aiza ao @ Baiboly kay ........???

41. cutie ( 19/06/2007 22:05)
ka heveriko fa misy tohiny leizy koa lol
42. marozevo ( 19/06/2007 22:12)
Ny tohiny ve ? Nohanin'izy roa kely ihany le "voankazo voarara", na dia efa nomena be dia be azo hanina aza izy. Fa tsy haiko hoe Poma sa Litchis le izy.
43. cutie ( 19/06/2007 22:14)
Fa tsy haiko hoe Poma sa Litchis le izy.

fa iza no tokony hahalala azy :lol:
44. marozevo ( 19/06/2007 22:30)
Izy roa kely ihany ka.... I Adama sy Eva.

Nampihomehy ahy fa indray mandeha izay nisy mpitory teny teny an-tsenan'Antanifotsy, dia mba niresaka an'io izy, dia hoy izy hoe : "Madama sy Leva". Dia nihomehezan'ny olona lery. Teo dia hita fa hay tsianjery monga fotsiny fa tsy misy fahalalana akory.
45. cutie ( 19/06/2007 23:03)
:-D:-D:-D:-D
46. marozevo ( 19/06/2007 23:12)
Ary ny fianakavian'i cutie ve vegetariana koa sa i cutie irery ?
47. cutie ( 19/06/2007 23:13)
aza atao HS alou le resaka fa io ihany no efa mampa :-w:-w:-w:-w eto:-D
48. marozevo ( 19/06/2007 23:18)
Fa angaha tsy resaka henakisoa indray no eto eh... sady angaha tsy ise ihany no nampiditra io resaka vegetariana io.
49. cutie ( 19/06/2007 23:23)
de aza tohizana tsony
ka i marozevo manontany personal question koa
za ny resaka fa tsy ny fianakaviako :lol:
de tohizo aza le resaka henakisoa , fa na i IKa aza tsy ni pointttt:oops:
50. diamondra27 ( 19/06/2007 23:23)
de tokony tsy hihinana paoma koa zany satria avy t@ le paoma no nipoiran'ny ota vôlou

fa tsy hay na pôma na poara na letsi le izy hatr@izao aloha.
:D
51. cutie ( 19/06/2007 23:25)
fa tsy hay na pôma na poara na letsi le izy hatr@izao aloha.

aleoko poma alou :-D
52. marozevo ( 19/06/2007 23:39)
Efa miteny amin-dreto aho fa tsy paoma na letchis na poire izany ho'aho le izy fa "voankazo voarara". Efa tsy misy intsony io amin'izao fotoana izao fa zavatra efa azo hanina daholo izao ny voankazo rehetra, afa-tsy raha hoe misy poizina ara-tsiansa angaha.... Komanga ohatra.
Dia izao, mazotoa homana daholo. Kotoleta na henankisoa sy voanjobory ny laoka. Avy eo salady (misy viaingitra = vin-aigre). Vin blanc na rosé no tsara sotroina miaraka amin'io. Tsy andramana fotsiny fa tena sotroina, fa tsy atao be dia be anefa. Raha vegetarienne dia legioma atao... pot-au-feu no tsara miaraka amin'io divay io.
Farany, na manga na paoma na poire no dessert. Raha mahavita salade de fruits dia tena tsara.
Aza adino ny café hamaranana azy rehetra.
53. cutie ( 19/06/2007 23:40)
:miam::miam::miam::miam:
54. marozevo ( 19/06/2007 23:44)
55. cutie ( 19/06/2007 23:50)
hay ve ampiarahina @ maina koa le sakafo e :-D
56. marozevo ( 19/06/2007 23:58)
sigara "winston bleue" io koo... made in america.

Ny olona mpifoka sigara dia tsy mahita tsirony tsara raha tsy somary arahina sigara kely rehefa vita ny café.
57. cutie ( 20/06/2007 00:02)
zany hono
Ny olona mpifoka sigara dia tsy mahita tsirony tsara raha tsy somary arahina sigara kely rehefa vita ny café.[/quote]
58. marozevo ( 20/06/2007 00:09)
eny ho'aho !....
59. cutie ( 20/06/2007 00:10)
i marozevo nga mifoka :-D
60. marozevo ( 20/06/2007 00:25)
an an... Ny ankizy ato an-trano mifoka daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082