Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
81. marozevo
(
04/06/2007 21:09)
Iza no efa niantsena tany Madagasikara. Iza no mbola tsy tafintohina teny an-tsena ? Tafitohin'ny vato, na zavatra hafa toy izany. Moa ve tsy niverina niantsena ihany izy avy eo.
Ko nahoana raha tafintohina any am-piangonana no tsy niverina intsony ?

82. Fiffi
(
05/06/2007 10:57)
io zany de mitovy ao am le dinika atsy ambadika hoe "maditra be ny olona mpiangona ao de tsy nandé niangona intsony zah"
84. xxx
(
05/06/2007 12:21)
izay no nahatonga ahy hiteny hoe ny olona rehefa tsy te hiangona dia excuse daholo izao rehetra izao ...
Nisy niteny tary aloha hoe ahoana ny marary ? Ny zavatra tsapako nefa dia ny marary sy ny osa dia anisan'ny te ho any am-piangonana . Ka hoy ny Ntaolo hoe mandehana dieny malaina fa sao rehefa mazoto vao tsy ho afaka intsony

85. Fiffi
(
05/06/2007 16:22)
marozevo:nefa misy de misy ny olona tsy miverina intsony satria tsy ampy ve le finoany ? zany hoe tsy ny olona , ny pretra , ny zava-miseho ao am-piangonana no tokony atao mavesa-danja fa ny fivavahana....ny fiderana an'Andriamanitra ao an-tempolin'Andriamanitra....
Ko nahoana raha tafintohina any am-piangonana no tsy niverina intsony ?
87. prime
(
06/06/2007 15:06)
Tena lava fa voavaky ihany... oufff...
Mbola vonona ny hamaky hatrany...
Mahereza daholo...:)
Mbola vonona ny hamaky hatrany...
Mahereza daholo...:)
88. Fiffi
(
06/06/2007 16:32)
prime:hihihhi...de mba ahoana hono ny hevitr'prime am io ?
Tena lava fa voavaky ihany... oufff...
89. prime
(
07/06/2007 11:33)
Zavatsarotra io raha ny fahitako azy satria ny fitononan-tena ho "kristiana" dia efa mila fandinihan-tena lalina... ny filazàna ho "pratiquant" na "non pratiquant" zavatra hafa mihitsy indray...
Sarotra ny hilaza hevitra etoana raha tsy fantatra mihitsy ilay olona ndrao mitsaratsara tsy am-piheverana ny tena...
Ny zavatra azo ambara dia ny mahakristiana mihitsy no tsara faritana... (efa voalazan'ny namana ihany ny tena ventin-kevitra) fa ny azoko mba zaraina angaha dia ny hoe : "Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy." Galatiana 2:20

90. ari.malala
(
07/06/2007 12:02)
marozevo:
ari.malala > Fa za ary ve nilaza hoe ianao izany eh !
eny re fa tsy niteny eenao e :)
93. Fiffi
(
08/06/2007 06:02)
prime:prime: marina zany ! nefa tokony koh dinihina tena lalina koh alohan'hilazana azy....satria tsy izay mamaky baiboly de azo lazaina daholo hoe kristiana..
Zavatsarotra io raha ny fahitako azy satria ny fitononan-tena ho "kristiana" dia efa mila fandinihan-tena lalina...
94. marozevo
(
08/06/2007 08:06)
Ilay olona !.... Iza io ?
Amiko tsy ilay olona no tsara fantarina fa ny tenako aloha.

95. Fiffi
(
10/06/2007 06:53)
prime:tsy azoko....
Sarotra ny hilaza hevitra etoana raha tsy fantatra mihitsy ilay olona ndrao mitsaratsara tsy am-piheverana ny tena...
97. prime
(
11/06/2007 13:04)
marozevo> Ivereno ny lohahevitra dia ho azonao hoe iza "ilay olona"... "ilay olona=ilay niteny hoe je suis chrétien mais je ne pratique pas nahatonga an'i fiffi te handalina...
fiffi> Inona no tsy azonao?... ny tiako lazaina dia tsotra manao hoe, ho an'izay mahafantatra an'ilay olona no afaka milaza hevitra hoe inona no tiany ambara... fa raha izaho ohatra, tsy mahafantatra azy akory dia sarotra ny hiteniteny hoe izao no dikan'izany na izao no fahitako azy nefa izaho "prime" tsy mahafantatra ny antony na ny mahaizy azy ilay olona akory...

98. rrgmt
(
11/06/2007 21:18)
Mampieritreritra izany fa ny finoana tsy maintsy arahin'asa hoy ny baiboly. Azo sokajiana hoe finoana ara-tsaina fotsiny angamba izany.
Ny zava-doza iray koa anefa dia ny hoe mazoto mandeha am-piangonana ka miaina an'ilay tarazo (tradition) ka lasa mibahana be ny fomba ivelany ary dia tsy hita intsony koa ilay finoana fa dia ny fomba sy ny fahazarana fotsiny.
Ny fananana an'i Jesoa ho Tomponao dia mahatonga anao tsy menatra ny finoanao Azy manambara ny hatsarany amin'ny hafa

99. ikaretsaka
(
13/06/2007 04:39)
finoana tsy arahin'asa hono fa tsy .. finoana fotsiny an!
rrgmt>
Samy ratsytokoa ireo, nefa raha hifidy aho dia aleoko mijery ilay olona mampiasa tarazo sy mampibahana ny fomba ivelany kosa toy izay ilay tsisy atokona hoe kristianina nefa tsy miasa.
Nyantony> ilay zatra manao tarazo sy fomba ety ivelany dia na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hisy fotoana izy tsy maintsy ho tonga saina hoe fa maninona kay aho no manao an'izao ataoko izao, na fa ahoana ny antony hanaovako an'izao ... dia hanadihady dia curieux izy mikaroka izany dia vao mainka aza fantany ilay inoany na moramora kokoa aminy ny mivela-tsaina sy mandalina kokoa raha misy manazava azy.
Ary tsoriko aminareo fa ireny olona ireny aza no tena mahalala ny zavatra inoany rehefa misy manilo!
noho ilay tena tsisy sy ilay miteniteny fotsiny nefa tena na ny inoany aza tsy fantany akory! ireny ilay lasa minomino foana sy lasa izay tenin'ilay nampiditra zavatra tao an-dohany sy nanasa ny atidohany ihany no ekeny!!

100. prime
(
13/06/2007 08:32)
Ika> Aza masiaka hoy aho fa lasa mitsaratsara anie ny ihafarana'ise e... jereo anie e :
ika:... iza ilay "ireny" ry ika?... sa moa hoe aleo samy hahatsapa tena?:)
Ary tsoriko aminareo fa ireny olona ireny aza no tena mahalala ny zavatra inoany rehefa misy manilo!
noho ilay tena tsisy sy ilay miteniteny fotsiny nefa tena na ny inoany aza tsy fantany akory! ireny ilay lasa minomino foana sy lasa izay tenin'ilay nampiditra zavatra tao an-dohany sy nanasa ny atidohany ihany no ekeny!!
ika:... Ratsy ve ny mino "fotsiny" ry Ika?:wink: