Je suis chrétien mais je ne pratique pas....

21. kelly13 ( 31/05/2007 09:33)
ohatran'ny miteny we za rockers nefa manao patte d'élephant, sy talon pointu, sy danse classique. Oups!!!


nga jerena ivelany?

ohatran'ny we, za dokotera fa za tsy hitsabo, de aiza ho aiza le déontologie amin'izay, mba tranquille ihany ve ny saina amin'izany!!


ka refa tsy entina ampitiavana v ny hitsaboana marary aleo tsy mitsabo e!

samy mitondra ny fiainany ny olombelona tsirairay, fa tsy azo forcer-na hoe "kristianina ianao d tsy maintsy mamaky baiboly sy tsy maintsy makany ampengonana sy tsy maintsy etc...", na hoe "refa tsy manaiky na tsy mitovy @ ny hevitro ianao d tsy kristianina"

izay ny teboky ny fahitako
22. LazaDaddy ( 31/05/2007 09:48)
Tsy isika no mamaritra ny hoe KRISTIanina na tsia fa i KRISTY. Andeha hojerena aza ny teniny:):

Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.
Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an'ny Ray Izay naniraka Ahy.
Jaona 14:23-24
23. kelly13 ( 31/05/2007 09:58)
bozyboleta> refa tsy kristianina ara-baiboly zany d tsy kristianina fa mpetsaravelatsihy, isaorako kou ny mpitsara faharoa

o ry zareo a, aza mba mitsaratsara izany oa fa manafitohana
24. mamzelkely ( 31/05/2007 10:09)
LazaDaddy:

je suis chrétien mais je ne pratique pas
io dia fomba fiteny an-kolaka hoe "mpihatsaravelatsihy" aho



de aôna zany le olona miseho ho pratiquant be reny zany hoe mahalala ny baiboly izy, miangona isak'alahady izy nefa izy mangalatra na ts am fomba direct aza :roll:

amiko ny atao hoe pratiquant de izao olona mande any ampiangonana isak'alahady, manao an zao asa rht apanaovin eglizy, misykosa anefa nony antony maroi samihafa ts afaka hanao an zany nefa mino ny fisian'Andriamanitra izy, mino izy fa Andriamanitra dia Ray Zanaka ary Fanahy, mino izy fa ny niavin Jesoa teto an-tany de hamonjy antsika fa nony antony maro dia ts afaka mi-pratiquer izy nefa kosa ts manakana azy izany hivavaka irery refa ao atranony refa am alina na am fotôna zay maha-afaka azy
25. booboo ( 31/05/2007 10:38)
Tsy isika no mamaritra ny hoe KRISTIanina na tsia fa i KRISTY

eka ouz !

je suis chrétien mais je ne pratique pas

be dia be zao no fandraisako an'io. Mety hoe :
-tsy fanarahana fomba² fatao any am-pg no dikany @ ilay oul (miditra fg e, mandray e, sns)noho ny antony manokana zay maharesy lahatra ilay oul.
-vita "fomba²" tany am-pengo fa tsy resy lahatra ny @ dikan'ireny eo @ fiainana fa satria zay ny fanaon'ny be sy ny bobaka sy nataon'ny razambe tany aloha.
-tsy fanarahana/tsy fanekena raha iraika/maro² takian'ny maha-kristiana ilay oul araka ny fandresen-dahany manokana. Ny an'ilay namako izay zao ilay hoe "tiava ny fahavalonareo" oun no tsy ho hataony mihitsy ....

etc. Ilay tondé manao safo be mantsina tsy fombako loatra fa mety misy antony tsy noeritreretin'ny tena tao nahatonga ilay oul niteny an'io. Tsy diso no tsy marina fa zay no fandresen-dahany...
26. xxx ( 31/05/2007 10:40)
pratiquant> cf mamzelkely
tsy pratiquant> sahala amin'ny kelly13

Samy kristianina anefa ireo raha toa ka samy efa vita batisa. Ary tsy misy afaka ny hanala izay "fahaterahana tao amin'ny Fanahy maha-kristianina izay " na iza na iza. Efa tombon-kasé mijanona eo iny ary entiny mandrakizay. Safidiny manokana avy eo ny miaina na tsy miaina araka ny fombam-piainana kristianina.

Ary akoatran'ilay hoe "pratiquant sy tsia" dia misy koa ireo "Extremistes", ohatra i LazzaDaddy, i Bozyboleta, i Majesty sns.

:°)
27. bozyboleta ( 31/05/2007 10:47)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 31-05-2007 11:58:55
Lohateny : Re : Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
bozyboleta> refa tsy kristianina ara-baiboly zany d tsy kristianina fa mpetsaravelatsihy, isaorako kou ny mpitsara faharoa

o ry zareo a, aza mba mitsaratsara izany oa fa manafitohana


Aoka ny Eny ho Eny, ny Tsia ho Tsia. Ny ankoatra izay dia avy amin'ilay ratsy.

Tsisy kristiana tapany izany, fa na izy de izy tanteraka, na tsy izy de efa zay zany. Fa tsy ny zava-misy (circonstance) no maha-kristiana. Hoe refa metimety amiko ty de hilaza tena ho kristiana aho, fa refa tsy azoazoko indray ny atsy de hilaza aho fa tsy de mi-pratiquer loatra.
28. LazaDaddy ( 31/05/2007 10:48)
i Jesoa Kristy "extremist" ka tsy mahagaga raha "extremists" izay manaiky hanara-dia Azy:)
29. bozyboleta ( 31/05/2007 10:57)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 31-05-2007 12:40:30
Lohateny : Re : Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
Ary akoatran'ilay hoe "pratiquant sy tsia" dia misy koa ireo "Extremistes", ohatra i LazzaDaddy, i Bozyboleta, i Majesty sns.


Ka maninona moa raha izay no ahazoako ny fanjakan'ny lanitra?
30. kelly13 ( 31/05/2007 11:00)
lazadaddy>fa nahona no lazainao fa extremiste i Jesoa?

bozyboleta>zay le lazaiko oe refa tsy mifanaraka @ hevitrareo d tsy kristianina e
31. tywa68 ( 31/05/2007 11:11)
mamzelkely : hita hoa

kelly13 : mampiomehy @ teboka :-D:-D

bozyboleta : raha ny fomba samihafa hanehoana hoe kristiana dia be dia be, fa ny tanjona 1 ihany, miezaka ny ho ao @i Tompo dhl, fa samihafa ny rythme.
Efa tsara aza miteny hoe kristiana, fa tsy hoe tsinontsinona !:-*
32. diamondra27 ( 31/05/2007 11:15)
miala tsainy fa tsy afaka mamky ny hevitry ny hafa noho ny fahateren'ny fotoana

ny fahalalako an'io dia izao:
chrétien izy = mino an'Atra saingy tsy pratiquant= manaraka izay zavatra takiana @ maha-Kristiana
fa zany we mety mpiangona alahady fotsiny izy de ampy azy izay na indraindray fotsiny izy no mandeha mivavaka (asa oh hoe: rehefa fety ireny)

valable doly io na protestant pratiquant na catholique
zay no mba fantako ...
33. diamondra27 ( 31/05/2007 11:17)
tsy pratiquant= tsy manaraka fa nisy latsaka le teny etsy ambony
34. bozyboleta ( 31/05/2007 11:34)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 31-05-2007 13:11:48
Lohateny : Re : Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
bozyboleta : raha ny fomba samihafa hanehoana hoe kristiana dia be dia be, fa ny tanjona 1 ihany, miezaka ny ho ao @i Tompo dhl, fa samihafa ny rythme.
Efa tsara aza miteny hoe kristiana, fa tsy hoe tsinontsinona !


Ekeko io. Fa ny maha-kristiana hoa de mila hiainana fa tsy tenenina fotsiny.

Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 31-05-2007 13:00:15
Lohateny : Re : Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
bozyboleta>zay le lazaiko oe refa tsy mifanaraka @ hevitrareo d tsy kristianina e


Ahoana ary no ilazana fa kristiana ny olona iray e?
35. kelly13 ( 31/05/2007 11:43)
efa nazavaiko tery ambony ny mba fahalalako ny atao oe kristianina.
ary inn ilay hoe miaina fiainana kristianina?
36. Fiffi ( 31/05/2007 12:39)
LazaDaddy:

i Jesoa Kristy "extremist" ka tsy mahagaga raha "extremists" izay manaiky hanara-dia Azy:)
an ?


37. mamzelkely ( 31/05/2007 12:40)
marina fa kelly no anotanian bozyboleta fa mba tiko valiana le izy :°)

ra amiko manokana de ny atao hoe kristianina dia olona mino fa misy Andriamanitra Ray Zanaka sy Fanahy; mino ko fa namojy atsika Jeso Kristy; mino ko ny fianan ho avy ary vita batemy sy ireo sakramenta samihafa.

fa ny ts hitovizako hevitra aminareo de ianareo diso extremiste lôtra araka io lazain xxx io Andriamanitra dia manome ny fiainana ho an tsirairay ary ts natao nitovy le izy ary ny fanehoana ny maha-kristianina dia samy manana ny azy efa vôlazako ko io ao ny fakanesana isak'alahady any ampiangonana, ny fanaovana ny asan'ny Andriamanitra.... nefa noho ny antony samy hafa hoa dia mety ts hitovy amireo ny anehoan kritianina 1 ny maha krisitinina azy ao ohatra zao mety ts makany ampiangonana izy fa refa andavanandro kosa de mivavaka samy rery ao atrano izy , alohan hatory izy mivavaka na ts haiko bdb fanampiana ny manodidina azy.

ka amiko somary diso ihany ny filazanareo sy Lazadaddy hoe "mpihatsaravelatsihy" na ko hoe "eny na tsia " le izy

ny fanotaniana apetrako njay zao dia hoe "inona alou aminareo roa ny atao hoe chrétien pratiquant, ny chrétien non pratiquant ary ny athé?"
38. Fiffi ( 31/05/2007 12:44)
[size=15]Inona no atao hoe: chrétien pratiquant, ny chrétien non pratiquant ary ny athé?" ![/size]
39. xxx ( 31/05/2007 13:14)
hoy ny Baiboly hoe "ny Finoana tsy arahin'asa ..." dia maninona moa ry Fiffi fa tsy tadidiko .

Ka raha milaza ny olona iray fa hoe mino nefa tsy misy pratique dia hitako hafahafa ihany

ohatran'ny hoe izaho dokotera fa tsy mitsabo, tsy hoe tsy afaka mitsabo aho fa tsy te hitsabo ... na tsy haiko izay ohatra tena mety hitovitovy aminy e

dia ilay hoe partiquant : pratique = izay nasain'ny Christ natao : mivavaka, miaraka mivavaka, manampy ny hafa, tia ny namana , mifampahery, miaraka latabatra @ kristiana hafa ("izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy"), mitory (mandehana ataovy mpianatro ny firenena rehetra) ...
40. mamzelkely ( 31/05/2007 13:15)
hihihi naverin fiffi ngôdabe le izy hihihi

ny tena tiko atongavana eto de le hoe inn aminy le "pratiquant"???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0998