Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
61. mamzelkely
(
01/06/2007 08:41)
kelly mamalyh fa ts problema ka tiko wa ty dinika iray ty de mazoto be za mamaly
HS kely za fa azfd :?
HS kely za fa azfd :?
62. kelly13
(
01/06/2007 08:42)
tywa68:
kelly13 : mety zany fa aza ampiana teboka e :-D:-D
hihihi za kou be teboka ngamba hihihi
63. toovs
(
01/06/2007 09:06)
fantaro koa ry zareo fa tsy voatery mitovy ny hoe MIVAVAKA sy ny MIANGONA an.
Ny fiangonana amiko de trano fivavahana nefa tsy ao irey ihany no afaka mivavaka.
Raha mivavaka fotsiny ny olona de tsy ilaina loatra amiko ny mankany ampengonana, afaka mivavaka isaky ny adin'ny iray enao ohatra eny amin'izay toerana hitanao rehetra eny.
Ny fiangonana no niteraka ny antokom-pinoana de ny antokompinoana no niteraka fifandrafesan'ny mpino. De ny fifandrafesan'ny mpino no mahatonga ny adimpinoana hatrizay. ka anisan'izany ny croisade zay nampihetraketraka ny ny kristiana tamin'ny tsy kristiana; toy izany koa ny ataon'ny silamo amin'ny atao hoe jihad.
tsy ireo antokom-pinoana roa ireo ihany no misy eto antany fa marobe.
Ho an'i madagasikara manokana, tadidio fa raha tsy nisy ny misionera kristiana de tsy nahalala loatra information en détail momba an'i Dago ny Eropeana mba hanatanterahana ny fanjanahantany.
zay aloha fa be loatra e. sao monamonaina eo nareo

64. xxx
(
01/06/2007 10:01)
toovs: Hevi-diso tanteraka no ambaranao ka mila hahitsy kely:
1 - Ny Fiangonana izay nandikana ny teny hoe Eglizy dia tsy trano velively. Ny trano ivorian'ny mpino no lazaina fa tranom-piangonana. Ny mamorona ny Eglizy kosa dia ireo mpino rehetra mitambatra. I Kristy no mampijoro azy. Izany hoe tsy nisy ny Eglizy raha tsy teo Kristy.
2 - Ireo Kristiana dia iray. Atambatr'i Kristy ho iray, noho izany ilaina ny miara-mivavaka. Mifampizara ny eokaristia toa izay nampianarin'i Kristy. Amin'ny fomba ahoana moa no halalana fa iray ny kristiana raha to ka samy maka ho azy daholo?
3 - Vakio ny tantara dia ho fantatrao ny antony nahatonga marina ny croisade sy ny sisa. Aza afangaro ny zavatra rehetra.
4 - Vakio koa ny tantaran'i Madagasikara, dia fantaro hoe iza ny vahiny tonga voalohany tany Madagasikara. Aza afangaro ny resaka. Fantaro hoe ny missionnaire ve no nanjanaka antsika sa ny firenena frantsay?
5 - Fomban'ny olona tsy mpino ny manaratsy tsy misy famakafakana na fandalinana. Fomba efa mahazatra teto izay tsy nahomby hatramin'izao. Nefa na izany aza dia misaotra anao ihany satria afa-manarina ny hevi-disonao eto izahay.
Fiffi: azafady fa somary nivaoka kely tamin'ny sujet aho
Ho aminao hatrany anie ny Tompo!

65. ari.malala
(
01/06/2007 11:58)
ilay hoe mitakoritsika iverenako kely, misy ary tena misy, ary tsy voatery ho io mitakoritsika io, fa na ny fiakanjo aza, nisy dinika izay moa nampidiriko efa ela be, fa fintiniko kely fts ny tao anatiny hoe vhv manao string sy taille basse mandeha any ampiangonana, ka raha vao nipetraka izy dia mitranga aby ilay triangle ny string ny, izany ve tsy mideconcentrer olona sady manafintohina olona!!!misy koa vhv manao jupe fohikely mandeha any ampiangonana... isan'ny manafintohina daolo izany rehetra izany, ary mety mahataona olna iray tsy handeha hivavaka any ampiangonana daolo, nefa koa misy mintsy safidy. Mieritreritra ireny olona ireny fa tsy ny mankany ampiangonana iany no mivavaka fa @ toerana rehetra satria Andriamanitra dia @ toerana rehetra. Izaho manokana dia tsy afaka hitsara na marina ny azy ireny na tsia, fa samy manana ny safidiny moa ny tsirairay.
66. Fiffi
(
02/06/2007 15:39)
xxx:xxx: tsy misy olana zany fa tena nahafantaran-javatra tokoh ny nolazainao....
Fiffi: azafady fa somary nivaoka kely tamin'ny sujet aho
Ho aminao hatrany anie ny Tompo!
67. xxx
(
02/06/2007 19:49)
izao ary , inona no atao hoe kristiana ? Ireo mpanara-dia an'i Kristy na ireo mino an'i Kristy .
1/ ny sakramenta dia zavatra nafaran'i Kristy hatao : "Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy" : ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo io , na ny eokaristia . Raha toa ka tsy marary ianoa na gadra , dia tsy misy afa-tsy any am-piangonana ihany no mety hahafahanao manatanteraka io hafatry ny tompo io. Izay mahatsiaro tena ho kristiana dia tokony manaraka izay nolazain'i Kristy
2/ vers les années 350, nisy savant iray nilaza fa mino an'i Jesoa, fa tsy ho mankany am-piangonana, nanontany pretre iray izy hoe "est-ce que je suis chrétien", dia namaly ilay prêtre hoe "ON N'EST PAS CHRETIEN TOUT SEUL,je ne peux pas t'appeler chretien tant que je ne te vois pas dire ta FOI avec les autres chrétiens", ka dia any am-piangonana ihany no hanaovana an'io .
3/ manamafy izay voalazan'i xxx tetsy ambony : tsy ny trano no fiangonana fa ny mpino rehetra mitambatra. Ho an'ireo izay vita batemy dia afaka manontany ny ray aman-dreny nangataka ny batemy izy hoe inona no dikan'ny batemy : inscription de l'enfant dans la communauté des chrétiens

68. cutie
(
02/06/2007 19:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-06-2007 21:49:40
Lohateny : Re : Je suis chrétien mais je ne pratique pas....
izao ary , inona no atao hoe kristiana ? Ireo mpanara-dia an'i Kristy na ireo mino an'i Kristy .
1/ ny sakramenta dia zavatra nafaran'i Kristy hatao : "Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy" : ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo io , na ny eokaristia . Raha toa ka tsy marary ianoa na gadra , dia tsy misy afa-tsy any am-piangonana ihany no mety hahafahanao manatanteraka io hafatry ny tompo io. Izay mahatsiaro tena ho kristiana dia tokony manaraka izay nolazain'i Kristy
ny atao we kristiana amiko, de mpanara dian an'i kristy, dikan'zany manao ze rehetra nataony t@izy tety an-tany :lol:
69. ikaretsaka
(
02/06/2007 22:28)
mitovy @ hoe za mpihinambary fa za tsy mi pratique ny fihinanambary...
sy ny hoe za mpanao baolina sy mahay baolina be fa za tsy mi pratique ny baolina
ahoana koa izany?
sy heo za lehilahy fa tsisy filahiana!

70. niryna
(
03/06/2007 06:09)
cutie:
[
ny atao we kristiana amiko, de mpanara dian an'i kristy, dikan'zany manao ze rehetra nataony t@izy tety an-tany :lol:
=D=D=D
71. niryna
(
03/06/2007 06:17)
Mihezaka ny mitia olona no iray voalohany araka ny tenin'i Kristy.Raha say mihezaka isika:
ESORY NY FO FENO FANKAHALANA,FO FENO TEBITEBY.FIHATSARAMBELANTSIHY.
FENOY FITIAVANA NY FIAINANAO.
MIFALY LALANDAVA,MIHIRA MATETIKA ARY MIVAVA MANDRAKARIVA.
AZA MAMALY RATSY NY RATSY,VALIO SOA NY MANKAHALA ANAO.
NA INONA NA INONA TIANAO HATAON'NY OLONA AMINAO DIA MBA ATAOVY TOA IZANY IHANY KOA.
ATAOVY IZAY ZAVATRA TOKONY HO VITANAO ANDROANY.
FENOY FITSIKIANA NY ANDRONAO DIA HANAMPIFALIANA IANAO.
Mila miezaka isika ny hanao ireo santionany ireo dia izay no isany hilazan'ny olona hoe kristiana.
Ampiarina amin'ny fiainana ny tenin'Atra.

72. Fiffi
(
03/06/2007 07:36)
xxx:aiza kosa eh ? de omena tsiny daholo zany zay tsy afaka mankany am-piangonana ?
Eto aho izao dia mahita hoe entina atao excuse daholo izay tiana atao excuse rehefa tsy ho any
73. ikaretsaka
(
03/06/2007 11:21)
fiffi
izay no mahagaga ange e, rehefa tsy afaka mankany am-piasana dia omena tsiny.
fa rehefa tsy afaka mankany am-piangonana dia tsy omena tsiny.
Ny miasa=35h/semaine (ny anareo an) ny sasany aza (ny Be kintana sy ny japonais) mihoatra! lasa foana izao na manorana na manavandra na mand-lanezy, na manjavona na maninona
ny mankany am-piangonana = misy ny fiangonana 1h 30 fotsiny io raha be indrindra, isak'alahady ... tsy afaka! ny andro anefa misy fotoana koa tssaaaaaara bbeeeeeeeeee
Tsy misy fandavan-tena hoe

74. Fiffi
(
03/06/2007 14:08)
xxx:bdb ny antony tsy handehanan'olona any am-piangonana...samy manana ny antony tsy handehanany any ny olona...
tena anisan'ny tsy tiako ilay hoe "tsy voatery ho any am-piangonana" ... Je me méfie toujours des gens qui disent cette phrase .
Inona izany ohatra no antony tsy handehanana any am-piangonana nefa mino ?
Je me méfie toujours des gens qui disent cette phrasefa nahoana kay ?
75. marozevo
(
03/06/2007 23:19)
Ny antony andehanana any am-piangonana koa dia izao :
- Mihaona ao an-tranon'ny Ray ny zanaka.
- Miara-misakafo ary sakafo iray no hivelomana. (Tenin'Andriamanitra mitovy no henoina ary mofo iray no ifanapahana).
- Mifampizara ny fiainany ny samy zanaka.
- Rehefa tapitra ny fihaonana dia tsofin'ny ray rano ny zanany.
Ka raha misy zanaka tsy tonga, noho ny antony samihafa (mety hoe tsy te-ho avy na voasakan-javatra manokana), dia mazava fa tsy mahazo izay tombon-tsoa notovozina tamin'ilay fihaonana izy, saingy tsy mahasakana azy tsy ho zanaka akory izany.

76. Fiffi
(
04/06/2007 09:30)
marozevo:de ampiko hoe :tena hafa kosa aloha ny fahazahoana an'io tombon-tsoa io satria ...fanampiana lehibe tokoa no azo fa hihatrika ny herinandro vao2 indray...
Ka raha misy zanaka tsy tonga, noho ny antony samihafa (mety hoe tsy te-ho avy na voasakan-javatra manokana), dia mazava fa tsy mahazo izay tombon-tsoa notovozina tamin'ilay fihaonana izy, saingy tsy mahasakana azy tsy ho zanaka akory izany.
-Mba ahazahoana hery koh...
-Tena mahatsiaro maivamaivana mivoaka avy eo...(zah manokana aloha io an !)
77. xxx
(
04/06/2007 09:35)
fiffi >>> satria hitàko fa fialàna pà /excuse classique ilay hoe "tsy izay mandeha any am-piangonana no atao hoe mivavaka"
Raha ny hihaona @ Jesoa no halehanao any am-piangonana dia tsy hanembatsembana anao ny olona mitakoritsika sy manao zipo fohy voalaza teo aloha. Mbola variana mijery ny hafa ianao izany matoa ireo no mibahana
Raha izaho no hanontaniana dia "croyant" no iantsoako ireo mino fa tsy mandeha any am-piangonana (fa tsy "chrétien non pratiquant")

78. xxx
(
04/06/2007 09:37)
niryna:
Mihezaka ny mitia olona no iray voalohany araka ny tenin'i Kristy.Raha say mihezaka isika:
ESORY NY FO FENO FANKAHALANA,FO FENO TEBITEBY.FIHATSARAMBELANTSIHY.
FENOY FITIAVANA NY FIAINANAO.
MIFALY LALANDAVA,MIHIRA MATETIKA ARY MIVAVA MANDRAKARIVA.
AZA MAMALY RATSY NY RATSY,VALIO SOA NY MANKAHALA ANAO.
NA INONA NA INONA TIANAO HATAON'NY OLONA AMINAO DIA MBA ATAOVY TOA IZANY IHANY KOA.
ATAOVY IZAY ZAVATRA TOKONY HO VITANAO ANDROANY.
FENOY FITSIKIANA NY ANDRONAO DIA HANAMPIFALIANA IANAO.
Mila miezaka isika ny hanao ireo santionany ireo dia izay no isany hilazan'ny olona hoe kristiana.
Ampiarina amin'ny fiainana ny tenin'Atra.
miala tsiny fa tsy azoko loatra hoe maninona no majuscule (= mivazavaza)
79. Fiffi
(
04/06/2007 10:02)
xxx:io aloha de iray ! ny sujet koh hoe "je suis chrétien mais je ne pratique pas" de tsy azoko ny hidiran'zao am le dinika....sa ve raha manao an'ireo voalaza ireo de sady lasa chrétien no pratiquant ?
miala tsiny fa tsy azoko loatra hoe maninona no majuscule (= mivazavaza)
80. ari.malala
(
04/06/2007 12:46)
xxx:
Raha ny hihaona @ Jesoa no halehanao any am-piangonana dia tsy hanembatsembana anao ny olona mitakoritsika sy manao zipo fohy voalaza teo aloha. Mbola variana mijery ny hafa ianao izany matoa ireo no mibahana
@ maha olombelona kosa voasarika iany ilay maso adala alo e! za manokana alo tafintohina be raha mahita toy izany any ampiangonana e! fa tsy mahasakana ahy akory izany tsy hoany. Fa misy ny olona ireo no ataony manakana azy tsy hoany intsony, mety koa tafintohona noho ny nataon'ny mpitarika iray tao ampiangonana izy ohatra... cas efa mpitranga aby tsinona ireo teneniko ireo, ary hitako matoa teneniko, tsy mitranga amiko fa @ olonkafa.