruit de mer ? Mihinana ve ianao ?
31. cutie ( 19/06/2007 20:20)
haiko ange ny tsiron'ny hena e :) Fa za fotsiny no nanapa-kevitra tsy hihinana tsony :lol:
Trondro za mihinana ka :lol:
32. marozevo ( 19/06/2007 20:32)
Za koa moa eto amin'ity rubrique "vavaka" ity, sy amin'ny "Politika" ihany no mandray anjara. Raha tsy izany dia niangaviako ianao hanokatra sujet momba io ao amin'ny rubrique "fahasalamana".

Sa antony hafa no nahatonga anao ho vegetariana ?
33. cutie ( 19/06/2007 20:42)
aleo any @ hafatra raha tian'i marozevo ho fantarina:lol:
34. marozevo ( 19/06/2007 20:44)
d'ac...

Fa aiza foana ary ikaretsaka no tsy manao tatitra ?
Sao dia nisy tokoa ary sanatria ! Loza ray loza roa fa ho marina ihany ity resaka ity.
35. cutie ( 19/06/2007 20:47)
:-D
ok
36. marozevo ( 19/06/2007 21:43)
Mihomeheza mafimafy kokoa amin'ity fanontaniako ity : "Aiza ho aiza ao amin'ny Baiboly ny hoe mihinana vegetaux be dia be?". Ngasingasy io an.
37. cutie ( 19/06/2007 21:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
io aza
38. marozevo ( 19/06/2007 21:46)
Nefa ao amin'ny Genezy... Izany hono dia tsy hainy รด... AZonareo hihinanana daholo hoy izy, ireo be dia be ireo, afa-tsy ity iray ity ihany....
39. cutie ( 19/06/2007 21:48)
poma ve :-D
40. marozevo ( 19/06/2007 22:03)
Asa !!.... Za angaha nahita an'izany fa mba novakiako fotsiny io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0974